Vehivavy mbola virijiny
42. xxx
(
10/04/2007 17:09)
poly>
grobaka daholo rehefa vhv e !
de haninn nefa e ? hanorana sa hanavandra ?
ampirimo tsara balita fa ny fipingapingany etsy sy eroa ihany no mahalavaka ny vhv. Alika na ondry taingenana mandrampahita vady sahaza. Raha manao toy izany daholo ianareo lhl adalambody ireo dia ho betsaka ny vhv no hijanona virja. Fa raha tsy izany dia ny ataonao ihany no mivaly aminao.
Raha nandavaka vehiv na ho 1 fotsiny aza ianao dia tsy ho sendra virja mihitsy
mahereza "ramatoa"

44. xxx
(
10/04/2007 17:34)
fasaly:ody zany fôna nareo vehivavy ody mandainga sy mitsaravelatsihy rehefa mahita bandy bogôsy, sy tsara2 fiainana.
n'iza n'iza mitady hihetsika ry salmo hikitika ahy zà miajanona ho virja foana a! zà tsy hanaiky iiiii!:wink::-P
de ity zahay ry bandy a! kôtio!! hataovy zay tinareo hatao aminay hihi
45. sakaizakely
(
10/04/2007 17:37)
ity sipa ho vadiko ito ange efa nandalovan'izao fatindelahy rehetra zao eh
kay moa fatindehilahy koà :-D :-D
46. poly
(
10/04/2007 17:41)
hihiihi je sé bien ange ck je vis eh,lol,fa ady hevitra no ampaidiana fa tsyd e tokony hisy hisaindotra be loatra,lol,ramatoa,lol,hahahahaha,aza mampme ka,tsy laviko le tenenin'ialy oul ray teo we refa tia de mikipy ny maso miaina ampitiavana azy,bisou be hoa zy manoka fa za hummm foana ange,lol,aza mampme ry salmo1 ka...lol
48. fasaly
(
10/04/2007 18:11)
xxx:
fasaly:ody zany fôna nareo vehivavy ody mandainga sy mitsaravelatsihy rehefa mahita bandy bogôsy, sy tsara2 fiainana.
n'iza n'iza mitady hihetsika ry salmo hikitika ahy zà miajanona ho virja foana a! zà tsy hanaiky iiiii!:wink::-P
de ity zahay ry bandy a! kôtio!! hataovy zay tinareo hatao aminay hihi
kou bôgosy io kou:-D:-D:-D:-D
in kou zao no hidiran'ny mitsaravelatsihy amzany;-):-D:-D:-Dzà kalou mbola virja e!:°)
50. salmo1
(
10/04/2007 18:30)
xxx:
de ity zahay ry bandy a! kôtio!! hataovy zay tinareo hatao aminay hihi
:-D:-D
fasaly:
salmo wa aza manao xxx fa koboko foana
:-P:-P
54. paris10
(
10/04/2007 19:52)
zahay mivady aloha ni-crac crac boum boum alohan'ny mariazy e!efa atao ihany tsinona io de nalefa aloha le izy!fa dia tsy nitovy ny taloha an,oh sovly tapa-kofehy nony vita ny mariazy hihihih!
55. fasaly
(
10/04/2007 20:25)
zà lazaiko anareo fa tena tsy nizàra ny mofoko mitsy tam nanao sipa taloha fa hoy aho hoe zé ho fatako fa ho vadiko ihany no omeko! kinanjo vofitaka fa lazainy fa haka vady ahy izy nefa kay efa manambady amanjanaka nony efa lany ny mofo:x:x:x:x:x:x
kou tsy aleo ve omena anzé oul tia anao sy tinao toy izay tahirizina ao nefa ho fitahin',i oul eo kounkou:-D
kou tsy aleo ve omena anzé oul tia anao sy tinao toy izay tahirizina ao nefa ho fitahin',i oul eo kounkou:-D
56. salmo1
(
10/04/2007 20:28)
fasaly: tsy mba tiako ny mitanitan anzany mofo zany. Fa efa nisy nintsaingoka:D:°)
57. poly
(
10/04/2007 21:37)
fa ny mofo ko nge refa be nihinana de lasa tsy tia intsony ilay farany eh,na ny tompony aza refa tonga saina tsy te hiherika azy...
58. fasaly
(
11/04/2007 06:00)
salmo= mofo mbola frais zany e! zà mbola virja foana fa aoka itsy an!
poly: tsy misy anzany wa! fa na virja na tsy virja ny vady ho vadina mitovy foana ny tsirny....
resaka fotsiny zany e! raha zà aloha ny lehilahy tsy hivaky loha amzany fa refa mifakatia sy mifakahazo tsara de manambady zany:-P

59. kelly13
(
11/04/2007 06:50)
hozy mamanay zay oe "ra mitady virja ze lhl miaraka aminao d asaivo manatody"