Allo tél any ampiangonana sns...

21. ikaretsaka ( 10/04/2007 15:09)
nathie86:

zay refa any ampengonanan de hoy i Pasteur hoe mba ho fanajantsika ny tranon'Andriamanitra de vonoy ny finday antsika reetra.

Zany hoe tokony ho faty zan ny phone.


za efa tratran'io koa...
kanjo ny azy no naneno.. mety efa nataony ni vibra ny azy dia raha tokony nanova ilay phone ho nivibra izy dia lasa nifamadika..
sady le sonnerie hafahafa ireny ny azy!
fa mody :roll::oops: aby
22. Fiffi ( 10/04/2007 15:09)
zah kosa ve de andeha hivavaka de ny finday no ataoko ao an-doha hoe tsy tokony hadino ny fitondrana azy ? TSIA ! ny finday rehefa tonga any an-trano indray mihaona.....(chaque chose a son temps)
23. ikaretsaka ( 10/04/2007 15:18)
marina ny an'i fiffi. Saingy ny tampoka koa tsy maha lehilahy...
sanatriavina fa raha ohatra ianao any ampiangonana no nisy nandoro tampoka tao ny tranonao na sanatria tapaka lalandra tampoka tao an-trano ny vadinao, na nanao arret du coeur ny rafoza na ny ray amandreny, na nisy namaky ny trano na tsy haiko aby!
24. Fiffi ( 10/04/2007 15:44)
fa raha tena andeha hiangona sy HIVAVAKA ny ahatongavanao any am-piangonana de ny hivavaka koh mba tsy hisy ny sampona de mino enao fa tsy hisy zany.......
25. ikaretsaka ( 10/04/2007 15:51)
nisy fotoana izay tena tao Jerosalema NIVAVAKA iny indrindra no nirefotra ny baomba..
za koa nanao fisainana ohatranao io no nisy Baaaaaaam tampoka.... tao afarako tao!
Tena nino za fa tsy hisy sy tsy tokony hitranga hitranga mihitsy ilay izy..kinandro tena nanapoaka tena t@ baomba ilay Ranamana!
soa fa mbola velon'aina fa ny nanodidina azy maty aby !
26. diamondra27 ( 10/04/2007 18:16)
atao mode silence indray aza e!
27. Fiffi ( 10/04/2007 19:12)
tsy fahalalam-pomba tsotra zao fotsiny io an ! heu....ohatran'ny miverina ato an-tsaiko tampoka ny nandravan'Jesoa an'le latabatra sns...ireo olona zay nanao fivarotana tao am-mpiangonana ny fahitako an'zao resaka phone any am-mpiangonana zao.......
28. tynah ( 10/04/2007 19:13)
refa tsy tina vonoina d ataovy am lay mi vibre eh! tandremo fotsony sao taitra kah eo vao ho tena loza!
29. ikaretsaka ( 10/04/2007 21:15)
Fiffi:

tsy fahalalam-pomba tsotra zao fotsiny io an ! heu....ohatran'ny miverina ato an-tsaiko tampoka ny nandravan'Jesoa an'le latabatra sns...ireo olona zay nanao fivarotana tao am-mpiangonana ny fahitako an'zao resaka phone any am-mpiangonana zao.......



raha resaka hoe ny lamesa mandeha tsara moa ianao miresaka amin'ny sipanao sns ao ampiangonana de marina ny anao
fa raha emergency kosa .. atao silent mode angaha de resaka messages fotsiny
30. Fiffi ( 10/04/2007 22:21)
eny eh ! samy manao izay tiany io aloha an ! tsy hiady hevitra be am-io zah fa contre aminy fotsiny....
31. diamondra27 ( 11/04/2007 06:48)
fiffi: marina akia ny adry fa araka ny voalazan'i ika kosa rehefa tsy abusé ilay izy dia tokony azo leferina ihany raha mode vibra no lazaiko an. Ohatra hoe:manana havana marary any @ hoptaly, miandry fil urgent.
Raha resaka vitale dia mety azo leferina.
Izany anefa tsy isanandro no tokony hiseho

Za manokana aloha dia mamono tél rehefa miangona na manao réunion de prière e! rehefa mivoaka ao za dia jereko na misy msg @ répondeur na tsia.


32. Fiffi ( 11/04/2007 10:47)
raha tena andeha hivavaka manko tsy maintsy mbola ao an-tsaina hiany hoe heu.....efa novonohina ve le phone na zavatra hafa....
33. dadie ( 13/04/2007 08:54)
rehefa mihira mandritra ny lamesa kosany ry zareo reny d tena mandihy sy mitabataba mihintsy jereo ny chorale jareo ,ary sika tsy mitovy aminy mihintsy ,za zao vo mira vo lasa avo kely oatra lé feo d mitodika ny eo alohako d tsy tafa ira tsony lol......,donc na klipa fotsiny aza no anaovany an'iny d sahy izy na any ampiangonana aza ,mé c sur tsika gasy tsy sahy
ny tiako tenenina zany d oe tsy mitovy ny fitondratenan'ny firenenana rehetra :oops:
34. nathie86 ( 13/04/2007 09:16)
Ika ka ny an'ilay mpitandrina kou ane mande fôna fa tsy izay ataony hoy ny olona no atao fa izay ma à l'aise anao. ôtran'ny tenin'i Fiffi hoe tsy maintsy ao an-tsaina fôna hoe maty ve le tél.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0536