izaho sy ilay sekretera

1. salmo1 ( 09/04/2007 01:51)

Hoy lay sekreterany i Papa:

- Inona ntsony leisy no tsy hanany elah @ ity fiainana ity ry salmo1:?: i Papa sy i Maman tena ti be anao, ny Fianakavianao faly be daholo sady feno fitiavana be aminao ry salmo1... sambatra leisy elah fa mbola inona ihany no tediavina elah ihany @ akôtrizay efa misy:roll:..., mitadiava sipakely avy aty elah de amzay i Papa sy Maman matoky @ hoaviny rehetra... amzay koa faly be ry zareo ny tsy hiverenany ny sainy elah any am le fireneny elah taloha...

salmo1:
-( Nefa izaho manana namana 8 any Mscar, 6 lahy 2 vavy^:^ )
lay hira:
Izarako vola isambolana isambolana ny 4 mi:snif:
mba hahafahany miantsena any am-bazary sy eny amin'ny Episerie!:?
Inviter-ko ihavy avy ireo akamako sy ireo mahatsiaro rehetra...:D
Fety be foana foana ny fiainako sady tsy ho asiako fetra. :-* :°) http://www.dailymotion.com/relevance/search/hehy/video/x1bt4x_francis-turbo-milliaridera


Ahoana ndray ny hevitrareo:?:
novalian'i xxx ny 15/04/2007 19:58
2. xxx ( 09/04/2007 01:56)
zaza saina i salmola:twisted:
3. xxx ( 09/04/2007 10:21)
Valio ilay sekretera hoe "Ny saina" sisa no tsy ananako hoe!:-D
4. xxx ( 09/04/2007 11:06)
ataovy le sekretera hoe .. tsy ampy kely nysain'i Salmo1 hoe fa manao zaza saina be
5. xxx ( 09/04/2007 14:00)
lazaivo le sekeretera hoe miandry greffe atidohana babakoto sitrany ahay mitombo fisainana kely

fa zao aloha dia mbola salmola sy indrakindrafana foana dia mankaleo ny olona @ fanaovana resaka tsisy dikany :oops:
6. simplex ( 09/04/2007 16:08)
:-*:-*:-*
7. simplex ( 09/04/2007 16:09)
joyeux non anniversaire ozy le namako zay :°)
8. salmo1 ( 09/04/2007 20:11)
simplex: iza io namany elah io?
9. salmo1 ( 09/04/2007 20:30)
xxx:-P
Mino aho fa tsy izaho rery no mpanao resan-jaza eto @ forum...

Na iza na iza nilaza fa zaza saina aho, Enao alou mba manao ahoana:?::°)

Enao ve mananatra ahy de hiteny oe: salmola, mpanao resan-jaza, zaza saina, babakoto sns...

Mino aho fa tsy izany loatra ny tena hidiranareo @ diniko na ny resako.. Fa misy antony lehibe samy hafa.

Raha tsy tianao ny diniko, tsory ny marina: fa tsy nety ny dinika nataoko.
Porofoy ny marina fa aza mandainga na momorona ny tsy misy.
De hapidirinareo daholo izao ratsy rehetra izao.

Tsy haleo ve hanarina @ tsara toy izay henjehana @ ratsy raha efa fantatrao ihany fa tsy mety ny hataony anakiray...

Raha ôtrizany fôna no valiteninareo amiko:-P Enao mihintsy no izy satry ny mpananatra aza mbola hanarina :D
10. xxx ( 10/04/2007 07:13)
tssssssssssssssss
11. xxx ( 10/04/2007 07:55)
ty lesy revena d afaka ny fon'elah a
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/B%E9b%E9s/ceserafille1hw8.gif[/IMG]
12. xxx ( 10/04/2007 08:23)
salmo1:

Raha tsy tianao ny diniko, tsory ny marina: fa tsy nety ny dinika nataoko.
Porofoy ny marina fa aza mandainga na momorona ny tsy misy.



tsy tiako ny dinik'i salmola

tsisy dikany daholo fa vendrana be

tsy anjarako ny mananatra an'i salmola fa an'ny baina sy bofinareo no mitaiza anao. Raha mbola tsisy atidoha toy izao ianao nefa mba efa tonga taona dia tongava saina ary asaivo manao ny asa baina sy bofy fa tsy hoe mividy kapoty na mijery fiansé ho anao fotsiny no adidiny.

13. Fiffi ( 10/04/2007 09:18)
xxx:

ty lesy revena d afaka ny fon'elah a
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/B%E9b%E9s/ceserafille1hw8.gif[/IMG]
:-D:-D:-D:-D:-D


14. salmo1 ( 10/04/2007 09:49)
Fiffi: faly mihintsy enao ah:D mmmmmmmh tsara zany rehefa faly =D
15. xxx ( 15/04/2007 19:58)
mdr!tsapaho oe ny andrinao ry salmo? norma tsara v? ka manin raha le sekretera no alaina vady d lafatra papa sy maman!:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1563