lol be
1. hery
(
06/04/2007 11:20)
Tena toran'ny meh za nahita an'ity fa tsy lainga. Mba tiako ho hita koa i Doudou Michel mihira Kilalaka =))=))
http://klipgasy.blogspot.com/2007/04/tsiliva-i-love-you.html
http://klipgasy.blogspot.com/2007/04/tsiliva-i-love-you.html
novalian'i Stretch ny 07/04/2007 13:52
2. sakaizakely
(
06/04/2007 11:30)
efa nivoaka teto io hery a !
maty aho mofo dipaina nitsidingidingy amin'ny tsy napany :-D
dia mba mitandrema ihany nareo rehefa misy mampaneno lakolosy eo ambavahady ireny. Sao de mpangataka santiman (l)
de anontanio ko hoe aiza le mofodipaina :-D :-D

4. Fiffi
(
06/04/2007 20:32)
io le nataoko hoe "soahiany fa clip" da raha zany no tena marina an ! humm.....asa fotsiny angamba klé ! misy insistance beeee le izy na azo lazaina mihintsy aza hoe "harcèlement" klé ! fa na izany aza aloha :-D:-D:-D:-D:-D mafy le [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Amour/0002.gif[/IMG] an !
7. Stretch
(
07/04/2007 13:52)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Amour/WRITIN%7E1.GIF[/IMG] ko alaivo io io ko [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Rires/Smileys018.gif[/IMG]