tokinao

1. cutie ( 08/04/2007 23:19)
happy birthday na de efa tara aza :lol::-*:-*:-*:-*
novalian'i lancia ny 16/04/2007 12:01
2. karinah ( 09/04/2007 08:11)
Bonaniv' Tokinao a:D, na de tara marina aza,hihihihi:-*:-*:-*
3. fasaly ( 09/04/2007 08:36)
bonnanif na dia mbola ho ela ela aza:-*
4. Vahinala ( 09/04/2007 09:05)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/0007.gif[/IMG]
5. ftma ( 09/04/2007 10:44)
bon anniversaire tokinao, ary toa tsy hita intsony toi e
:-*
6. sitlo ( 09/04/2007 12:03)
:-*:-*:-*
7. vale ( 09/04/2007 12:41)
any ihany izy ftma , mandalova forum Tokinao fa be ny mitady anao ooooo

Bonaniv' fona:wink::-*:-*:-*:-*
8. ftma ( 09/04/2007 14:27)
vale: ka tsy mamaly hafatra tokinao ko dia heveriko nanjavona :wink:
9. vale ( 09/04/2007 14:51)
ftma: hihihihi, ah ok !:wink::wink:
10. ftma ( 09/04/2007 15:12)
toa hitako niditra teo tokinao fa tsy nadalo forum :lol:
11. cutie ( 09/04/2007 15:19)
hhihihihihi
12. Tokinao ( 09/04/2007 16:05)
misaotr e! de tratran'ny paka dôdôly nareo.
cutie:

happy birthday na de efa tara aza :lol::-*:-*:-*:-*

karinah:

Bonaniv' Tokinao a, na de tara marina aza,hihihihi

tsy tara ka ry cutie sy karinah a. zao za vao niditra sera2 :). aleo tara toy izay tonga aloha :lol:
fasaly:

bonnanif na dia mbola ho ela ela aza

Saika tsy azoko izy ity t@ vôlohany. Fa refa nampiasa ny intelijanse-ko de hitako fa marina kay le izy :). mbola hisy 364j. vao hisy aniverserako ndray :lol:.
Vahinala : meci ô
ftma:

bon anniversaire tokinao, ary toa tsy hita intsony toi e

eto iany akia a! vetivetika za ho hitanareo, ary vetivety tsy ho hitanareo :lol:.
sitlo : misaotra r'ise a.
vale:

any ihany izy ftma , mandalova forum Tokinao fa be ny mitady anao ooooo
Bonaniv' fona

hita wa : any iany ra tokinao e
ftma:

toa hitako niditra teo tokinao fa tsy nadalo forum

tsy nandalo ve fa tonga de niditra miits :lol:
13. simplex ( 09/04/2007 16:06)
:-*:-*:-*:-*
14. simplex ( 09/04/2007 16:07)
tonga d valio kou lesy nena ah ;-)
15. simplex ( 09/04/2007 16:07)
bon anniversaire no tiako tenenina teo an :°):)
16. Tokinao ( 09/04/2007 16:20)
simplex:

tonga d valio kou lesy nena ah ;-)
...
bon anniversaire no tiako tenenina teo an


BONNANIV koa simplex. na de mbola tsy hita tabilao ao @ pejy fandraisana aza le daty :lol:


17. simplex ( 09/04/2007 16:21)
:-D:-D:-D
Ho ela velona anie i Tokinao :)
Mirary soa lesy ee :-*:-*
18. ftma ( 09/04/2007 16:57)
tsy nandalo ve fa tonga de niditra miits
tokinao: ela tonga de ary fa tsy mba aty aloha ko :wink: zahay efa maika hihinana gateau au chocolat
19. cutie ( 09/04/2007 19:26)
ftma
ndao hohanina le gateau fa i tokinao tsy mihinana:-D
20. Tokinao ( 09/04/2007 20:38)
izay mangataka hono de homena ô :
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/clown_gateau.gif[/IMG][IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/gateau3.gif[/IMG][IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/gateau.gif[/IMG][IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/clown_gateau.gif[/IMG][IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/gateau3.gif[/IMG][IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/gateau.gif[/IMG]
msôtra antsika jiaby e :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4133