Manina
21. soanja
(
31/03/2007 20:51)
Efa atao daholo izay mety e. Miaraka amin'ny namana, miserasera eto, misary adala devant fitaratra de mihira mafy, mamaky boky, mihaino ipod sady manao sport, mivavaka toko sapile efa firy zay no vitako :D sns fa na hanao inona dia mibahana be hoe "tsy eo izy e."
Ary aza tezitra amiko ry xxx fa ianao tsy mahazaka soka anie e. Ny kandinda eto ve raha hahasolo azy maninona.

22. ikaretsaka
(
31/03/2007 21:08)
ampio ny activity ry soanja an. fa aza atao an le activity mampangoma fa zavatra hafa mihitsy.
ohatra hoe misy mozika tsy tiany fa tianao nefa tsy maintsy nandeferanao rehefa ao izy dia iny henoina.
sport tianao ka tsy tiany dia voatery najanona: iny iverenana atao
Zavatra tianareo fa tsy hanembonanao azy loatra: ataovy!

23. sitlo
(
31/03/2007 21:26)
rehefa mijery zavatra dia ny mazava aminy jerena fa tsy ny haizina(pozitivena hozy niryna zay).
fa raha tsy izay dia na hiazakazaka be eo ary ianao reraka eo fotsiny. :-D Marina fa hoe nomen'Atra atidoha fa ndraindray ilay izy tsy tokony ampiasaina be fa manjary mamorona zavatra tsy mitombona.
Za kosa aloha mbola tsy nisary adala teo alohan'ny fitaratra izany eh. Koa raha tsy adala koa. :-D
"tsy eo izy eh", araraoty araraoty fa tsy eo izy eh.

24. Vahinala
(
31/03/2007 21:36)
Hita hoa, manin marina ndray ra alaina am lafy tsarany le tsy maha eo azy e, izay zavatra tsy azonao atao rehefa eo izy, tsy tiany ohatra nefa tianao dia araraoty fa izao no fotoana hanaovanao azy !
25. jioulahy
(
31/03/2007 22:09)
ndana mody manasa vody sao dia tratran ny mpamely vody rehefa manina dia avy mody asin ny gasy fanafody :-D:lol::-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
28. soanja
(
31/03/2007 23:42)
jioulahy:
ndana mody manasa vody sao dia tratran ny mpamely vody rehefa manina dia avy mody asin ny gasy fanafody :-D:lol::-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
8O8O8O8O Tafiditry ny jiolahy indray ity site-ko ity. :roll:
30. soanja
(
01/04/2007 00:39)
Le fanararaotana indrindra anie ry Sitlo no anontaniako eto fa lany fika aho e.
Ilay tsy mampiasa atidoha tsy mety amiko aloha sao manaonao foana aho. I cannot afford that!

31. soanja
(
01/04/2007 00:40)
Rehefa mamaly hafatra eto aho de hadinoko lery. Saingy tsy misy hafatra valiana intsony matetika eto. :cry::cry::cry::cry:
32. cutie
(
01/04/2007 00:42)
Mpandefa : soanja [ Valio ] 31-03-2007 04:25:12
Lohateny : Manina
Mba omeo hevitra anie hoe inona avy ny fomba atao mba hanalana ireny hangomana ireny. Zany hoe lasa ilay olon-tiana de malahelo be eo tsy hita izay hafitsoka fa na hihinan-kanina aza dia aleo tsy mihinana. Hisasa aleo tsy hisasa. Hatory aleo matory!
ny tokony atao
manaraka azy:lol:
33. cutie
(
01/04/2007 00:43)
Mpandefa : soanja [ Valio ] 01-04-2007 02:40:39
Lohateny : Re : Manina
Rehefa mamaly hafatra eto aho de hadinoko lery. Saingy tsy misy hafatra valiana intsony matetika eto.
hihihihihi
de za najay andefasana hafatra @zay njy misy valiana:-D
34. soanja
(
01/04/2007 00:50)
cutie:
Mpandefa : soanja [ Valio ] 31-03-2007 04:25:12
Lohateny : Manina
Mba omeo hevitra anie hoe inona avy ny fomba atao mba hanalana ireny hangomana ireny. Zany hoe lasa ilay olon-tiana de malahelo be eo tsy hita izay hafitsoka fa na hihinan-kanina aza dia aleo tsy mihinana. Hisasa aleo tsy hisasa. Hatory aleo matory!
ny tokony atao
manaraka azy:lol:
Tsy tafa satry io an! Ilay voafehy ara-piaramonina e! tsy rano mangatsiaka sns no tohin'io an!
Cutie a, yes send me some emails!
Lasa kely alo hiodina any raha tsy mahavoavaly an! de rahampitso njay mihaona eto. :cry::cry::cry:
35. sitlo
(
01/04/2007 01:20)
tena ohatra ny tsy misosa mihitsy ny hevitro ry soanja fa ohatra mbola any amin'ny hafatra manokara vao azoko foana ny saiko. Raveo koziko fa na izany aloha omeko fika kely ianao.
Akoho ;-), lazaina hoe tsy misaina ireny fa ireny angamba no biby mahafinaritra indrindra.

36. soanja
(
01/04/2007 06:02)
sitlo:
tena ohatra ny tsy misosa mihitsy ny hevitro ry soanja fa ohatra mbola any amin'ny hafatra manokara vao azoko foana ny saiko. Raveo koziko fa na izany aloha omeko fika kely ianao.
Akoho ;-), lazaina hoe tsy misaina ireny fa ireny angamba no biby mahafinaritra indrindra.
Inona indray zany mbola tavela amin'ny dinika manokana izany?
Zah aloha raha hifidy aleoko akoho toy izay ondry e raha samy ho biby ihany.
Misaotra mialoha amle kozy zany!
37. sitlo
(
01/04/2007 09:31)
hafatra manokana fa tsy dinika manokana. :-P
Fa hiverina amin'ilay resaka aho. Tsy dia alavitra be ny soso-kevitry ny ankizy teo ny hevitro. Fa saingy fotsiny hoe tokony ho avy ao anaty no anaovana ny zavatra iray fa tsy simulena. Tsy haiko raha azonao. Ny rano raha mangotraka dia ny afo avy ao ambany fa tsy hoe izy miboiboika akory.
Dia toy izany koa ny tiako tenenina, raha tianao ny ialana amin'ilay maha-manina anao dia adinoy mihitsy ilay izy fa tsy hoe toa izao no endrika sy fanaon'ny olo-tsy manina dia nde hanao ohatra an'iny aho.

38. bilakarenjy
(
01/04/2007 11:17)
http://bilakarenjy.multiply.com/video/item/28 ry soanja dia mijere finaritra e!efa nomeko hafatra ianao .
39. soanja
(
01/04/2007 13:52)
sitlo:
hafatra manokana fa tsy dinika manokana. :-P
Fa hiverina amin'ilay resaka aho. Tsy dia alavitra be ny soso-kevitry ny ankizy teo ny hevitro. Fa saingy fotsiny hoe tokony ho avy ao anaty no anaovana ny zavatra iray fa tsy simulena. Tsy haiko raha azonao. Ny rano raha mangotraka dia ny afo avy ao ambany fa tsy hoe izy miboiboika akory.
Dia toy izany koa ny tiako tenenina, raha tianao ny ialana amin'ilay maha-manina anao dia adinoy mihitsy ilay izy fa tsy hoe toa izao no endrika sy fanaon'ny olo-tsy manina dia nde hanao ohatra an'iny aho.
Rehefa natao zany ny kaonty satria efa nataoko aby ny zavatra nolazain'ny rehetra fa mahaafaka azy. Ao anatin'iny fotoana anaovan-javatra iny zany hoe le activites dia tsy heno lotra tokoa le izy. Ohatra nandeha nivoaka nandihy sy niaraka tamin'ny akama omaly fa rehefa vita le izy dia io miverina injay ilay foana sy mavesatra ary fisentoana, indrindra vao hamonjy fandriana ka vita ny fivahanana fanao amin'ny alina.
Raha izay dia naka tsoaka aho fa tsy misy fomba mahafaka ny hangomana na fahamaninana fa dia io mety resahinao io angamba ry Sitlo hoe asosa amin'ny onjany eo. Rehefa ela ve tsy haka toerana moramora eny ihany fa tsy hibahana loatra.
Misaotra amin'ny torohevitra.
40. soanja
(
01/04/2007 13:55)
bilakarenjy:
http://bilakarenjy.multiply.com/video/item/28 ry soanja dia mijere finaritra e!efa nomeko hafatra ianao .
Bila o, Misaotra indrindra amin'ny hafatra fa tena nampahery tokoa. Misaotra koa amin'ny link nomenao ity. :D F any hany tsininy dia tsisy tiako aby le sakafo tononiny ao. Fa dia mahay mampanary dia tokoa ry zalahy ka! :-*:-*:-*