Vehivavy mbola virijiny
61. poly
(
11/04/2007 08:39)
hihihihi...io ange tsy de resaka we tsirony loatra eh zavatra hitovy ihany io @ izay lafiny izay,fa ny tena tsy levon'ny vavonin'ny lehilahy de le vevavy efa nandalovana bandy maro tao,efa nataon'ny lehilahy kilalao,tssss,mba asiana fetra ihany na dia tsy le lasa ho vady aza no nandalo tao fa tsy de ho zay rehetra zao de avy aty izay hihinana fa za tonga de manao be,tssss fafinaretana io ry sipa fa kan mm pas avec zao rehetra zao ah,asa lo eh mety hoe mbola tsy sendra tokoa angamba za de manao tranainy fisainana be arakan'ny lazain'ilay namana teo
63. fasaly
(
11/04/2007 11:04)
kelly13:
hozy mamanay zay oe "ra mitady virja ze lhl miaraka aminao d asaivo manatody"
:-D:-D:-D:-D
64. fasaly
(
11/04/2007 11:07)
poly: misy mpitia foana io e! sady tsy misy takipery nge na nandalovan'ny kôfa maro aza ny azy e!
misy mpitia foana ny azy knou! enao ndray ve no ho sarotiny alohan'ny tompony eo:?:-P:-D
misy mpitia foana ny azy knou! enao ndray ve no ho sarotiny alohan'ny tompony eo:?:-P:-D
65. salmo1
(
11/04/2007 11:17)
fasaly:
sady tsy misy takipery nge na nandalovan'ny kôfa maro aza ny azy e!
jereo ange zany e! kôfa maro:-D=))
66. bozylove
(
11/04/2007 12:00)
Poly:
hihihihi...io ange tsy de resaka we tsirony loatra eh zavatra hitovy ihany io @ izay lafiny izay,[size=13px]fa ny tena tsy levon'ny vavonin'ny lehilahy de le vevavy efa nandalovana bandy maro tao,efa nataon'ny lehilahy kilalao,tssss,mba asiana fetra ihany na dia tsy le lasa ho vady aza no nandalo tao fa tsy de ho zay rehetra zao de avy aty izay hihinana fa za tonga de manao be,[/size]tssss fafinaretana io ry sipa fa kan mm pas avec zao rehetra zao ah,asa lo eh mety hoe mbola tsy sendra tokoa angamba za de manao tranainy fisainana be arakan'ny lazain'ilay namana teo
[size=13px]ny firaisina aloha dia porofo-mpitiavana[/size] , [size=13px]olona roa mifanakatia lasa iray noho ny trait d'union soa ihany fa fafinaretana ny mifankatia.[/size] donc ny hoe handalovan'ny lehilahy rehetra raha toa ve nisy ny fitiavana tokony tsy nahatsiaro natao kilalao.
[size=13px]fa kosa ao ireo lehilahy mahay mampiresaka satria te hiaraka ara nofo fotsiny tokony ho mailo isika vehivavy , tsy mi ceder mitsy raha tsy hita ny profompitiavana 8)(l)[/size]
entre pas inona no mahatonga ny aretina noho ny firaisana satria banaliser ny acte sexuel :oops: :roll: , aiza ka tsy maintsy mano preservatif foana fa tsy misy intsony ny fahatokisana e! 8O :roll:
(l) [size=13px]) Tokony hijanona zava dehibe porofompitiavana marina ny firaisana ara nofo. (l)[/size]
68. xxx
(
11/04/2007 13:47)
tsy manankaleha ange hoa Ranenibe dia io indray fa miverina e ! ny fanaratsiana ny serasera anefa sahala amin'inona :-D :-D :-D
hay moa eto ihany fa tsy hankaiza akory
inona indray no zavamisy rafotsy o ?
hay moa eto ihany fa tsy hankaiza akory
inona indray no zavamisy rafotsy o ?
69. salmo1
(
11/04/2007 14:48)
mpinamana ve isika ato sa mpanenjika sy enjehina fôna e:?:
Ny lehibe mihintsy no ôtrany zazakely fa tsy ny zazakely no manao sain-jaza.
Lohateny : bozygaigy
tsy manankaleha ange hoa Ranenibe dia io indray fa miverina e ! ny fanaratsiana ny serasera anefa sahala amin'inona
Ny lehibe mihintsy no ôtrany zazakely fa tsy ny zazakely no manao sain-jaza.
70. poly
(
11/04/2007 15:18)
ozy ny lahy zay refa tena hanambady ny oul niaraka taminy ianao,i an nge les efa teo no niala eh,hifanisa eo ve we zia avy no efa teo,kivy wazy ihany ianao ra efa teo doaho i koto sy lenaivo sy bapasy ary i lezafy sy betvo ko,tsy lazaina intsony ry bema nisantatra sy ry coolio nanaraka de ry besola ,a,atevi,a,lol,bah normale ko ange ra vevavy no teny an'iznay hoe mitovy foana io eh,fa sur za fa tsy izahako irery no manana hevitra kom ça,fa tsy mitovy izany io...misy tantara ray tena marina ty n,ahazo vahivavy lehibe,mandrapa tonga ny 21ans an'ilay zanany de ozy foana le zanana erfa nihalebebe we ianao aza efa zao sy zao tsy anina intsony t@ niteraka ahy ozy,bah hitanao @zany,aleo ihany mba maontina eh,tsyd e zao rehetra zao de...
72. bozylove
(
11/04/2007 16:35)
xxx:
tsy manankaleha ange hoa Ranenibe dia io indray fa miverina e ! ny fanaratsiana ny serasera anefa sahala amin'inona
hay moa eto ihany fa tsy hankaiza akory
inona indray no zavamisy rafotsy o ?
[size=13px]toute façon manao izay tiko aho , tsy enao no mandidy @ nizay tiko atao. 8)[/size]
[size=13px]hita @ fomba fanoratrao fa teny tsy fanajana sy ny tsy mahantanty ny tsikera enao, izay no zava misy asehoko eto[/size]. tsy misy hifandraisany ny valiteniko sy ny tsikrenao na ny kely aza , fa io ilay enao tsy mahantanty mahita ny soratako dia tsy maintsy mamaly 8O 8)
[size=13px]ary ma toa mijanona eto manao ny adidiko mampitandrina an'ireo mpiserasera mora ampiresahin'ireo mpanala baraka sy mpanompa izay mahazo vahana eto 8O 8O 8),[/size]
73. karinah
(
11/04/2007 16:43)
kelly13::-D:-D:-D:-D:-D:wink:
hozy mamanay zay oe "ra mitady virja ze lhl miaraka aminao d asaivo manatody"
de zao koa, tsara ny mifankalala vatana mialoh'ny mariazy satria zany fona ny mahatonga le lhl hitady any ivelany avy eo rhf tsy mifanaraka @ zay tiny le lasa vadiny!..de reny vhv lasa tsy virja reny koa , mbola lhl fona ny nahatonga anazy tsy ho virja tsony..rah mba ny anabaviny moa ny misy manao an'zany? mmhhh..
74. bozylove
(
11/04/2007 16:43)
poly:
ozy ny lahy zay refa tena hanambady ny oul niaraka taminy ianao,i an nge les efa teo no niala eh,hifanisa eo ve we zia avy no efa teo,kivy wazy ihany ianao ra efa teo doaho i koto sy lenaivo sy bapasy ary i lezafy sy betvo ko,tsy lazaina intsony ry bema nisantatra sy ry coolio nanaraka de ry besola ,a,atevi,a,lol,bah normale ko ange ra vevavy no teny an'iznay hoe mitovy foana io eh,fa sur za fa tsy izahako irery no manana hevitra kom ça,fa tsy mitovy izany io...misy tantara ray tena marina ty n,ahazo vahivavy lehibe,mandrapa tonga ny 21ans an'ilay zanany de ozy foana le zanana erfa nihalebebe we ianao aza efa zao sy zao tsy anina intsony t@ niteraka ahy ozy,bah hitanao @zany,aleo ihany mba maontina eh,tsyd e zao rehetra zao de...
io samy manana ny fandraisany azy , amiko ny firaisana dia porofo mpitiavana no 1er indrindra (l)
[size=13px]samy manana ny heviny sy ny eritreriny e :) ny ahy aloha tsy mi se baser @ fomba fahitanao azy mitsy ny fiarahana olona roa mifankatia fa mbola averiko matoa miara ara nofo dia noho ny FITIAVANA (l)[/size]
75. xxx
(
12/04/2007 15:01)
kelly13:
hozy mamanay zay oe "ra mitady virja ze lhl miaraka aminao d asaivo manatody"
Kay !!! mba karazana reny ohatran'inona koa izany ? Dia haverinao @ zanakao izany io ???? J'hallucine hoy ny vazaha
78. botrabotra
(
13/04/2007 07:18)
tsisy tsara oh ny mbola frais aloha e!fa refa enti-pitiavana zay an.....tsisy ny maharatsy zany fa ny ray amandreny tsy mitady hafatsy ny soa ho anjanany e!
80. bozylove
(
13/04/2007 11:41)
poly:
aleo atao hoe efa mivotra koa ny fitazain'ny reny eh..
tsy hoe nivoatra ny fitazaina , fa tsy tabou intsony izany resaka izany, mievitra ve enao fa taloha virjiny daolo ny vehivavy manambady ???
[size=13px]Ary mbola averiko FITIAVANA no tena Base ny fanambadina sy ny fiarahana , ka izay hoe virjiny sy tsy virjiny ve no hanakana ny hivady efa mifankatia sy nifanaiky hiaraka mandramaty noho ny FITIAVANA (l) (l) :lol: 8)[/size]
