Mitadi sipa za
1. hajarivo7
(
02/04/2007 10:25)
zao ni momba ànà : lehila 1m70,75kgs;28ans ,zara2 hoditra, tsotra volo,mipetraha eto Antananarivo
. ni OL tedaviko de fotsi na zara2,tsotra volo sadi lavavolo ,mba valio ri reto a .
. ni OL tedaviko de fotsi na zara2,tsotra volo sadi lavavolo ,mba valio ri reto a .
novalian'i Aino ny 06/04/2007 19:15
2. kelly13
(
02/04/2007 10:58)
mazotoa mitady e
za ao anaty critere tedavinao fa saingy za tsy mitady sipa na bandy :°):°):°)
za ao anaty critere tedavinao fa saingy za tsy mitady sipa na bandy :°):°):°)
5. dadie
(
02/04/2007 11:22)
tena sipa marina no tadiavinao fa vo nisoratra anarana androany enao d nitady fa ra efa namana ato enao na manana namana ato tsy nanao io fitadiavana io lol
maereza mitady e
kelly13> soa iany aki fa tsy ao am lé kritera za
maereza mitady e
kelly13> soa iany aki fa tsy ao am lé kritera za
7. tslem
(
02/04/2007 11:23)
firy kilao d fir metatsa d firy anaka:-D:-D:-D (lé tedavina io an) zah mantsy mpanao intérmediaire gaigy b fa tedavako enao :)
8. dadie
(
02/04/2007 11:29)
karinah,tslem> kayyyyyyyyyyy mo zany mbola ao am kritera daolo oatran'ny ho sarotra am ranamana iany ny itady reo rehetra reo an
NB i hery mpiandraikitra zao miome fotsiny maita io oul io am tena vrai pseudo any lol
NB i hery mpiandraikitra zao miome fotsiny maita io oul io am tena vrai pseudo any lol
9. kelly13
(
02/04/2007 11:43)
dadie>mety oe efa namana efa ela teto v io? tena decue b za zany hihihihihi
10. karinah
(
02/04/2007 11:45)
dadie> :-D:-D:-D:-D, dia tokony izy aloh ny hipoitra 1°:lol::-D:-D:-D:-D:-D:wink:
11. hajarivo7
(
02/04/2007 11:46)
ela aza mampime ri tslem fa tssssssssss ; de za somari matavi fa keli ri Karinah , le tedaviko ndri eo @ 54 kg eo
15. hajarivo7
(
02/04/2007 12:00)
tena efa ela za no tato ri Dadie fa tsi vao nisoratra anarana vao androani
17. Vahinala
(
02/04/2007 12:12)
hajarivo7 > Ohhh d mazotoa mitady zany ko, ao fa anaovana fanentanana enao !
20. hajarivo7
(
02/04/2007 13:27)
ni tena nidirako tato alou de zao e nitadi tononkira fotsini de zai , avi eo nandende tato de nahitani zavatra de niditra ; tena vao2 be zani za ato a ,
eni e sotra antsika alou namali e
eni e sotra antsika alou namali e