Miarahaba.
Misy afaka milaza eto ny fomba arahina (procedure) raha hanova anarana eo anoloan'ny fitondram-panjakana Malagasy. Izany hoe ny nom de famille no afohezina. Ohatra:
Randrialavanarana, soloina hoe Randria
Dia misaotra mialoha an'ireo manome toro-hevitra.
Ho anontaniandry zareo anao hoe inona no antony hanovanao azy: dia hoe lava be ? miankina @ zay mantsy no hanomezan'ny ao @ fitsarana anao ny fanovana anarana, satria raha hoe tsy tiako fa hihomezan'ny olona foana ny anarako mantsy mba mampitsetra kokoa nohon'ny hoe lava be.
Raha voaova koa anefa dia mampitombo ny fahasahirananao ndray avy eo, voatery hanamarina foana ianao a@ reo ttasy nitondranao ny anaranao taloha