kiss

1. salmo1 ( 05/04/2007 19:00)
Hono wa?
fa ahoana ny joba vaza rehefa :* de hampadadizany manerakiny lohany bandy ny vavany; voatsetsitra daholo :ny vava, ny sofona, ny orona, ny andrina sns...

Knefa ny joba gasy eo @ vavany bandy ihany no tena katsainy...

novalian'i xxx ny 08/04/2007 12:09
2. xxx ( 05/04/2007 19:07)
zany ve tsy resak'olon-dehibe
3. rush ( 05/04/2007 19:42)
tsssssssss miainga any indray salmo lé!
4. Fiffi ( 05/04/2007 20:46)
salmo1:
Knefa ny joba gasy eo @ vavany bandy ihany no tena katsainy...
enao zany no ratsy vintana........:roll::roll:


5. fasaly ( 05/04/2007 21:05)
:-D:-D:-D ampenaro mirevy less i pach na i jojika fa mbola virja kosa an!:wink:

6. xxx ( 05/04/2007 23:18)
fasaly:
ampenaro mirevy less i pach na i jojika fa mbola virja kosa an!
ary fasaly?
7. fasaly ( 06/04/2007 06:06)
xxx: amby ampenariko aza na de mbola virja aho fa zà mahay be!:roll::-D:-D:-D:-D
8. salmo1 ( 06/04/2007 08:27)
fasaly:
ampenaro mirevy less i pach na i jojika fa mbola virja kosa an!
ireny ve mbola ho hampianarina foana :?:^:^
9. sakaizakely ( 06/04/2007 08:56)
Salmôla,

misy resaka nosokafanao http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4613d41c4d65b dia valio ireo olona mamaly anao. Manomboka am'zany ny fanajana namana raha toa ka te hivoatra ianao. Inona moa no ametrahanao fanontaniana raha tsy izany ? Sa hakondranana toy ny mahazatra ihany ?

Jereo koa ity fa mikasika anao
http://fr.wikipedia.org/wiki/Mythomanie

[size=13px]mitómano[/size] no dikany @ teny espagnole
10. salmo1 ( 06/04/2007 08:58)
sakaizakely:
Salmôla
:-D=)):b
11. salmo1 ( 06/04/2007 09:02)
misy tsy fifanajana ndray ve ny soratro eto:roll::?: Aiza zany soratro zany?
12. sakaizakely ( 06/04/2007 09:20)
ny fanajana dia an'ny olona mivoatra fa angamba mbola tsy am'zany ianao

amiko, famaliana ireo olona mamaly ny fanontaniana napetrakao dia mariky ny fivoarana koa

sa mbola te hijanona bandikely môla [size=13px]mitómano[/size] ?
13. salmo1 ( 06/04/2007 17:58)
Hono wa?
fa ahoana ny joba vaza rehefa :* de hampadadizany manerakiny lohany bandy ny vavany; voatsetsitra daholo :ny vava, ny sofona, ny orona, ny andrina sns...

Knefa ny joba gasy eo @ vavany bandy ihany no tena katsainy...

sakaizakely: Tsy hitako izay hifandraisany mitomanía amzany^:^
Raha mbola tsy tapitra ny AINA, tokony hatao izay zavatra takiany natoraly amin'ny rehetra. Aza mino zay tsy misy...
14. salmo1 ( 06/04/2007 18:03)
sakaizakely:
sa mbola te hijanona bandikely môla mitómano ?


Eny tompoko, zay mihintsy angamba no tiako
15. xxx ( 06/04/2007 18:12)
sakaizakely
ra mbola sipa kelikely dry de mety ho tiany salmonnele ihany, fa raha izao hangezany ndry zao:? ho hataony salmo inn ntsony akia?

izy aza tsy mirara
16. Vahinala ( 06/04/2007 21:42)
Hanomboka ndray le resaka tsy misy lohany sy vodiny ataony salmo d aveo be fanontaniana refa kianin'ny olona nefa ny zavatra avalin'ny olona anao ary azy tsy misy valinao akory, tsy mahita atao afatsy resaka vhv, refa tsy ampy vhv maninn ra mitady e, ze fomba fanoroka ny vaza any avy d hita anontaniana ko. Tsy azoko mintsy na sainjaza na fitia hananihany olona foana.
17. salmo1 ( 07/04/2007 00:46)
Vahinala:
refa tsy ampy vhv maninn ra mitady e
mahakamo lahy be zany. haleo ry zareo no hitady ahy de izay manja no hekeko
18. sakaizakely ( 07/04/2007 07:51)
salmôla

mythomane ianao satria mpanao resaka revingadra manonofy tsy misy.

mythomane = mitómano (esp)
19. sakaizakely ( 07/04/2007 07:55)
xxx:

sakaizakely
ra mbola sipa kelikely dry de mety ho tiany salmonnele ihany, fa raha izao hangezany ndry zao:? ho hataony salmo inn ntsony akia?

izy aza tsy mirara


xxx >

maninn aky no miafina ? be jabora anga ?

i salmo ange, anarany aza salmonelle ko

mbola azo atao koa hoe salmôla

na salmonelle na salmôla de tazomy ho anareo mianakavy any fa iny izao no mety aminareo tsy sahy miseho ireo
20. Vahinala ( 07/04/2007 08:50)
salmo1:

Vahinala:
refa tsy ampy vhv maninn ra mitady e
mahakamo lahy be zany. haleo ry zareo no hitady ahy de izay manja no hekeko



Ka d miandrasa ao aza f'aza tapitra tantaraina eto daoly zao resaka vhv nao rehetra zao, ary ianao na mahasorena olona aza d tena tu t'en fous an !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0987