Fandraisana
Sokajy
Hisoratra anarana
Hiditra
Mangataka tonokiran' i Tsimoka (Samy mamoy)
1. Desperado
( 02/04/2007 14:20)
Mba mangataka ilay tono- kira -ny Tsimoka (Samy mamoy) iny izay mba manana...
Raha tsy nilaza aho angamba dia diso
Fa ianao no to mafiloha...
Fitia avy ka atao risoriso ...(Hatreo ihany no haiko ....)
Misaotra betsaka e !
Hamaly
novalian'i
herytdd
ny
03/04/2007 19:26
2. lanto
( 02/04/2007 18:22)
Ampiopio kely hoe ? :-)
Hamaly
3. herytdd
( 03/04/2007 19:26)
tena mbola tsy hita ilay k7fa azafady
Hamaly
1
Hamaly
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0738