Vehivavy mbola virijiny
22. Fiffi
(
10/04/2007 09:38)
avereno vakiana ny zavatra nolazainao io ambony io de hazava am-nao le izy !
23. salmo1
(
10/04/2007 09:47)
Fiffi: ato @ lohanteny Fitiavana isika izao.
Ny bandy rehefa manontany bandy, de valiana soamatsara ny fanontaniany, de voalohany hajaina tsara @ mahabandy sy izay tiany hatao rehetra.
De navaliko azy ny marina, raha izany tokoa ve izy, inona no olana:?::roll:
Fiffi: Avereno oe ny soratro tsy nety nataoko, de azavao ny tsy napety azy:?:
Ny bandy rehefa manontany bandy, de valiana soamatsara ny fanontaniany, de voalohany hajaina tsara @ mahabandy sy izay tiany hatao rehetra.
De navaliko azy ny marina, raha izany tokoa ve izy, inona no olana:?::roll:
Fiffi: Avereno oe ny soratro tsy nety nataoko, de azavao ny tsy napety azy:?:
24. salmo1
(
10/04/2007 09:52)
ka i poly anie, ody manontany vhv fa lhl no tena tiany i rangah hanontaniana e:!::-D
25. Aino
(
10/04/2007 10:24)
Mpandefa : salmo1 [ Valio ] 09-04-2007 23:24:24
Lohateny : Re : Vehivavy mbola virijiny
fasaly ve mbola izyeny sa tsia
ié mbola virja ka!
Ary ndroky ve mbola virja aloha ?
dia lasa nareo samy nareo indray no mifampanotany:)
poly raha tsy diso ny hevitso dia izao!! ny @izao fotoana izao dia vitsy dia vitsy ny lhl mitady vhv mbola virja, fa ilay fitiavany any ilay vhv diso tafahoatra araky ny lazainao no iarahany @ilay vhv.
nefa vitsy @hireo vhv koa no virijiny @izao satsia raha miaraka @lhl 1 dia mande ny andro mande ny fotoana efa vita teny izao sy izao nefa avy eo nilaozany raha lhl raha vhv de...
misy ihany koa hireo vhv maika ny anao sipa na koa hanandrana any izany hoe firaisana ara nofo izany ka izany no tsy dia mampisy firy azy hireo hintsony!!
tsy haiko aloha fa izay no fieritreretako azy!!
29. Aino
(
10/04/2007 10:45)
saode voa ny daka eo tia derier anao hoe!!( tsy tezitra aho ah)
koratsy hoe vitany hoe jereko izy ity ko :°):°)
koratsy hoe vitany hoe jereko izy ity ko :°):°)
31. xxx
(
10/04/2007 11:33)
salmo1:i salmo iany hono no nanontany azy teo de avy eo rehefa hasaina izy de miavona :x:-w
Fomba ny manasa fa ny mihinana no tsy lasa
32. salmo1
(
10/04/2007 12:05)
fasaly:Za alou tsy mino fa tokony hietsika i matrix :-P:D
ié mbola virja ka!;-):°)
33. karinah
(
10/04/2007 12:38)
poly::lol::-D:-D:P tsy hoe awona ry Poly fa le fiainana mivoatra hatrany a, miova foana ny fiainan'ny zanak'olmbel, de zay, tsisy ny azo hatao:°) hi hi hi hi
Taloha zany manambady vevavy efa tsy virijiny zany tena fady, nefa zao tena tsy de misy olona mametraka olana @zany intsony...asa we ahoana hoy ianao?
34. fanaina
(
10/04/2007 14:22)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 10-04-2007 13:33:12manasa @ahoana aza!!!endraso eo poli.
Lohateny : Re : Vehivavy mbola virijiny
Hoy i salmo1:
Fomba ny manasa fa ny mihinana no tsy lasa
i salmo iany hono no nanontany azy teo de avy eo rehefa hasaina izy de miavona
karinah yes
izay maha faly ny fo sy ny saina ny ts'irairay avy izao no mande.
35. salmo1
(
10/04/2007 14:35)
fanaina:de tsy ho faly ve ny fonao sy ny sainao rehefa manasa ahy :?::D
izay maha faly ny fo sy ny saina ny ts'irairay avy izao no mande.
36. Aino
(
10/04/2007 15:03)
sanatsia raha ianao no ande ho asaiko. aleoko tonga dia tsy mahita ny anadahiko hintsony!!!
37. salmo1
(
10/04/2007 15:14)
Aino: Aza mandainga:!:
Taiza no nisy anzao:?:
Rehefa tsy nilalao i salmo1 de tsy nilalao kou izy, fa kamo tampoka be teo ^:^:°):-D=)):b
Taiza no nisy anzao:?:
Rehefa tsy nilalao i salmo1 de tsy nilalao kou izy, fa kamo tampoka be teo ^:^:°):-D=)):b
38. Samoana
(
10/04/2007 16:03)
poly:
Taloha zany manambady vevavy efa tsy virijiny zany tena fady...
Resaka fotsiny izany. Rehefa jamban'ny fitiavana mody lazaina foana hoe mbola virja iny no nalaiko:-D
Tsy ny fanambadiana azy no fady fa ny vavan'ny fianakaviambe hany ka tsy maintsy mody mandainga
39. fasaly
(
10/04/2007 16:53)
salmo1:
fasaly:Za alou tsy mino fa tokony hietsika i matrix :-P:D
ié mbola virja ka!;-):°)
n'iza n'iza mitady hihetsika ry salmo hikitika ahy zà miajanona ho virja foana a! zà tsy hanaiky iiiii!:wink::-P
40. poly
(
10/04/2007 17:01)
ahoana mo no hahalalana hoe efa tsy virja intsony ny vevavy iray refa miaraka @ sipa iray,satria misy fifampitokisana ao ary de mifambara ny rehetra fa tsy voatery hoe tsy maintsy manao,zavatra mipetraak foana ange de zao eh...tsy hitovy mintsy loha ny lahy sy ny vavy fa vavy vavy ihanya ry lahy lahy ihany,na niodina t'aiza sy t'aiza ary iny bandy iny ah,tsy hita fery nge znay eh,fa ny vevavy tjrs vevavy foana,azonao,ka sarotra be @ sain'ny lahy indraindray zany hanaiky hoe ity sipa ho vadiko ito ange efa nandalovan'izao fatindekahy rehetra zao eh,ary ny resaka de mande ka sendran'ny sofinao hoe i lery iny efa ato koa nefa za hangala vady azy,asa we ny vevavy aza ve mba manisy fisainana an'izay adistainan'ny lahy zay refa tena hiavdy zareo,za lo ry vevavy an,miteny anareo za hoe,hajao ihany ny vatanao fa tempolin'Andriamanitra,aza de miodina be loatra fa refa tojo ny tiana ka sendra zany blm zany nge ka mangidy irery eo eh,marina we refa tia ny lahy mikipy ny maso @zany eh,fa mba misy fetrany ihany ksao fa tsy de hoe zato équipe de foot nanampy t@ fitrandrahana safira,asa lo eh,fa resahana anie ka mande fa eraf tena tojo azy manaiky molotra ihany eh,tsy laviko hoe mivoatra fa le fivoarana koa ange tsyd e mbola alsa lavitra loatra ka ho vitan'ny saina ny hanaiky ny équite de foot sans carte rouge fa tonga rafraichi daholo...àsuivre
