Eritreritra mandalo

1. salmo1 ( 10/04/2007 12:10)
izaho gasy sa vaza:?::roll:
novalian'i fanaina ny 20/04/2007 21:58
2. ratonga ( 10/04/2007 12:14)
:roll::roll::roll:
3. xxx ( 10/04/2007 12:26)
gasy petaka
4. booboo ( 10/04/2007 12:30)
Grave beee lé eritreritra mandalo.

xxx > fa refa ôtra ny ahoana vao afaka lazaina fa gasy petaka ny oul iraika ? :roll:

salmo1 > hihihi sur klou fa tsy zapôney e !
5. tamberina ( 10/04/2007 13:06)
metisy ianao,vazaha sy gasy?gasy sy amerikana?mitenena gasy dia gasy petaka e!
6. ikalapeta ( 10/04/2007 13:21)
angaha ny gasy petaka dol??, misy tsy petaka, hahahaha:oops:
7. hery ( 10/04/2007 14:10)
salmo1> Tsy gasy na vazaha fa "Je suis" :-)
8. xxx ( 10/04/2007 14:34)
tsy V tsy G fa mi porna
9. Aino ( 10/04/2007 14:58)
Mpandefa : booboo [ Valio ] 10-04-2007 14:30:24
Lohateny : Re : Eritreritra mandalo
Grave beee lé eritreritra mandalo
=))=))=))=))=))=))=))



Mpandefa : salmo1 [ Valio ] 10-04-2007 14:10:32
Lohateny : Eritreritra mandalo
izaho gasy sa vaza
efa tsy gasy hintsony toi!! ary tsy ho vaza na ho aviana mihintsy!!
10. Fiffi ( 10/04/2007 15:02)
salmo1:
izaho gasy sa vaza:?::roll:
de mbola mitohy hatrany ve ry salmo le dinika bizaroïda hataonao ? de tsy hiova mihintsy ve ? :roll: heu...aiza koh moa no hiova ? enao aza mba atoro de lozanao mi-=))=)) fotsiny .......


11. xxx ( 10/04/2007 15:06)
Aino:
efa tsy gasy hintsony toi!!
rehefa tsy gasy i salmo de inn? tsy olona avy any Mscar ve izy:roll: aminzay koa mbola miteny gasy sy namana ato @ serasera?
12. Fiffi ( 10/04/2007 15:16)
satria na manana nationalité frantsay aza , sy na de hoe efa nipetraka teto frantsa ohatra hoe nandritrin'ny 30 taona ve de andeha hanontany hoe zah ve gasy sa vazaha ? shhhhhhhh nefa olona miteny gasy be zao sady hita am-sariny fa gasy be zao klé eheheheheheh !
13. salmo1 ( 10/04/2007 15:28)
Ay! Ay! Ay! hanomboka ndray nareo. takizay aho tsy nanontany ihany kle. Aoka zao, ary samia manao izay tiany sy mahafalifaly ny fony de vita. Manjary resabe eto ndray le resaka gasy tsy gasy vazaha tsy vazaha.

Tsara sy mahafinaritra be na gasy enao na vazaha, de vita

14. Fiffi ( 10/04/2007 16:03)
ka efa nolazaina enao hoe hapetrao ny fanontaniana de vanivanio ny valiny zay vao mandefa an'le dinika....
15. pissoa ( 10/04/2007 18:17)
salmo1:

izaho gasy sa vaza:?::roll:

gasy ra + vazaha taratasy angamba ... sa inn le mampisalasala ?


Aino:
efa tsy gasy hintsony toi!! ary tsy ho vaza na ho aviana mihintsy!!

gravy be ito ...
16. mandrindra ( 10/04/2007 18:20)
ka raha i salmo aza tsy mahafantatra ny tenay iza indray no andeha hamaritra hoe gasy io sa ngozo
17. Stretch ( 10/04/2007 18:42)
salmo zany ngamba , ? ? ? gasy taratasy
18. salmo1 ( 11/04/2007 09:56)
Tsy misy documentos manambara fa gasy aho, afa tsy ny tenako ihany no mibaiko sy ny manaprofo^:^

Izaho Malgasy sa Espaniol:?:

19. andrea ( 11/04/2007 10:29)
komorianina petak'orina .. :D :D
Laingako e .. Espaniol metisse gays
20. salmo1 ( 11/04/2007 10:36)
zah tsy metisy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1236