Manina
1. soanja
(
31/03/2007 02:25)
Mba omeo hevitra anie hoe inona avy ny fomba atao mba hanalana ireny hangomana ireny. Zany hoe lasa ilay olon-tiana de malahelo be eo tsy hita izay hafitsoka fa na hihinan-kanina aza dia aleo tsy mihinana. Hisasa aleo tsy hisasa. Hatory aleo matory!
novalian'i soanja ny 18/04/2007 14:37
2. xxx
(
31/03/2007 02:43)
soanja:
Mba omeo hevitra anie hoe inona avy ny fomba atao mba hanalana ireny hangomana ireny. Zany hoe lasa ilay olon-tiana de malahelo be eo tsy hita izay hafitsoka fa na hihinan-kanina aza dia aleo tsy mihinana. Hisasa aleo tsy hisasa. Hatory aleo matory!
Manao activité maro fotsiny de vita io, tsy eritreretina be loatra izy fa ra iny ve no hibahana heritreritra sy ny fiainana eo inna zava-bita??? Ny fiainana tsy vitan'ny safosafo sy ny horokoroka, ary tsy velon'ny ranomangatsika. oK
3. fasaly
(
31/03/2007 08:23)
alefaso ny mozika de mi dance mijery fitaratra, na mijery clip de atovy hoe enao mihitsy lay mpihira sy lpandihy......de ho falifaly ndray hoe amorézy aho.....;-)
5. Stretch
(
31/03/2007 08:29)
makanesa ao am serasaera .org de le mbô mapmé reny jerena refa reraka mimemé eo de midodo.
na mijereva videogag fotriny zao , [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Dodo/work0002.gif[/IMG]
na mijereva videogag fotriny zao , [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Dodo/work0002.gif[/IMG]
6. fasaly
(
31/03/2007 08:33)
samoana: dainn kosa ! vao maika ngoma be maheno ny tonokira :cry::cry::cry::cry::cry:zà vao maheno tonokira milaza zvtra momba ny fitiavana na hafa mitsy de vao maika ngoma fa asiko ny mozika actu mijery clip mitsy de lasa zao e! hummmm na mande manao sport any no hanalàna ny alahelo sy ny disadisa rehetsa hummmm! tonik ery ny vatana avy any no en forme tsara tounde de mandro relax be mitsy.....fa raha zà no ngoma ka mbola mihaino hira gasy :snif::snif::snif::snif:ranomaso tsy misy fitsaharana:cry:
7. Samoana
(
31/03/2007 08:40)
fasaly/ "Vaincre le mal par le mal" ( azafady fa tsy nahita fehezanteny malagasy nandikana azy "
8. fasaly
(
31/03/2007 08:52)
:cry::cry: kou ny ahy tsy mety fa vao maika migogogo mitomany be e! sady zà bekonetaka be de zé zavatra mampifaly ahy sy manome pêche ahy no hataoko:cry:
9. Stretch
(
31/03/2007 09:00)
samoana tsy mety zany "Vaincre le mal par le mal"
reseo am soa ny ratsy , hoy ny baiboly.
haiko ny fika mety hanadinon dry an zany blozy zany ry fasaly
soirée gasy tondé tsiliva na jerry marcos
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Musique/0003.gif[/IMG]

10. sipagasy
(
31/03/2007 09:19)
soanja:
Mba omeo hevitra anie hoe inona avy ny fomba atao mba hanalana ireny hangomana ireny. Zany hoe lasa ilay olon-tiana de malahelo be eo tsy hita izay hafitsoka fa na hihinan-kanina aza dia aleo tsy mihinana. Hisasa aleo tsy hisasa. Hatory aleo matory!
mmhhhh hangomana tsy mahafaty e!!!! hoy i Jaojoby izay hihihi sady ilay olon-tianao anie tsy hoe lasa mandrakizay e!!!! FA mbola hiverina ihany e! ka raha izao no eo @ toeranao euuuhhh efa teo @ toeranao aloha e! hihihih dia ny fieritreretana ilay andro hiverenany no atao masaka tsara hihihi ohatra hoe ovaina daholo ny toeran'ny fanaka an-trano, ny rideaux sns e! dia efa miomana ny @n handraisana azy ianao izany e! ny @ cuisine, lingerie sns e! hihih:oops: dia efa omanina koa ilay mozika alefa raha vao miditra ny tokonam-baravarana izy , fa ho hitanao fa ho lany andro @ izay eo ianao ary tsy tsaroanao akory hoe mmhhh fa hafiriana moa izy izy ny lasa no efa io sahady hihihih dia mazotoa izany e!:-*
11. kelly13
(
31/03/2007 09:19)
za ndray nefa miteny oe mandraisa ny fotoana iainana io alahelo io, mitomany, manenmbona etc... (eo @ 1 semaine max) fa apres kosa d prends toi en main, ahona ny filaza izany @ teny gasy ry reto? :)
12. Fiffi
(
31/03/2007 10:52)
ozy ity hira ity hoe :
La musique disait mon grand père
C'est comme le vent , c'est comme l'amour
Chante-la , danse la toute la vie
Ca fait du bien , ça donne l'oubli
La musique disait mon grand père
C'est comme le vent , c'est comme l'amour
Chante-la , danse la toute la vie
Ca fait du bien , ça donne l'oubli
13. lanto
(
31/03/2007 11:39)
soanja:
Mba omeo hevitra anie hoe inona avy ny fomba atao mba hanalana ireny hangomana ireny. Zany hoe lasa ilay olon-tiana de malahelo be eo tsy hita izay hafitsoka fa na hihinan-kanina aza dia aleo tsy mihinana. Hisasa aleo tsy hisasa. Hatory aleo matory!
Hmmm.... Misy olona milaza mahay "tsy manina" izay andraso raha hitako izy asaiko mamaly an'i Soanja eto. :lol:
Ny ahy aloha arahiko amin'ny onjany e ! Raha iadivana ilay hangomana ohatry ny vao maika mafy. Raha misy endrika tadidy dia jerena tsara fa tsy itsoahana, raha misy hira mampahamanina dia henoina, raha misy toerana ahatsiarovana olona dia aleha .... Misy hiteny hoe manoro vohana aho fa ny mifanohitra amin'ireo hono no tokony hatao :-p
14. lanto
(
31/03/2007 11:41)
kelly13:
za ndray nefa miteny oe mandraisa ny fotoana iainana io alahelo io, mitomany, manenmbona etc... (eo @ 1 semaine max) fa apres kosa d prends toi en main, ahona ny filaza izany @ teny gasy ry reto? :)
Tsy nandinika ito teninao ito zah namaly io fa saika nitovy :)
16. fasaly
(
31/03/2007 13:30)
Stretch:
samoana tsy mety zany "Vaincre le mal par le mal"
reseo am soa ny ratsy , hoy ny baiboly.
haiko ny fika mety hanadinon dry an zany blozy zany ry fasaly
soirée gasy tondé tsiliva na jerry marcos
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Musique/0003.gif[/IMG]
wéééémarina zany fa raha soriée gasy aho toundé de lasa zao fa refa tratran'i bluese nge mety tsy hisy ny soriée gasy e! indfrindra aty aminay tsy misy fa indray mande isataona raha hisy izany! zany no mahatonga ahy hande any paris refa mba te hande soriée gasy ngoma ngoma jerry marcoss iny :?
18. Vahinala
(
31/03/2007 15:19)
soanja:
Mba omeo hevitra anie hoe inona avy ny fomba atao mba hanalana ireny hangomana ireny. Zany hoe lasa ilay olon-tiana de malahelo be eo tsy hita izay hafitsoka fa na hihinan-kanina aza dia aleo tsy mihinana. Hisasa aleo tsy hisasa. Hatory aleo matory!
Ohhh tena sarotra tokoa aloha io e, efa avy teo no niala sady naharitra ela mintsy fa tsy mbo resaka hoe 1 volana ohatra. Ny tsara indrindra d miezaka manao izay zavatra mba tianao amzay mba variana ny sainao sady mba afak'andro d mandeha haingana ny fotoana, raha vao mijanona fotsiny eo vao maika gravy. Ohatra tia mijery sinema ianao d mandehana, tia mandihy ianao mandehana, amzay mba afak'andro e !
20. xxx
(
31/03/2007 17:53)
Fa ahoana lasa anga ramose?:twisted:
very izy izany raha izany. B de b ny kandida ato.
very izy izany raha izany. B de b ny kandida ato.