Soava dia

1. Bita ( 09/04/2007 09:29)
Mino aho fa nandalo Paska sambatra isika rehetra fa izaho mbola mamerina ny fangatahako indray ilay hira hoe: Tratrin'ny tsy nampoizin'ety izaho ro.........
Mitsodrano anao zaho..... Ahita any izay andehananao any e...... Soava dia e!.... soava, soava, soava,.... Soavadia e!........
:P:P:P
novalian'i Bita ny 17/04/2007 17:31
2. Bita ( 10/04/2007 08:59)
:roll::roll::roll:
3. Fiffi ( 10/04/2007 09:14)
tena tsy aiko aloha io an !
4. Bita ( 10/04/2007 17:53)
Dommage lesy ry nefa nareo sisa no tena farany nantenaiko fa izay nanontaniako tsy misy mahay aiza moa fa ny hira tadiavinay kosa moa an'ireo Ntaolo ka ny mpihira aza tsy lfantatro akory hoe iza fa ny soava soava soava soava dia e izay no tena naha tsara azy io fa style na mozika afrik du sud izy io e! raha mahita zorony dia mba omeo ihany ny akam'e miandry lesy e! :-*
5. Fiffi ( 10/04/2007 18:07)
mba jereo hiany hoe ato am ity lista ity sao mba.....de etsy ankavananao misy liste sy clip bdb sao mba ao hiany ? http://klipgasy.blogspot.com/search/label/Chila
6. Bita ( 11/04/2007 13:00)
Raha mba fantatro moa ny olona mihira azy dia mety ho mora ny mahita azy fa saingy ny mpihira tsy fantatro mihitsy fa dia hiezaka aho ny hamorona izay eo anelanelany. Rehefa mihady rima ve tsy handeha ihany. Mba atoroy hira taloha fa tsara sy mampirevy fotsiny lesye! ny hira vaovao ohatry ny tsisy goany intsony na dia ny dikany aza mahamonamonaina. Dia izay aloha fa :oops:
7. mandrindra ( 11/04/2007 17:11)
milay io hira io fa tsy tsaroako ny tonony.
ambarako tsy andeha lavitra ianao iny omaly iny e
8. Bita ( 12/04/2007 12:01)
Misaotra fa ohatr'izay no lohandohany ary avieo ahoana indray????? Ny nampihomehy ahy fa rehefa misy itony soavaly di boi itony sy kermesy dia nandeha foana io hira io fa tsy norarahiana efa taty aoriana vao tonga tao an-tsaina hoe inona no dikan'ilay soava dia...... Soava soava soava Soava dia e!!!!! fa tadidiko koa hoe tsara tso-drano @ ref faharoa....Dia mba miandry ihany sao voatambatra ihany ny toniny tena izy @ farany.....:-P:-P:-P
9. mandrindra ( 12/04/2007 17:09)
ny tonony tsy mety tafaverina fa dia atao sioka sisa e
10. Fiffi ( 12/04/2007 19:46)
hasivo kely solfège hoe ry mandrindra sao mba hay hiany ?
11. mandrindra ( 13/04/2007 09:44)
tsa mahay an'izany solfezy zany ahako ka
12. Bita ( 13/04/2007 13:39)
Alefako ary ny solfa fa aoka aloha aho handray gitara
13. Bita ( 16/04/2007 08:42)
Miala tsiny aho lesy raha tsy tafaverina intsony fa saika handray gitara aho dia voahiraka hanao zavatra hafa. Eto indray aho dia tsy voaraiko intsony ilay Gitara fa saingy Sol angamba no hitondrana azy izay: Tratran'ny tsy nampoizin'e ty zaho rô mandiny
Nahitanao nandeha lasa tampotampoka karaha iny
Ambarako tsy ho lasa lavitra iny ianao omaly iny
Lasa tsy niteny tsy mba nilazalaza

Mitsodrano anao zaho.........(Noforoniko ary izay mba tsaroako io fa raha misy ny tena mahay ny toniny dia hisaorana be dia be.......:-*:-*:-* daholo lesy e!
14. Fiffi ( 16/04/2007 09:40)
de tena tsy aiko mihintsy aloha io hira io an ! fa raha misy kalon'ny fahiny hafa tianao de manana misimisy hiany zah ato....
15. Bita ( 16/04/2007 10:08)
Mrety tena ilaiko daholo fa azonao atao ve ny mandefa azy @ email-ko: tisbit2005@yahoo.fr ? Tena faly be aho raha mety par attache mety ho zakany ao daholo. Aza matahotra akory fa rehefa azoko dia hoe tsy hisy contact akory isika fa mbola be no sisa fa ireo hira vaovao aho tena tsy ao mihitsy. :-* a toi
16. Fiffi ( 16/04/2007 10:59)
ka inona le izy ? inona no tadiavinao ? :)
17. Bita ( 17/04/2007 09:17)
Manahirana koa ny milaza hoe: inona ilay ilaiko fa ny tena marina dia ireo hiran'i Mily Clement tsy voasoratra ary ny an'i Jaojoby ary ireo tena efa nangatahiko tetsy aloha nefa azonao ampiana @ izay misy any fa lazao ahy aza hoe inona avy ireo hira any dia hotsongaintsika ilay izy.:-*
18. Fiffi ( 17/04/2007 13:13)
heu....Romule ? Ludger Andrianjaka ? Ossy ? iza koh ?
19. Bita ( 17/04/2007 17:31)
Izaho ve lesy vao niala dia namaly nareo. Ka aiza moa no hifampitohy ny resaka. Ossy sa Romule? Zaho anie lesy tena tsy mahay ny mpihira fa tsara ny hira ka azo hirevena sy hampirevena dia mety daholo fa raha vao hira mampatory dia tsy mety satria tsy hampatory aho fa hampifoha. Jereon'elahy ireo hira tetsy aloha ireo dia azoazon'elahy an-tsaina hoe inona avy no mety. Hiran'i Tinondia sy Tiharea indray izao no mbola voarain'ny vavako aty ary Vaovy dia harak'elahy @ izay fa tsy manana style raikitra aho toy izao na toy iry. Ka alefaso fotsiny ary fa mino aho fa tsy maintsy misy azoko raisina @ ireo fanoloran'elahy ireo. Ka raha vonona ary dia alefaso q e-mail adiresiko efa voassoratra ery ambony ery. :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0522