Saint Augustine na St Augustin
1. soanja
(
31/03/2007 02:32)
Mba hazavao kely anie ry izy mianakavy izay mahazo azy ny tian'i St Augustin tenenina eto fa tena very be zah.
"Tompo o, Ataovy "madio" na "tsy manao firaisana na mitandrin-tena" na "chaste" aho, kanefa aza mbola aloha." St Augustin.

répondu par ikaretsaka le 04/04/2007 16:21
4. hery
(
31/03/2007 07:50)
soanja> référence hoe (ao amin'ny boky inona, paragraphe fahafiry). Sao dia azo jerena mantsy ny dikany @ teny latina :-p
5. piste
(
31/03/2007 09:42)
Mbola tsy tena vonona izy t@ io. Faniriana no betsaka t@ fa ny volonté no tsy ampy. Na koa mbola tsy fotoanan'ny tokony hanaovany engagement tanteraka @ Andriamanitra.
Tsara marihina fa bandy naditra ihany nedala talohan'ny nibebahany. Fa ny vavaky ny mamany sy lay Eveka Md Ambroise no tena nanampy t@ fibebahany.

6. ikaretsaka
(
31/03/2007 12:10)
hery:
soanja> référence hoe (ao amin'ny boky inona, paragraphe fahafiry). Sao dia azo jerena mantsy ny dikany @ teny latina :-p
Grant me chastity and continence, but not yet" (da mihi castitatem et continentiam, sed noli modo) (Conf., VIII. vii (17))
10. ikaretsaka
(
31/03/2007 13:07)
nareo kosa...
misy manontany de mamaly azy aho ..mahita atao koa ity kelly ity

11. soanja
(
31/03/2007 20:55)
Lay zavatra angatahiny amin'Andriamanitra koa amiko tena sarotra be nefa i Andriamanitra mihitsy no nanome ilay fitaovana. De izay no tsy azoko.
Enga anie ka tanteraka ny faniriana. Mbola tsy vita ireo boky mantsy. Fantatro fa nivavaka/nibebaka tokoa izy ary ny heviny sy i Aquinas no nitondra ny finoana Katolika. Sa diso aho?

12. Rasiligaoma
(
01/04/2007 12:58)
soanja:
Fantatro fa nivavaka/nibebaka tokoa izy ary ny heviny sy i Aquinas no nitondra ny finoana Katolika. Sa diso aho
Marina ka..
tsy hoe "nitondra" angamba fa hoe anisan'ny nahazo "lanja" ny heviny sy ny reflexion ny
I Augustin, Aquin, Ambroise, Jerome.. raha any Andrefana.
Ny anay aty antsinanana indray dia ry Jean Chrisostome, ry Basile, Gregoire de Nanziense..
13. soanja
(
01/04/2007 13:56)
Rasiligaoma:
soanja:
Fantatro fa nivavaka/nibebaka tokoa izy ary ny heviny sy i Aquinas no nitondra ny finoana Katolika. Sa diso aho
Marina ka..
tsy hoe "nitondra" angamba fa hoe anisan'ny nahazo "lanja" ny heviny sy ny reflexion ny
I Augustin, Aquin, Ambroise, Jerome.. raha any Andrefana.
Ny anay aty antsinanana indray dia ry Jean Chrisostome, ry Basile, Gregoire de Nanziense..
Ok Misaotra amin'ny info fa hijery ny hevitr'ireto nomenao hafa ireto indray aho. :-*:-*:-*:-*
14. ikaretsaka
(
03/04/2007 02:18)
Ireno no ataon'ny katolika hoe "dokoteran'ny fiangonana"
dia taty afara dia tao koa ry Dominika sy ry Ignasy avy any Loyola> izay samy nanana ny foto-keviny manao karazana fifaninanana masina hatramin'izao

15. soanja
(
04/04/2007 16:13)
ikaretsaka:
Ireno no ataon'ny katolika hoe "dokoteran'ny fiangonana"
dia taty afara dia tao koa ry Dominika sy ry Ignasy avy any Loyola> izay samy nanana ny foto-keviny manao karazana fifaninanana masina hatramin'izao
Tena mbola betsaka zany boky ho vakiana izany. Misaotra nampahafantatra o. :-*:-*:-*:-*:-*
16. ikaretsaka
(
04/04/2007 16:21)
soanja> mahafinaritra ny mamaky ireny teolojia sy frehankevitra ireny.
aleoko ireny toy izaya SaS sy harlokin
aleoko ireny toy izaya SaS sy harlokin