zanaky bainina

1. salmo1 ( 08/04/2007 02:17)
T@ indray mande zay nande nanao vakanse, herinandro izaho sy bainina, tany ampovoany Espane. Satry ilay Ray sy Reny notsidianay de manana zanaka nantsangana malgasy 3ans sy 2 ans eoeo... ary izy roa lahy nantsangana de manana zokivavy vazaha 15 ans eoeo.

Ity ilay tovovavy zokiny ilay zaza 2 lahy nantsangana.
Tsy aiko ra izaho no mamorona... fa tsy nitsahatra nijery ahy izy, ÔTRANY HAMPITOVIHANY NY ENDRIKO SY ENDRIN'NY ZANDRINY 2 LAHY... Vao nojereko ny masony de mangarika be, ôtrany oe lasa saina zany kle^:^

Rehefa hitany baininay ny adalany le tovovavy teo alohany baininy. De hoy i bainako: Elah anga mbola tsy ti hanana Fiance:?:




novalian'i pissoa ny 10/04/2007 20:45
2. paris10 ( 08/04/2007 18:23)
manahirana b le tantaranao zany !tandremo fa sao .....mitadiava rangaha hafa sao masosotra n'i bainina a!
3. tynah ( 09/04/2007 14:29)
oka hilamina ry Salmon fa sao zaza tsy tia mainty zany ah, sao rasisita zany koh hanahirana ,inona no antony nahatonga azy nangarika?
4. salmo1 ( 09/04/2007 23:01)
tynah: izy aza miresaka amiko ato @ msn ato de ra vao manontany aho de tapatsinay fôna izy.

sal dice: -hola wapisma!

izy dice: -Hola k tal?

sal dice: -bien y tu?

izy dice: -tmb gracias

sal dice: -bueno, tngo k ir

izy dice: -:oops: ya?

izy dice: -espera guapoooooooo!

sal dice: -k kieres?

izy dice: -nada, clic aqui ;-)
5. Fiffi ( 10/04/2007 07:30)
6. Vahinala ( 10/04/2007 08:06)
:twisted:
7. xxx ( 10/04/2007 08:15)
za ve tsy efa miteny an'ingahy fa mila greffer na atidohana rajako ingahy ?

tena miha vendrana andro aman'alina mampangoraka ingahy.

inona izao no intérêt-n'io resaka io ? anga voatery mahalala spanola daholo ny olona ry salmola be zesta ?

Vao nojereko ny masony de mangarika be, ôtrany oe lasa saina zany kle


mety hoe kivy be izy hoe "dia ho kaondrakaondrana hoatr'ity salmola ity ve ireo zandriko ireo ?"
8. salmo1 ( 10/04/2007 09:07)
xxx:
tena miha vendrana andro aman'alina mampangoraka ingahy.
:°):-D=))
9. rush ( 10/04/2007 09:32)
hasio fisainana hiany ry salmo ny dinika halefanao fa mahasorena!
10. xxx ( 10/04/2007 12:06)
rush: aza miresaka aminy ntsony
11. xxx ( 10/04/2007 13:33)
xxx:

mety hoe kivy be izy hoe "dia ho kaondrakaondrana hoatr'ity salmola ity ve ireo zandriko ireo ?"



:-D:-D:-D:-D
12. Aino ( 10/04/2007 14:50)
fa anga hono salmo bogosy be araka ny lazainy hoe guapooo no hatr@ zanaky bainina avy no tara!!
13. salmo1 ( 10/04/2007 16:12)
Aino:
fa anga hono salmo bogosy be araka ny lazainy hoe guapooo no hatr@ zanaky bainina avy no tara!!
zay sipa vaza miteny ahy bogosy kou ve ranga de asindry Aino olana, nefa izy koa efa mba niteny ahy goapoo ihany:°)

Vehivavy tahakanao re izy Aino ah:-*

Tsy hitako zay ho hataoko le, nefa izaho sy Aino tsy mpifankaty fa mpinamana fotsiny:? Tsy de mazava mihintsy ny mitranga fa de noteneniny ny avokoa tsiambarateloko ^:^
14. tynah ( 10/04/2007 18:59)
in ny dikan'ireo teny ireo ry salmo1? zahay eto mantsy gasy kely doly kah to lasa mijery baolina fotsiny!
15. paris10 ( 10/04/2007 20:09)
ahahaha ry salmo e!soa fa misy anao hampihomehy anay eto!:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
16. sakaizakely ( 10/04/2007 20:30)
paris10> tsy hainao ve hoe mythomane izy io ? Tara aminy daholo ny vhv rehetra sady mikoty azy daholo :-D:-D:-D:-D
aleo tokoa imehezana
17. salmo1 ( 10/04/2007 20:33)
sakaizakely:
Tara aminy daholo ny vhv rehetra
i pach kou zany ao anatiny:?::-D zany ve tsy hilay kle:?:
18. pissoa ( 10/04/2007 20:45)
:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1783