Vehivavy mbola virijiny
1. poly
(
09/04/2007 20:21)
Taloha zany manambady vevavy efa tsy virijiny zany tena fady, nefa zao tena tsy de misy olona mametraka olana @zany intsony...asa we ahoana hoy ianao?
novalian'i hajatia ny 17/04/2007 13:07
4. Fiffi
(
09/04/2007 21:00)
poly: heu....@ fomba ahoana moh no ahafantaranao an'zany ? misy de misy nefa ny mbola mitazona an'io hatram-zao !
Tsy ny fahitana ny ankizy manao sipa no midika hoe inona ......
Tsy ny fahitana ny ankizy manao sipa no midika hoe inona ......
7. poly
(
10/04/2007 00:22)
fa nga moa ra efa ankehitriny de mahazo manao zay tiany koa ny vevavy @zao,lol,mba mila manaja tena koa ange io fa tsy hoe refa volavaka de ndao hatao lavak'ilakaka ty e,@zao fotsiny no mba tiako resahana de tsy mba de manisy olana @zany intsony ny tanora refa hivady,asa ve we satria efa mba nahita izany t@ vevavy hafa kao sa hoe ny taloha efa taloha araka ny maghataloha azy zay fotsiny sa hoe ....
8. meme
(
10/04/2007 00:47)
Samy hafa ny talo sy @zao.Talo mbola maro ny azo antoka hoe mbola vierge, fa @zao efa betsaka ny voalavaka mbola mineur.Talo koa ange mbola ny RAR no nitady vady ho anao fa @zao tsisy manaiky an'zany ntsony de tsy magaga zany sa aona hoy nareo?
9. fasaly
(
10/04/2007 03:37)
ka zay ange lay hoe ny taloha , taloha fa ny ankehitriny efa ankehitriny e! efa mivoatra hotran'ny zavatra mivoatra rehetra eo am fiainana io sehatry ny maha virjiny na tsia ny vehivavy io:°)
efa ankavitsiana be izao izany hoe mivoaka manambady mbola virjiny zany....;-)
efa ankavitsiana be izao izany hoe mivoaka manambady mbola virjiny zany....;-)
11. poly
(
10/04/2007 05:07)
ka inona aza no tena mahatonga ny lehilahy manaiky an'inzay zao noho ny tsy fahitana vevavy virijiny intsony ve sa noho ny fitiavana diso feno be ao @ ilay veavy de manaiky ny rehetra avy eo
13. fasaly
(
10/04/2007 05:32)
poly:
ka inona aza no tena mahatonga ny lehilahy manaiky an'inzay zao noho ny tsy fahitana vevavy virijiny intsony ve sa noho ny fitiavana diso feno be ao @ ilay veavy de manaiky ny rehetra avy eo
il lay hoe refa tsy manaiky de mijanona:°):-D
raha mbola hifidifidy amzany koa amzao andro sarotra zao de eo ny tranony..mampaninona koa zao ny virja na tsika:-P
amzao ny RAD vao 14 ans ny zanany vavy defa entiny any am gyneco , anotaniana ny pilule mety aminy mba eviter na ny vohoka par akdsidà....jereo amzany fa tsy de mitaàna zava dehibe eo am fiainana tsony zany hoe vevavy firja izany:-P raha tojo ny virja ve mou izy tsy draissss:-D
14. fasaly
(
10/04/2007 05:48)
poly:
ary mba ahona ndray ny hevitrareo lehilahy aloha eh
ary mba ahoana alou ny hevitry poly amzany e?:-w;-)
15. kally
(
10/04/2007 06:48)
Ny lehilahy taloha hono tsy mba mahasahy mikasika vehivavy tsy halainy ho vady izany! tena fady sy fahafaham-baraka no azony raha mahasahy mangataka hiara-katory @ vehivavy tsy vadiny izany. Ny lehilahy izao anefa aiza?:-D
16. sakaizakely
(
10/04/2007 07:35)
fahiny aho fahiny
na t@ ny androndry dada sy neninay aza efa betsaka ny lhl mpitsaingoka alohan'ny fanambadiana ko. resaka hipokrity fotsiny io
nareo ve tsy mahalala le hira hoe
vous permettez monsieur
que j'emprunte votre fille
eh bien qu'il me sourit
je sens bien qu'il se méfie
vous permettez monsieur
je promets d'être sage
comme vous l'étiez à mon âge
juste avant le mariage
Hira fihirandry dada sy neny sady mampmeme andry zareo taloha. ary mazava tsara le sous entendu fa na le bainan'ny le vhv aza wain satria nanao ny nataony talohan'ny fanambadiana.
zany hoe efa t@ génération taloha be izany dia efa nisy e ! angamba tany ambanivohitra be tany no mbola valable ilay condition hoe tsy maintsy virja.
Ny maha virjiny ange tsy midika hoe mendrika toetra koa le vhv e ! Mety aza le donendrinendrina ireny fa dia bonikorazy araky ny hiran'i Mahaleo raha haka an'ireny.
Ankoatr'izay, ny mahavirjiny ny lhl mandrampahatongan'ny mariazy ahoana ? Toa tsy misy resaka ?

17. Vahinala
(
10/04/2007 08:04)
Raha za manokana aloha d tsy amporisihako amzany mijan virja mandrampanambady zany ny zanako, hanariko izy mba tsy hanao an'izany aloha loatra saingy tsy hamporisika azy hiandry mariage zany za vao hiditra amzany izy, ilaina ny expérience alohan'ny hanambadiana fa tsy rehefa tafiditra zay vao lasa curieux ny saina hitady zavatra hafa.
18. sakaizakely
(
10/04/2007 08:09)
poly:
fa nga moa ra efa ankehitriny de mahazo manao zay tiany koa ny vevavy @zao,lol,mba mila manaja tena koa ange io fa tsy hoe refa volavaka de ndao hatao lavak'ilakaka ty e,@zao fotsiny no mba tiako resahana de tsy mba de manisy olana @zany intsony ny tanora refa hivady,asa ve we satria efa mba nahita izany t@ vevavy hafa kao sa hoe ny taloha efa taloha araka ny maghataloha azy zay fotsiny sa hoe ....
Ary ndroky ve mbola virja aloha ?
19. salmo1
(
10/04/2007 09:20)
poly:Ny bandy tsy fantatro sady tsy raraiko lôtra satry ny vhv ihany no tena reveko @ maha bandy ahy rehetra.
ary mba ahona ndray ny hevitrareo lehilahy aloha eh
Tsy azoko ny antony anontaniany ingahy ny bandy? misy zavatra tsy milamina zany fanontaniany ingahy zany fa tokony tsy vehivavy mbola virijiny ny fanontaniana fa lehilahy mbola virijiny.
Samy hafa leisy ireo ah. Fa saingy matahotra ingahy ny hanontany bandy. Hanontanio izay ao @ fony elah ao fa aza afenina. Fa hajainay ny mahanatoraly any ingahy...