dinosaur

1. sitlo ( 09/04/2007 20:16)
Tyrannosaur, raptor sa Brachiosaur

sa Denver?
novalian'i kelly13 ny 10/04/2007 18:41
2. Vahinala ( 09/04/2007 20:36)
tyrannosaur
3. sitlo ( 09/04/2007 20:41)
za koa mahita an'izany
4. Vahinala ( 09/04/2007 20:42)
sa mety tsy ho zay ve, za mino fa io ko
5. sitlo ( 09/04/2007 20:43)
za tsy mino fa mahatsapa
6. Vahinala ( 09/04/2007 20:47)
asa aloha e
7. sitlo ( 09/04/2007 20:48)
zay anaovana azy
8. Vahinala ( 09/04/2007 20:54)
avy nojereko tam google fa reo telo reo hono d karazana dinosoro daoly.
9. Fiffi ( 09/04/2007 20:57)
denver zany ve de ho dino ? :roll:
10. Vahinala ( 09/04/2007 20:58)
fiffi ts le denver fa le tyrano, raptor ary brachio
11. sitlo ( 09/04/2007 20:58)
:-D

sariteny
12. sitlo ( 09/04/2007 20:59)
Denver (dessin anime, dernier dino)
13. Vahinala ( 09/04/2007 21:01)
inn alo no nahatong any sitlo nieritreritra tampoka ny dino e !
14. sitlo ( 09/04/2007 21:13)
mba lasa ny saiko hoe mba mahafinaritra ve ny dino?
15. Stretch ( 09/04/2007 21:22)
saurischiens théropodes coélusauriens Ceratosaurus Herrerasaurus Dilophosaurus

tétanures Tyrannosaurus Allosaurus Velociraptor

segnosauriens Segnosaurus Therizinosaurus

sauropodomorphes prosauropodes Anchisaurus Plateosaurus Massospondylus

sauropodes Brachiosaurus Apatosaurus Diplodocus mamenchisaurus

ornithischiens thyréophores scélidosauriens Scelidosaurus Fabrosaurus

stégosauriens Stegosaurus Kentrosaurus Huayangosaurus

ankylosauriens Euoplocephalus Saichania Ankylosaurus

marginocéphales pachylocéphalosauriens Prenocephale Pachycephalosaurus Stegoceras

cératopsiens Triceratops Protoceratops Torosaurus

ornithopodes Iguanodon Hadrosaurus

16. Vahinala ( 09/04/2007 21:30)
stretch > Dinosoro aby reo !

sitlo > Ka ts hay ko, eny tsimbazaza ko tsis tson fa ra tsy zany mbo nojerena, hay toa misy taolana any ka, taolana dino
17. sitlo ( 09/04/2007 21:51)
:evil:, nareo izany koa efa hoe mba atao matotra ny resaka dia mba atao sariteny. Tsy dino tena izy no tiako tenenina. Dia toetra koa no tiako tenenina amin'ilay carnivor kely sy carnivor be ary le herbivor.
dia le denver
:°)
18. Vahinala ( 09/04/2007 22:07)
hay ve e, ka tsy nazava ko; mampatsiahy ana anle proviseur nay tao am rabearivelo analamahitsy, na ny tareny na ny toetrany, masiaka be d nataony ankizy hoe ra dinosoro ny surnom any.
19. soanja ( 10/04/2007 06:11)
Le Denver tsy azoko alo.:°)
20. kally ( 10/04/2007 06:57)
soanja:

Le Denver tsy azoko alo.:°)


Denver: Le dernier Dinausore an'i Peter Keef,fa tsy hoe Denver any aminareo hono e!:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.822