VAO2 FARANY AVY @ MPAMATATRA NY TOETR'ANDRO
1. BOYSGOSS
(
05/02/2009 12:47)
Vaovao farany azo avy @’ny mpamatatra ny toetr’andro
Misy faritra andro ratsy niforina tao @ jaridain’Ambohijatovo ary efa niazo ny distrikan’ny 13 mai izy zao ary nomena anarana hoe Andry izy io, marihina fa tsy mihetsika firy ao @’io distrikan’ny 13 mai io ity andry ratsy ity (andro rasty mantsy e) ary mitondra tsaho 2009 isan’andro izay arahina milisy.
Marihina fa efa nandrava zavatra maro teny @’ny manodidina ity distrika 13 mai ity izy io ka olona an’arivony no tsy an’asa ary zavatra mitetina amina tapitrisany maro no simba sy voaroba.
Marihina fa mitady hanohy ny diany miadana @’ny faritra manerana ny nosy izy ity ka ny faritra Antsiranana no saiky nisy azy teo aloha teo
Efa mihena moa ny herin’ity Andry (Andro mantsy e) ratsy ity ka ho levona an-tanety izy afaka andro vitsy na izany ary dia hilazana ireto faritra ireto mba ampiantra ny ny fepetra momba ny loza mitatao mety ateraky ny tsaho sy ny milisy entin’ity andry ratsy ity..
1- Distrikan’ny Tifandrosoana
2- Disatrikan’ny Limpivoarana
3- Ditrikan’ny Mitsinjotaranaka
4- Distrikan,ny Manajalalana
5- Distrikan’ny Tiafilaminana

novalian'i tsiafoi1 ny 05/02/2009 14:22
2. xxx
(
05/02/2009 13:17)
BOYSGOSS:

AOKA IZAY ITY FANDRANGITANA ETSY SY EROA ITY E ! tsy ahitàna soa
3. MANAKASINA
(
05/02/2009 13:39)
misaotra fa milay ilay meteo, ko iangavina isika tsihisy hivoaka ny trano ny asabotsy izao,
4. xxx
(
05/02/2009 13:59)
io r'zalah, na aona na aona. na iza na iza no eo. isika MALAGASY mihintsy, tsy ankanavaka no tokony hiova a.
TSIRANANA=RATSIRAKA=ZAFY=RATSIRAKA=RAVALOMANANA=ZE HIDITRA EO NDRAY=SY NY MANARAKA REHETRA
Zay foana no hitranga eto @tsika, raha tsy miova hatrany ifotony, na ny fanaovana politika io, na ny toe-tsaina io, ny retraretra mihintsy é.
tsy i lafrantsa, tsy i zamerika, tsy i rainiboto, tsy iza, tsy iza, no afaka hanova antsika. FA ISIKA IRERY IHANY. ny hafa mpanakorotana, satria isika manaiky hakorontana. ndana ngé mbo korontany reo, raha tsy asa fotsiny é? raha sahy koa moa, hahaha.
na ovaina tahak'n'inona eo aza ny contitution, na hanaiky fa ny president @zao fotoana d lanim-bahoka tokoa, ka tokkony harovana hatr@farany. rehefa tsy hiova isika, d ny eo ihany no eo.
mbo fampieritreretana é!!!
na hisy cyclone, na hisy inn, rehefa tsy hiova isika bainn, ny eo iany no eo a!!!!!

5. xxx
(
05/02/2009 14:06)
ANY AM 13 MAY ZANY NY FTONA HO ANY ANTANANARIVO
MIANDRY ZAHAY ATY AM FARITRA E, EFA MAY NY HAHITA AN'LE ANDRY E,
TONGA SOA IZY ZANY KOA, raisinay tsara mintsy ka

6. nyavo2000
(
05/02/2009 14:19)
Mlay leitsy BOYGOSS an!
Tena marina ilay ohatra nataonao....TOHIZO e! HO BE NY HIVONTO ORONA ETO ANDROANY :-D :-D :-D