Manina

41. sitlo ( 01/04/2007 16:00)
ye azonao ny resako, tsy ny fiafenana amin'ny olana no hahafoana azy.
Ny source mihitsy no ilaina aisorina. Ny an'ikaretsaka moa dia hoe "vaincre le mal par le mal" (mampirafy), ny anao indray dia hoe aleo ho levon'ny fotoana eo (izay tsy inoako loatra) dia ny anay sy Vahinala dia hoe ny fomba fijery no ovana. http://smileys.inzenet.org/repository/Divers/sm.fesses02.gif

ps: hay be i bilakarenjy mirevy Weird Al Yankovic eh, :-D white and nerdy no reveko
42. Fiffi ( 01/04/2007 17:57)
de mihira hoa tena manampy be io an !
43. bilakarenjy ( 01/04/2007 19:04)
mirevy ny hira rehetra isika ry sitlo a!.
44. jhouhlambout ( 02/04/2007 12:22)
http://
message
Red color[center]Centered text[/center]

  1. Item 1
  2. Item 2

monospace code[size=13px]Size 13px[/size][size=13px]Size 13px[/size]
45. ari.malala ( 02/04/2007 13:22)
soanja:

Hisasa aleo tsy hisasa. Hatory aleo matory!

:-D:-D:-D:-D o ry soanja a, tsy hasiso ao v aky?:-D:-D:-D

Azafady alo aky fa tsy hoe manamaivana ny alaelonjy za, fa le filazanjy anazy no mampime ana a! de za zany tsy namaky izay efa voasoratra ao, fa tonga d namaly, ka zao, refa t anala an'ilay manina injy d mandeana alo mivoaka ny trano aky a! any adinodinonjy daolo alo izay mey hoe trace na fahatsiarovanjy, de manao zavatra hi okupena ny sainjy e!
46. soanja ( 02/04/2007 13:34)
ari.malala:

Ari> :lol:
Rehefa masiso tsy maintsy hisasa ihany! :D
Fa raha tsy mbola de tsy manao izany!:D

Tsy miodina e. Malemy aby refa saina matanjaka be teo iny.
Maika ery hiala eo ambony fandriana. Vao maraina be d'efa lasa zah nianika tendrombohitra ,
hitazatazana sy hifoka rivobaovao.
Hivavaka ampitiavana mivoitra.
Nony tonga tany ranomaso no mirotsaka.
Raha mba teto mantsy ......
E aza mahavoa tokoa ity iray ity. Fa ny alahelo no mitosaka!
:-*:-*:-*

47. sasa ( 03/04/2007 04:55)
soanja grave io kle, fa ny fanafodiny aloha d manao activite betsaka, sady miaraka am namana matetika na koa fianakaviana fa tsy mande seul mintsy sinon d lasa any foana ny saina, za koa efa tena tratran'io fa soa za fa miasa d mba ny week end sisa za no mitady zavatra atao, fa ny alina no tena mijaly
48. Fiffi ( 03/04/2007 06:25)
manimanina ny tiako aho izany
lasalasa ny vinany
manimanina ny tiako aho izany
ka ny maso no tomany......

Aza manao an'io an ! hira fotsiny io fa ireny hira mihetsiketsika ireny henoina....:)
49. jhouhlambout ( 03/04/2007 12:08)
:@^:^:@
50. Fiffi ( 03/04/2007 15:09)
ny an'i jhouhlambout kosa ve de tsy maintsy :@ ? hihihihi
51. Samoana ( 03/04/2007 15:56)
soanja:

Hisasa aleo tsy hisasa.

Aza manao an'izany fa mainka hitsoaka tsy te hody an-trano eo lery:-D

52. cutie ( 03/04/2007 16:08)
:-D:-D:-D:-D:-D
53. tywa68 ( 04/04/2007 08:14)
Soanja : Tsy mila mitokana zany fa vao maika malemy tsy te-hanao n'inona²!
Mandehàna manampy olona (asa soa), d ho tsapanao ny fifaliana azo @izany, ary ho adinonao aza ny fahabangàna misy. Ny eto @ sera² ny mampiomehy ihany raisina, d avelao zay mahasosotra. :-*
54. Vahinala ( 04/04/2007 09:46)
soanja > Fa hafiriana alo le fisarahana e, za alo tamzay nisaraka d otrany hoe sady rythme be ko nena tany Frantsa d mba varindriana d tsy hita ny fandehanle fotoana, fa ra tsy manao n'inon'inona fa mijanona fotsiny eo d tena gravy be.
55. jhouhlambout ( 04/04/2007 11:29)
Fiffi>[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Messages/yaisse.gif[/IMG]
56. soanja ( 04/04/2007 16:02)
tywa68:

Soanja : Tsy mila mitokana zany fa vao maika malemy tsy te-hanao n'inona²!
Mandehàna manampy olona (asa soa), d ho tsapanao ny fifaliana azo @izany, ary ho adinonao aza ny fahabangàna misy. Ny eto @ sera² ny mampiomehy ihany raisina, d avelao zay mahasosotra. :-*

Raha misy zavatra mandany ny androko aty dia ny mandeha amin'ireny nursing homes ireny (tranon'antitra) dia mamaky boky ho an'ireny sady manampinampy eo. Rehfa malalaka koa aho dia mamaky boky ho an'ny ankizy kely any amin'ny bibliotheques. Tiako koa ny mitantara angano Gasy ho an'ny ankizy aty. Zany heo be atao aho rehefa tsy miasa.
Rehefa eo hoy aho dia hadino e. Fa rehefa tsy eo de izay le olana.... ny tena anefa anie tsy ho eo hanampy sy hikarakara sy hiasa ho an'olona foana fa mba tsy maintsy misy fakana aina. De eo ilay lasalasa le fanahy mitady ilay silam-panahy e!

57. soanja ( 04/04/2007 16:03)
Vahinala:

soanja > Fa hafiriana alo le fisarahana e, za alo tamzay nisaraka d otrany hoe sady rythme be ko nena tany Frantsa d mba varindriana d tsy hita ny fandehanle fotoana, fa ra tsy manao n'inon'inona fa mijanona fotsiny eo d tena gravy be.

Ny fisarahana alo vetivetika ihany hoy ny tsy manina.... :D:D:D

58. ikaretsaka ( 04/04/2007 16:13)
tywa68:

Soanja : Tsy mila mitokana zany fa vao maika malemy tsy te-hanao n'inona²!
Mandehàna manampy olona (asa soa), d ho tsapanao ny fifaliana azo @izany, ary ho adinonao aza ny fahabangàna misy. Ny eto @ sera² ny mampiomehy ihany raisina, d avelao zay mahasosotra. :-*

marina mihitsy izay ^:^
59. zamanoro ( 06/04/2007 02:38)
Za manoronoro fotsiny fa tsy haiko hoe aiza any US i Soanja no mipetraka.
Fa azonao atao ny manao dog care dia lany andro eo ianao.
Hitariko kely ny hevitrao, fa azonao atao ny mitety sekoly mitantara an'i Madagasikara.
Ny tena sarotra ny miala aminy dia ilay misakafo irery. Tena ebiat iny. Saingy sady mijery vaovao no mikaly raha tsy mahita namana.
60. dongadonga ( 07/04/2007 09:06)
:snif::snif:mafy zany an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0077