joyeux anniversaire dadie

21. fleurdedago ( 10/04/2007 08:16)
miarahaba andry koa ny tenako :)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/annif01.gif[/IMG]
22. Fiffi ( 10/04/2007 09:16)
hummm.....ary be namana vao2 mahay zavatra ato zany an ! humm.....milay kah ! :)
23. tywa68 ( 10/04/2007 10:08)
bon anniv dadie d mahazoa izay irina e ! :-*
24. Aino ( 10/04/2007 10:42)
dia faly miarahaba any dadie @(l)feno fitiavana koa!!:-*:-*
25. ANARIM ( 10/04/2007 12:25)
omaly mbola nanasa lamba d androany vao tafandalo,
mino aho fa tsy hanome tsiny njiko kala dadie, d manantitra ny firariantsoa bobaka b,oroka mamy dia sois heureuse! :-*
26. bozylove ( 10/04/2007 14:32)
[center][size=13px](l) BONNE ANNIVERSAIRE MADAMA KELY (l)[/size][/center]

Vaut mieux que tard hoy ny fitenimbaza izay :-)
Dia mitombo taona iray indray izany 8) :D.

[size=13px]Ho azo izay hirina rehetra e! indrindra mba ho tafita ny ankizy sa ahona hoy Toi :-)
gros :-*[/size]

:-) 8) (l)

Hitondrako cadeau toi efa tafaverina avy any tany lavitra aho e , fa miandry kely toi ;-) 8)
27. fijo ( 11/04/2007 04:48)
dia arahabaina koa izany fa dia tratrany e.de hotratry ny manaraka rehetra ihany koa
28. dadie ( 11/04/2007 08:56)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 09-04-2007 13:46:02
Lohateny : Re : joyeux anniversaire dadie
Miarahaba daddie zany koa
Mpandefa : xxx [
Valio ] 10-04-2007 09:15:03
Lohateny : Re : joyeux anniversaire dadie
joyeux annif eeeeeeeeeeeeeeeee na d tsy fantatro koa aza enao

misaotra betsaka e, misaotra anireop nampiseo ny pseudoany ko:-*

[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Respect/0020.gif[/IMG]
29. dadie ( 11/04/2007 08:59)
Mpandefa : bimanoa [ Valio ] 10-04-2007 09:08:39
Lohateny : Re : joyeux anniversaire dadie
annif n' i dadie v ! tara indray aho izany !
bon annif dadie d mirary ny soa idd e ! ny arahaba atolotra d atao toy ny arahaban-dravoninkazo, hotsidihan' ny lolo marevaka, hovangian' ny reny tantely , ho tojo ny fahamamiana, ho sendran' ny fahasambarana ka ny andon 'ny lanitra sy ny tsiron' ny tany anie hirotsaka aminao hatrany

hay v dry ty ry bimanoa mahay poezy b oatranio e merci akia a:-*[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Musique/0012.gif[/IMG]
30. dadie ( 11/04/2007 09:01)
Hitondrako cadeau toi efa tafaverina avy any tany lavitra aho e , fa miandry kely toi

bozylove miandry za d bonne vakansy toi zany e,[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Nature/0141.gif[/IMG]
31. ftma ( 11/04/2007 09:22)
dadie: :-*:-*
Miandry gateau sy champagne :wink: (champomi mantsy)
32. dadie ( 11/04/2007 09:27)
Mpandefa : ftma [ Valio ] 11-04-2007 11:22:39
Lohateny : Re : joyeux anniversaire dadie
dadie:
Miandry gateau sy champagne


andraso asaiko andefasan'i fiffi gato ato aza sika e ,hany an :-*
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Manger/0038.gif[/IMG]
33. glamoor ( 11/04/2007 10:29)
slt! marina mihitsy ny tenin'bozylove e!de jouyeux anniversaire e!de ho lava andro hiainana eto amy serasera e!de ho ambin'Andriamanitra amy 'zay atao e!de rovina zany isika ato amy serasera no hanao fete e!hiiiiii :-*
34. Fiffi ( 11/04/2007 10:35)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/F%EAtes/feux-artifices-2748.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/F%EAtes/gateau1.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/F%EAtes/gateau3.gif[/IMG]
35. dadie ( 11/04/2007 10:51)
efa io ny gato fa miandry ny mbola tsy ao ka andraso tonga d prérareko ny musika ary e lol....
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Musique/0012.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Musique/0017.gif[/IMG][IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Musique/0014.gif[/IMG]
36. dadie ( 11/04/2007 10:53)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/0017.gif[/IMG][IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/0024.gif[/IMG][IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/0023.gif[/IMG]
37. ftma ( 11/04/2007 10:54)
Misaotra an'i fiffi
Dadie: ny ahy copine ilay tena izy no andrasako an, za mandray bus de tonga any :wink:
38. dadie ( 11/04/2007 11:04)
laiko copine e ,mandray amorondrano[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Transports/canoe.gif[/IMG]masina tsika an
39. ftma ( 11/04/2007 11:54)
copine: tsy ho tonga any Nice amin'io fa be rivotra ao Villefrache :wink:
40. princesseN ( 11/04/2007 14:11)
de joyueux anniverssaire e!:P:P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0978