Manina
61. bozylove
(
07/04/2007 10:35)
soanjo:
Mba omeo hevitra anie hoe inona avy ny fomba atao mba hanalana ireny hangomana ireny. Zany hoe lasa ilay olon-tiana de malahelo be eo tsy hita izay hafitsoka fa na hihinan-kanina aza dia aleo tsy mihinana. Hisasa aleo tsy hisasa. Hatory aleo matory!
"[size=13px]la vie est une lutte , elle appartient au plus fort",[/size] efa te ho tafavoka enao diia enao ihany no maka courage hiady @n'ilay fahadisompanantenaim-pitiavana :-) 8)
(l) [size=13px]Tu peux dire "un je t'aime à ta vie"[/size] (l) [size=13px]Enao no manao ny fiananao sy manao izay hitanao fa mety aminy na eo aza ireo tsy tia sy mpamitaka :cry: fa kosa efa TINAO NY FIANANAO izay no zavadehibe[/size] , [size=13px]ary miezaka ny hantsara azy lalandava :D :lol: 8)[/size]
Izay torohevitry Bozy , fa enao no manao izay zay hitanao fa mety @ fiananao 8)
62. soanja
(
07/04/2007 21:43)
Misy ilay hira hoe: Marary Ngoma a. De hoe Ngoma tsy mahafaty sns. De mifandimby eo io ao antsaiko. :D Miodina ihany le fiainana amin'ny farany. :-*:-*:-*
63. bozylove
(
08/04/2007 07:37)
soanjo:
Miodina ihany le fiainana amin'ny farany
[size=13px]Io ilay hoe kodiara-tsarety ny fianana e , miodina ambany,ambony[/size] :-) 8) :D
64. soanja
(
14/04/2007 20:54)
bozylove:
soanjo:
Mba omeo hevitra anie hoe inona avy ny fomba atao mba hanalana ireny hangomana ireny. Zany hoe lasa ilay olon-tiana de malahelo be eo tsy hita izay hafitsoka fa na hihinan-kanina aza dia aleo tsy mihinana. Hisasa aleo tsy hisasa. Hatory aleo matory!
"[size=13px]la vie est une lutte , elle appartient au plus fort",[/size] efa te ho tafavoka enao diia enao ihany no maka courage hiady @n'ilay fahadisompanantenaim-pitiavana :-) 8)
Aleo kosa aloha hazava fa tsy hoe akory anie ka lasa nisaraka ary tsy hiverina intsony fa mba lasa nanao "saraka antsaha" izy e.
Ny fandaozany aza no milaza fa mamy ny fiainana!
65. sakaizakely
(
14/04/2007 21:30)
fa inn zany sarakantsaha izany ry Soanja ?
nalefandry aiza ny zanak'olona ?
de mbola tsy tafaverina foana ve ?
ndrô
mahereza e ! kely sisa :-*:-*:-*
nalefandry aiza ny zanak'olona ?
de mbola tsy tafaverina foana ve ?
ndrô
mahereza e ! kely sisa :-*:-*:-*
66. soanja
(
16/04/2007 14:21)
sakaizakely:
fa inn zany sarakantsaha izany ry Soanja ?
nalefandry aiza ny zanak'olona ?
de mbola tsy tafaverina foana ve ?
ndrô
mahereza e ! kely sisa :-*:-*:-*
"Ny sarakantsaha" dia fiteny any Betsileo ny hoe lasa nanao journee na mikarama amin'iny andro araika iny. Ohatra hoe miasa mamadika bainga ny tanimbarin'olona dia mahazo 10.000 fmg refa mody avy eo. De rahampitso indraika miverina raha mbola mazoto. De toy izany hatrany. Refa vita ny asa dia misy koveta iray feno vary sy tsaramaso miandry eo. Lany no anaran'iny an. Olona iray koveta iray. De mba faly aho raha zah le vary koveta iraikan'ilay tiako. hihihi. :-*:-*Bizz njy.
67. diamondra27
(
17/04/2007 10:35)
Soanja: tout est dans la tête
de amboary foana io fa afaka izany faha ngômana izany.
Rehefa eken'ny saina de eken'ny vatana sy ny fo na @ lafiny inona io na inona , eny fa na dia zavatra mafy be aza.
Le fiverenany eritreretina e! ataoko an'izao sy zao iny refa tonga ..... D'efa amboary ny terrain fa lanonana be @io
za dispo haka film @izay raha ilaina:wink:

68. sakaizakely
(
17/04/2007 10:43)
de hoavy za sy diamondra hanotrona izany ry soanja fa omeo anay ny daty :-P
69. bozylove
(
17/04/2007 15:57)
soanajo:
Aleo kosa aloha hazava fa tsy hoe akory anie ka lasa nisaraka ary tsy hiverina intsony [size=13px]fa mba lasa nanao "saraka antsaha" izy e[/size].
[size=13px]Ny fandaozany aza no milaza fa mamy ny fiainana[/size]!
izay tena marina izany e , io ilay hoe misitaka kely e maka saina, avy eo mahatsiaro ny fiarahana mamay be taloha dia tsy fakafoy indray fa fanatona e :* :D :o 8) 8O :) 8)
[size=13px]ary efa ao ny (l)FITIAVANA (l) mande ho azy ny rehetra e[/size] 8)
70. xxx
(
17/04/2007 20:39)
bozy a !
mba soraty tsara ny anaran'ilay olona
Soanja, soanja, soanja, soanja, soanja, soanja
SOANJA manja
fa tsy soanajo na saonjo
mba soraty tsara ny anaran'ilay olona
Soanja, soanja, soanja, soanja, soanja, soanja
SOANJA manja
fa tsy soanajo na saonjo
71. bozylove
(
18/04/2007 12:18)
xxx:
bozy a !
mba soraty tsara ny anaran'ilay olona
Soanja, soanja, soanja, soanja, soanja, soanja
SOANJA manja
fa tsy soanajo na saonjo
[size=13px]tsy hitako ny olanao @ nizany , izy tompon'ny psedo aza tsy sarotiny [/size] :-)8)
72. soanja
(
18/04/2007 14:37)
xxx:
bozy a !
mba soraty tsara ny anaran'ilay olona
Soanja, soanja, soanja, soanja, soanja, soanja
SOANJA manja
fa tsy soanajo na saonjo
:-*:-*:-*:-*(l)
Diams sy sakaizakely> Tsy tafapetraka eo anareo raha haka film amzany fa aleo... :-*:-*:-*
Bozylove> Heveriko hanoratra hoe "Soanambo" indry tamin'iny. :-*:-*