joyeux anniversaire dadie

1. ftma ( 09/04/2007 10:41)
Joyeux anniversaire copine, Mirary ny soa indrindra ary ho tratr'antitra e , :-*:-*:-*
novalian'i ftma ny 18/04/2007 21:51
2. kelly13 ( 09/04/2007 11:01)
joyeux anniversaire dadie cool, kisss njy
3. mandrak ( 09/04/2007 11:24)
Dadie
4. xxx ( 09/04/2007 11:46)
Miarahaba daddie zany koa
5. vale ( 09/04/2007 11:51)
JOYEUZ'ANIV Dadie!:D bisousss be de beeeeee, de manaova fety mamy be!!(l):-*(l):-*:-*:-*:-*
6. sitlo ( 09/04/2007 12:02)
:-*:-*:-*
7. cutie ( 09/04/2007 12:08)
bon anniversaire dadie :-*:-*:-*:-*:-*
8. mits ( 09/04/2007 13:39)
happy birth dadie!!!:-*:-*:-*
9. fasaly ( 09/04/2007 13:53)
daddieeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee! bonnaniffffffffffff:-*:-*:-*:-*:-*:-*
10. ftma ( 09/04/2007 14:20)
dadie variana manao fety dia na ny phone aza tsy valiany :(
Miandry gateau isika izany (raha mbola misy :lol:)
11. vale ( 09/04/2007 14:52)
:-D:-D:-D, rah mbola hisy marina!! ihihihihi:°)
12. simplex ( 09/04/2007 16:08)
:-*:-*:-*
13. Vahinala ( 09/04/2007 16:17)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/0017.gif[/IMG]
14. Tokinao ( 09/04/2007 16:56)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/0017.gif[/IMG]
( tsy maka tahaka aho fa mindrana a :lol: )

15. Fiffi ( 09/04/2007 20:39)
bon annif dadie :-*:-*
16. dadie ( 10/04/2007 06:41)
waouhhhhhhhhhhhhhh misaotra betsaka daolo reto a,tena tsy nampoiziko
merci ftma d merci any namana rehetra
:-* :-* :-*
faly b za (l),
17. hary1236 ( 10/04/2007 06:58)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/AFTER_%7E1.GIF[/IMG]

tratrin'ny taona nahaterahana dadie aaaaaa:-* :-*
18. bimanoa ( 10/04/2007 07:08)
annif n' i dadie v ! tara indray aho izany !
bon annif dadie d mirary ny soa idd e ! ny arahaba atolotra d atao toy ny arahaban-dravoninkazo, hotsidihan' ny lolo marevaka, hovangian' ny reny tantely , ho tojo ny fahamamiana, ho sendran' ny fahasambarana ka ny andon 'ny lanitra sy ny tsiron' ny tany anie hirotsaka aminao hatrany ! ( mba asiana siraMAMY kely, hihih ):-*
19. xxx ( 10/04/2007 07:15)
:-*joyeux annif eeeeeeeeeeeeeeeee:-* na d tsy fantatro koa aza enao
20. Fiffi ( 10/04/2007 07:27)
tsy voatery hoe fantatra le namana alohan'ny hiarabana azy kah ! ohatran'io nataonao io ry xxx :)tsara kah ! :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0882