HOMBOY TGV-HOMBOY TGV-HOMBOY TGV-...

1. BOYSGOSS ( 21/04/2009 06:57)
Hita zao ny tsy fahazakan’ny fanjakana nalaina an-keriny zany atao hoe demokrasia zany, tsy zone rouge Anosy saingy dia novonoina ny vahoaka mitaky ny ara-dalana ary olona ndeha hanatitra taratasy fangatahana fanazavana ny antony nanakatonana ny Radio Mada no tsenaina @ basy.
TSY MIJANONA TSONY IO FA EFA NISY RA LATSAKA ARY TSY HANAIKY ZAHAY KA NA BASY MIPOAKA NA TAFONDRO HIREFOTRA DIA TSY MISY MIHEMOTRA TSONY EO.

Ho an’I Mpianatra Ankatso rehetra (DEGS, FLSH, FAC SCIENCE, AGRO, MEDCINE, ENS) sy ny mpianatry ny Polytechnique Vontovorona tadidio ry zandry isany fa t@ andron’i Filoha RAVALOMANANA vao mba nandray zany bourse 3/3 zany ny mpianatra fa taloha dia 1/3 raha vao tsy mahazo mention fa passable fotsiny. Ary taloha dia 68 500 fmg ny bourse ary raha nangatahana fisondrotana io dia 6500 fmg no nasondrotr’I Ratsiraka sy ny forongony.
Rehefa tonga teo @ fitondrana ny filoha Ravalomanana dia lasa 150 000 fmg ny bourse farany ambany ary miakatra arakaraky ny «année d’etude « zany, ny equipement raha 150 000 fmg t@ andron-dRatsiraka dia lasa 250000 fmg zany rehefa Filoha RAVALOMANANA no lany.

Efa henjam-pihetsika ny mpanohana ny ara-dalana koa hamafiso ny tolona ry zandry hisany satria raha I Radomelina no eo dia tsarovy fa na vola handoavana bourse ary tsy hisy intsony ny projet fanamboarana «cite universitaire» zao nijanona.

Tadidio fa zahay ry zandry isany niady an’izany ka tohizo ny tolona fa sika miaraka foana.
Ho an’ny TGVendrana ato @ serasera dia zao, midina @zay dia ndana arovy ny panneaux publicitaire-n’ny filohanareo fa maro izy ao no simba ary mbola hosimbainay, dingana manaraka SAVONNERIE TROPICAL, VIVA.

Raha I Boysgoss dia tsy ho hita eto @ serasera tsony nefa kosa manatena fa hifanehatra @ foza orana sy ny TGVendrana miaraka @’ireo herimpamoretana ka sur terrain @zay zany ho an’izay mahasaky fa tsy voatery eto foana.

MISY ZAY ILAINA ATY NA SAINA NA SANDRY KA MIDINA ENY AMBOHIJATOVO RAHA SAHY FA TSY ATO TSONY NO MENOMENONA FA NY AN’I LISANY FILOHA EFA LOW-BAT RA TGV SADY TSY MAHAZO RESEAU KA TSY FATATRY NY ANY IVELANY.

TSY MBOLA NISY FIRENENA VAHINY NA DIA IRAY ARY NILAZA FA DIA TGV NO FILOHA FA DIA RA8 IHANY NY AZY IREO.

:evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
répondu par tsiafoi1 le 21/04/2009 09:08
2. tsiafoi1 ( 21/04/2009 07:05)

HAT RAVA RAVA RAVA RAVA

Mandrovi-tsihy fa kely sisa andron'ny devoly e

3. xxx ( 21/04/2009 07:09)
Hihintsana ohatry ny voankazo LO fotsiny sisa !!!
4. ravalotgv ( 21/04/2009 07:11)
raha raikitra ny fifamonoana tandremo sao tsy voajanona rehefavieo an zahay mpitazana fa tandremo tsy hipitika aty ny rà

rotsksss rotskssss

snifff
tcroufffff


8) 8) :@ :@ :@ :@
5. xxx ( 21/04/2009 07:31)
ry ravalotgv itony ilay tsy misy hazon-damosina na kely aza , izay anaovan'ny olona azy fotsiny : à gauche ... dia à gauche, à droite dia à droite ...ntssss
6. andrywui ( 21/04/2009 07:31)
HOMBOY TGV-HOMBOY TGV-HOMBOY TGV-...
RE- hi !hi! hi! hi! hi! hi! hi ! hi !hi! hi ! (le 21/04/2009) à 09 :30°

hosana ! hosana hosana !

7. ravalotgv ( 21/04/2009 07:37)
hihihihi oay sann aa oayy sannnn a


snifff
tchroufff

:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
8. majakely ( 21/04/2009 07:38)
aza hatao hosana zany ee fa tsisy hidiranizany eo eee!!¨fouah fouah ,,Eka ouzyyy!!!!!!!
9. tsiafoi1 ( 21/04/2009 07:53)

RAVA TGV - RAVA HAT - RAVA TGV - RAVA HAT - RAVA TGV RAAAAAAAAAAVA

Amen amen amen amen amen !
10. halloween ( 21/04/2009 07:59)
hosana tgv hosana tgv hosana tgv
11. tsiafoi1 ( 21/04/2009 08:20)



[size=13px]RAVA HAT - RAVA TGV- RAAAAAAAAAAAAAAAAAVA HAT[/size]
12. essera ( 21/04/2009 08:53)
10. Mpandefa : tsiafoi1 [ Valio ] 21-04-2009 10:20:05
Lohateny : Re : HOMBOY TGV-HOMBOY TGV-HOMBOY TGV-...
RAVA HAT - RAVA TGV- RAAAAAAAAAAAAAAAAAVA HAT

Tandremo fa miakatra be ny hafananao, may ny thermomètre
13. tsiafoi1 ( 21/04/2009 09:08)
Tandremo fa miakatra be ny hafananao, may ny thermomètre


Tsisy thermomètre may zany gona a, nareo ve nianatra sa tsia e???

Ahirato ny saina raha jamban'i TGV ny maso sy ny fo :
TOTAL + SHELL an'i Frantsa - JOVENNA an-dry Karana Ben Laden sy ny tariny. Na de efa nidina ambany be aza ny vidin'ny solika eran-tany, Nahoana ireo no tsy nampidina vidina solika mihitsy, raha fony teo @'ny fitondrana ny Filoha Ravalomanana ??? Valiny : Satria te hanakenda an'i MAGRO @'ny vidin'entana, fa efa nofehezin'ny MAGRO daolo manko ny PPN sy ny tariny rehetra.

Tsy nahita irika intsony ny orinasan-dry Ben Laden rehetra (afatsy SIPROMAD sy MAKIPLAST), fa efa nanomboka voafehin'ny malagasy tera-tany (MAGRO - BLUEPRINT - TIKO - IMADA - JOCKER...) ny bizna rehetra. Hany herin'izy ireo nividy maivan-doha mba hamadika tanindrazana. Tsy asiana analyse na kabary be fa mandehana mijery tsena sy miditra grande surface, de jereo ny marchandises mivelatra rehetra eny, fa entana vahiny sy an'ireo orinasa vahiny daholo sisa no mivelatra eny (sauf Savonnerie tropicale). IZA IZANY NO NAHAZO TOMBOTSOA TAMIN'INY COUP D'ETAT INY = Valiny NY VAHINY.

Vao nitsangana indray ny TIKO OIL, niditra actionnaire @'ny fitrandrahana petrole any Bemolanga, izany no natao de mba hahafahana mifehy ireo compagnie petrolier vaventy ireo, de niafara @'izao fanapotehana ny tompony izao ny tantara. Vokany = Manjaka tokana ny vahiny fa efa lavo ilay mba hany malagasy tokana afaka hifaninana.

TSY HITSAHATRA NY TOLONA ARY TSY MAINTSY MANDRESY, TSY AVELA HANJAKAN'NY VAHINY NY FIRENENA.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1035