Eritreritra mandalo
22. xxx
(
11/04/2007 10:56)
andrea:ny gasy rehetra, fa ny any salmo mety tsara
komorianina petak'orina ..:D:D
23. rush
(
11/04/2007 11:20)
salmo1:fa inona no ho raharahian'ny olona an'izany na misy doc manambara fa gasy ianao e?
Tsy misy documentos manambara fa gasy aho, afa tsy ny tenako ihany no mibaiko sy ny manaprofo^:^
Izaho Malgasy sa Espaniol:?:
25. andrea
(
11/04/2007 12:16)
salmo1:
andrea: gasy sa gays? :b zah tsy pelaka
Loza .. gasy akia fa tsy 'gay' an.. diso fanoratra..
tsy maninona fa efa fantatry ny pokona hoe tia vhv be elah ..
27. xxx
(
11/04/2007 15:52)
xxx:sady gasy petaka io no vazaha petaka
Sady tsy gasy ianao no tsy vazaha fa mitapy tsotra fotsiny
28. xxx
(
15/04/2007 23:32)
TSY GASY NO TSY VAZAHA ENAO FA "CAPOUILLO+CABRON"AZONAO NO TIKO AMBARA!QE MALO?DONDE ERES TU?:evil:
29. fanaina
(
20/04/2007 21:58)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 16-04-2007 01:32:34kofff kofff tsy mety kosany angamba le tonga dia manopa be tahaka izany eh!!
Lohateny : Re : Eritreritra mandalo
TSY GASY NO TSY VAZAHA ENAO FA "CAPOUILLO+CABRON"AZONAO NO TIKO AMBARA!QE MALO?DONDE ERES TU?
Mpandefa : salmo1 [ Valio ] 11-04-2007 12:39:08salmo tahaka any izy ihany raha ny fahitako azy ko!!! jejejeje es konya
Lohateny : Re : Eritreritra mandalo
andrea: gasy sa gays? zah tsy pelaka
