joyeux anniversaire dadie

41. tsiafoi1 ( 11/04/2007 15:26)
Da fety be da fety be izy zany an !!=D=D
Bon anniversaire aky ndry!
Dia hoy ny Salamo hoe : "Mampianara anay hahay anisa ny andro iainanany, azonay fo hendry". Koa mitomboa fahendrena zany aky ny firariantsoa, ary mahazoa zay irina ka tsara indrindra e! :-*
42. tsiafoi1 ( 11/04/2007 15:41)
andraso kalongany fa saika adinoko le cadeaux sns e!!
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/gateau3.gif[/IMG] Miam!!
43. bozylove ( 11/04/2007 16:50)
dadie , ny aty miandry an'ilay gato réel an fa tsy virtuel hihihi
[size=13px]efa tafaverina Bozy hanao fety be isika 8)feti tsakafo hihi:P 8)[/size]

lazao izay tiny toi

gros :-*
44. bimanoa ( 12/04/2007 06:14)
Dadie : ampisehoako ny talentako mihitsy kah,:wink:
mitovy hevitra @ bozylove :
dadie , ny aty miandry an'ilay gato réel an fa tsy virtuel hihihi

45. dadie ( 12/04/2007 06:51)
bimanoa> refa mifanena tena asiana lé tena izy ka....enga anie akia a:-* :-*
46. dadie ( 12/04/2007 06:52)
tsiafoi1> biz dry:-*

bozylove>miandry ny fiverenan'i toi ka....:-*
47. dadie ( 12/04/2007 06:54)
ftma>[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Transports/minibateau.gif[/IMG]io kosa v d mbola zakan'ny rivotra any aminareo?
48. radamaoa ( 12/04/2007 07:56)
bonaniv dadie ,d mazoha ze irina ooooo:-* :-* :-* :-*
49. dadie ( 12/04/2007 18:36)
Mpandefa : glamoor [ Valio ] 11-04-2007 12:29:13
Lohateny : Re : joyeux anniversaire dadie
slt! marina mihitsy ny tenin'bozylove e!de jouyeux anniversaire e!de ho lava andro hiainana eto amy serasera e!

hi hi hi hi dry ty an ,aona ki zany mba kely sisa e ny taona mé mandroso lol
50. ambibao ( 13/04/2007 17:49)
:-*mbola tsy tara @ fety v e ! ke de bone wa e !!!!
51. radamaoa ( 15/04/2007 17:59)
nanao aona ny fety oooooo biz:-* :-* :-* :-* :-* :-*
52. marimar1 ( 17/04/2007 13:38)
tratrin'ny fety o ,d mahazo ze irina
53. infinity ( 18/04/2007 17:39)
Joyeux anniversaires koa Dadie! Mirary soa hatrany e! Bizzzz!
54. dadie ( 18/04/2007 18:11)
ambibao> misaotra ke d bonne an:lol:


ramadoa> nahafinaritra ka tonga nareo hihihi:oops:
55. dadie ( 18/04/2007 18:13)
marimar1>misaotra betsaka e:)

infinity> donakely an ....:P
56. ftma ( 18/04/2007 21:51)
infinity kosa efa tara be e :wink:
joyeux non anniversaire copine :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.0411