Atao lavanty ny fitaovam-panjakana

1. BOYSGOSS ( 17/04/2009 06:31)
Amin’ny zahako zao manoratra izao dia aleo ambara amintsika eto amin’ny forum fa dia efa navoakan’ny HAT ao amin’ny CDE (Controle de Depense Engagé) sampana iray ao @ finance ny lisitr’ireo fitaovam-panjakana ataon-dry zareo lavanty ka ohatra amin’izany ny fiara Peugeot 406 tokony à la disponibilité-n’ny Directeur-n’ny Finance ary ny vidiny hiaingana @’izany lavanty zany dia Ar. 1,600,000.

Raha tena misy ny fitiavan-tanindrazana sy fahaiza manao dia tokony ireo 4x4 vaovao be izay nafaran’ny Filoha Marc RAVALOMANANA no tokony hanaovana fifanarahana @ Toyota RASSETA na concessionaire-na automobile iray tahaka ny MADAUTO zay namatsy vola izao fanonganam-panjakana izao ny hamarotana azy ireo zay tsara vidy kokoa noho ny occasion saingy tsy izany no misy fa dia ireo membre ao @ HAT sy ny CAPSAT no mi-geste amin’ireo fiara 4x4 ireo amin’izao.

novalian'i xxx ny 17/04/2009 16:19
2. xxx ( 17/04/2009 07:06)
Ary angaha adinon'i ra big ilay tany varo-boba nataon-dra8 any @ faritra varatra iny,3 Euro/ m2. Ary maro ny vahiny no efa nahazo tany any. Misy aza mahazo nosy iray mihintsy any @ faritra avaratra andrefana iny. ka izay 405 no atao mampalahelo.
3. rabaradaka ( 17/04/2009 07:13)
Ny marina de zao dadatoa, tsy misy vola intsony ny TGV. Tao amin'ny Banky Foibe aho omaly de nilazan'ireo namana directeur ao fa hahita loza ny économie malagasy atsy ho atsy raha mbola TGV no eo. Ny Frantsay anefa tsy tehahalala fa dia ny hamotika an'i Gasikara
4. xxx ( 17/04/2009 07:17)
ny koposaty tontakely reny anie ry zalah efa tsy nahazo karama nampanatenain'i tgvendrana de reny no takalony 4X4
aza be tsaho elah xxx1,tany tsy vita borne daholo reny kozin-dragah reny tsy mitombina iny aloh
5. xxx ( 17/04/2009 07:23)
xxx3 tsy vita born hoy ialahy nefa efa misy trano be sy hotely mitsangana eo amboniny. Ary tsy hoa azon'ialahy moramora intsony ireny na dia manana faninirina any hanana azy elah gasy tompom-tanindrazana.
6. penguin ( 17/04/2009 07:49)
Na hitsipatsipaka eo aza dia ONGOTANA NY TGVENDRANA.
7. BOYSGOSS ( 17/04/2009 08:02)
xxx:

Ary angaha adinon'i ra big ilay tany varo-boba nataon-dra8 any @ faritra varatra iny,3 Euro/ m2. Ary maro ny vahiny no efa nahazo tany any. Misy aza mahazo nosy iray mihintsy any @ faritra avaratra andrefana iny. ka izay 405 no atao mampalahelo.

Mba mahaiza manavaka zavatra, ny an'ny DAEWOO logistic dia tany natao hanaovana projet mba hanomezana asa ny Malagasy, ampidirana vola vahiny satria mazava ho azy fa aondrana ny vokatra eo ary manginy fotsiny ny fotodrafitr'asa ara-tsosialy tsy maintsy ataony tahaka ny Sheritt nanamboatra centrale electrique miodina amin'ny "huile lourde" sy "vapeur", ary raha tanteraka iny dia Madagascar no firenena afaka mifanampy ny Amerikanina @ famatsiana katsaka eran'izao tontolo izao izay mbola tsena ara-barotra malalaka be.
Raha manana tany enao ry xxx ka mipetraka fotsiny, zah anefa manana projet amboly anana eo ohatra, hifanaraka isika ka hoy zah hoe : hofefeko ny tokotaninao ary asiako vavahady tsara tarehy ary rehefa mivarotra io anana io zah dia hisasahana ny tombony hanaiky enao sa tsia ny taninao anefa tsy hitanao zay ampiasaina azy fa hikakazan'ny alika fotsiny.
NAMIDY AHOANA MOA IO TANY SA NAKANY ANGADY DIA LOHARANY DIA NENTINY AVION DE TONGA TANY COREE ????

8. nalison ( 17/04/2009 08:43)
aza omena tsiny ireo tgviste ireo é.efa lany ny zavatra norobaina dia manomboka mivaro-pananana amin'izay.
ianao manao hoe tany be lafon'i ra8.mba manaraha vao2 vao mba miteny
manofa ireo vahiny ireo no eto .fa ny an'i tgv mivarotra tsotra zao
aiza koa fiara ampiasaina ao aminao no amidy .maninona aloha raha ilay 4x4
vao azon'ingahy minisitra be molotra iny no natao lavanty voalohany?
sa iny no mba fiara tsara2 ao aantanana azoana manindry ny mpiray monina
tsy menatra .
Nilaza ratgv fa nisy ny gaboraraka teto hatramin'izay .
amin'izao footoana izao anefa na ny môly aza efa mandeha tsy mifono fa misy mivarotra @ kapoaka
MBA MENATRA /MBA AMPIANARO NY ZAZA HIAINO ANGANON'I ELEONORE
RASOLOFOMANANA HOE "INDRAY ANDRO DIA NISY IZANY FANJAKAN'NY BAROA IZANY"
9. xxx ( 17/04/2009 16:19)
Hoy ra big

hoy i ralison

TSY RESAKA DEAWOO ZANY RY DADATOA FA RESAKA HAFA MIHINTSY A! MBA MANARAHA VAOVAO LETSY FA AZA NY TITRE FOTSINY NO VAKINA. RESAKA EFA NANDEHA T@ TF1 MIHINTSY ILAY VARO-BOBA TANY ANY @ FARITRA AVARATRA, NOSY BE , DIEGO SY NY MANODIDINA KA 3 EURO NY M2 . ARY EFA BETSAKA NY NAHAZO. MISY VAHINY MANANA NOSY IRAY MIHINTSY. DEAWOO IHANY NO FANTATR'ILAHY.

ARY ILANATSINY FA TSY TIM NA TGV NA AREMA NY TENANANAY FA MPANKAHALA AZY IREO KOSA.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0407