Allo tél any ampiangonana sns...

1. diamondra27 ( 08/04/2007 22:20)
http://www.dailymotion.com/related/2350682/video/x1fvmc_allo-telephone

ahoana ny andraisanareo azy?
novalian'i nathie86 ny 13/04/2007 09:16
2. diamondra27 ( 08/04/2007 22:21)
rehefa any am-piangonana ve tsy tokony hipina ny tél?
3. bilakarenjy ( 08/04/2007 23:08)
raha arak'io hira io dia toa, tsy azo pihana ny phone fa tonga dia mahazo valiny ianao ,sady miresaka avy hatrany .Milay ka
4. ikaretsaka ( 08/04/2007 23:14)
Gravy marina! de atsy ho atsy koa izany tsy maintsy mande ny hoe ..
Allo allo... manao ahoana tompoko o
mba mitady an'i Jesoa azafady o.
Mbola miresaka @ Piera letsy izy an.. I gabriely arkanjely ty!
5. cutie ( 08/04/2007 23:15)
lol
6. dongadonga ( 09/04/2007 04:31)
sady jesoa efa nitsangana t@ maty de afaka mifampi-phone :-D
7. tslem ( 09/04/2007 07:07)
any @zay fiangonana iray izay aza misy hira oe:

mitéléfôna re ny any andanitra
ka miresaha @ Jesôsy ianao
Eh ! izany fifaliana satria
azo tsapaina ny herin'ny vavaka re. :P
8. Vahinala ( 09/04/2007 09:19)
ikaretsaka:

Gravy marina! de atsy ho atsy koa izany tsy maintsy mande ny hoe ..
Allo allo... manao ahoana tompoko o
mba mitady an'i Jesoa azafady o.
Mbola miresaka @ Piera letsy izy an.. I gabriely arkanjely ty!



:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D Tsy hoany ampiangonana tsony angamba ny olona fa mi phone sisa miantsoa an'Andramanitra refa hivavaka !
9. tynah ( 09/04/2007 15:01)
d otrin ny unité am zany? d rah mi tomber am boite vocal zany d aona? d mametraka hafatra ve d antsoiny avy eo? zah alouh tsy mbola te halaina eh! Sao hoe nantsoin'ny Ray i Tynah! okaaaa aloha.
10. Vahinala ( 09/04/2007 16:21)
tynah > Sa bipéna fotsiny izy d miantso avy eo :-D:-D:-D
11. Fiffi ( 09/04/2007 20:48)
tafahoana loatra le tsy fanajana....
12. ikaretsaka ( 09/04/2007 22:55)
velaro ny saina
13. diamondra27 ( 10/04/2007 06:25)
ao @ Baiboly ao tokoa ange ka misy Appel de Dieu e!
Ozy hoe: ANTSOY AHO DIA HO VALIAKO ...(tena mifona fa tsy tadidiko le verst e)

ika: mila velarina ahoana kay?
Na aiza na aiza hono no misy anao dia azonao antsoina foana Jesosy ka!Même si tu as touché le fond,il te fait sortir de là.

Fiffi: tsy mankasitraka ve ndry?Sady le tél hono mampandainga; zany no lazainy ao@ le hira; sao de iny aza no anisan'ilay marika 666 fa tsy fatantsika.

Iza no mbola tsy nandainga rehefa mi-tél?

tslem: fiangonana taiza kay no nisy izany hira izany?

dOnga²: vazy² ny anao fa tena marina ange io e! azo tél mihintsy ny Jesoa ary toa dispo foana Izy.Zany hoe: tsy mila appareil tél fa tonga de direct ilay antso ataonao Aminy.
14. Fiffi ( 10/04/2007 07:25)
ikaretsaka:
velaro ny saina
heu....aleko lavitra le tery saina fa manaja toy zay ohatran'zao !
diamondra: zah aloha de tsy mankasitraka an'zany an ! any am-mpiangonana toerana hivavahana am-panajana amiko ...mais...samy manana ny tiany koh ny olona ka de raha zay moa no fantany ho tsara ..atao ahoana ?


15. Vahinala ( 10/04/2007 08:06)
Ny ahy aloha mandeha mivavaka d automatique maty ny phone na hajanona any antrano mihitsy.
16. Fiffi ( 10/04/2007 09:13)
"ikaretsaka":
Gravy marina! de atsy ho atsy koa izany tsy maintsy mande ny hoe ..
Allo allo... manao ahoana tompoko o
mba mitady an'i Jesoa azafady o.
Mbola miresaka @ Piera letsy izy an.. I gabriely arkanjely ty!
hay hitanao fa gravy hiany le izy ? de ozy zah hoe
"Fiffi":
tafahoana loatra le tsy fanajana....
de navalinao indray hoe
"ikaretsaka":
velaro ny saina
velarina am inona ?
17. ikaretsaka ( 10/04/2007 11:37)
fiffi> ny grave tiako lazaina eto dia ny mifanohitra @ aigu.
grave mivelatra.. :wink:
("open mind" hozizy ny angalisy
tahaka ny saina!
mba maka
18. diamondra27 ( 10/04/2007 12:50)
Fiffi:

tafahoana loatra le tsy fanajana....


yee za koa aloha dia miombon-kevitra amindry e! Rehefa any am-piangonana dia tokony hipina ny tél.
Rehefa mivory ihany koa, na mijery cinéma sy concert.
Saingy raha ohatra kosa ka miandry appel urgent za dia tokony ataoko VIBREUR le izy. Sa ahoana akia, dia mi-rappelle za avy eo.


19. prime ( 10/04/2007 14:26)
Resaka tsy fahalalam-pomba tsotra tokoa angamba... ka na any amin'ireny fivoriam-be any amin'izao tontolo izao ireny aza tsy mety loatra io ka maika fa ao an-tranon'Andriamanitra?...
20. nathie86 ( 10/04/2007 14:33)
zay refa any ampengonanan de hoy i Pasteur hoe mba ho fanajantsika ny tranon'Andriamanitra de vonoy ny finday antsika reetra.

Zany hoe tokony ho faty zan ny phone.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.143