Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
LazaDaddy
(
27/03/2007 02:18)
Eo afovoantsika ve i Kristy?
"[i]Raha misy roa na telo no miara-mivavaka amin'ny anarako dia ho eo fovoany aho[/i]" hoy i Kristy. Ny ankabeazan'ny fotoam-pivavahana miaraka natrehako na notarihiko anefa dia tsy nahatsapako ny fis...
tohiny
novalian'i prime ny 06/04/2007 10:05
sakata
(
26/03/2007 23:31)
fitiavako ianao zay
mba omeo hira e:evil:
...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/03/2007 05:16
sakata
(
26/03/2007 23:21)
fitiavako ianao zay
mba omeo hira e:evil:
...
tohiny
bazylou
(
26/03/2007 22:44)
resy lava
na inona atao na inona sport atao dia resy foana y gasy!!ha ny ka tsy mahagaga fa ny fahatrany aza tsy hitany ny anaovana azy:-D...
tohiny
novalian'i Jessimi ny 12/04/2007 14:52
bazylou
(
26/03/2007 22:42)
namidin'ny pdg
varo boba ary anataony opa i Madagasikara iray vohitra ary nataony ambongadiny daholo ny fananan'ny olona ka lafony 16 000 0000 000 ar i Madagsikara sy ny mponiny, ilay confirmation fotsiny sisa no a...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/03/2007 20:42
Vahinala
(
26/03/2007 21:43)
Gmail
Hono hoa, sao d misy aminareo no mahalala hoe iza no site ahafahana mandefa mail mavesatra toy ny clip vidéo na film ? Gmail zao no hitako hoe ngeza ndrindra nefa rehefa atao joindre fichier le izy d...
tohiny
novalian'i Vahinala ny 27/03/2007 08:30
salmo1
(
26/03/2007 20:15)
Ny manja ato @ serasera
Ireto avy ny kalamanja 10 mba hitako tato @ sera2:
1er- pachinot
2nd- fasaly
3eme- PRISCILA
faha 4- natolotra
faha 5- ftlozy
faha 6- telisoa
faha 7- Aino
faha 8- sunlight
...
tohiny
novalian'i karinah ny 01/04/2007 13:37
ds
(
26/03/2007 17:31)
Antso vonjy
Ry havana malala ,
" Mba ho iray ihany izy rehetra" Jaona 17: 21
Miala tsiny izahay ray aman-drenin'i Rudy raha manoratra ho anareo ity taratasy ity.
Rudy dia zaza enin-taona. Narary izy nandr...
tohiny
novalian'i tolona ny 09/04/2007 23:38
kelly13
(
26/03/2007 16:47)
gregorianina
mba azonareo (ze mahafantatra an) lazaina v ny mombamomba io eglizy (sa tsy eglizy io) 1 io? misaotra ooo...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/04/2007 21:29
andrea
(
26/03/2007 15:47)
Cinema ...
Efa elaela tsy nadeha Cinema ..
Inona zao no sary mihetsika mbo mety jerevana ? afatsy 300, vao nahita ny forum nosoratan'fiffi manko .. ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/03/2007 09:33
mignone
(
26/03/2007 14:30)
i nikopol
manao aona daolo !
asa ianareo raha mandinika ny dinika hataonio ranamana io fa dia hafahafa daolo :?::°)...
tohiny
novalian'i belaza ny 27/03/2007 19:40
Razozy
(
26/03/2007 14:03)
Foot Ball
Toa faharesena lava zao no mba vokatra azontsika @taranja ity e!raha ny hevitro alouh de aleo mintsy mikotrana eto @ tananà fotsiny fa tsy manao match international tsony mandritra ny fotona maharitr...
tohiny
novalian'i onjah ny 01/05/2007 16:14
nikopol
(
26/03/2007 13:34)
Mpivady
Ireny mpivady vita mariazy tany ampiangonana ireny ve rehefa maty dia mbola mpivady ihany rehefa any amin’ny paradisa dia misy lasa selibatera???? ...
tohiny
novalian'i dadie ny 27/03/2007 14:48
nikopol
(
26/03/2007 12:15)
Miandry jobany
ô mandrosoa ry mpanaraton'i jesoa ... ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/03/2007 10:52
salopard
(
26/03/2007 11:30)
vaovao azo farany
Ny metisy merina sy metisy côtier (tsy côtier pur sy tsy merina pur ) dia tsy mahazo milataka ho fidiana koa.
Ny antananarivo metisy karana sy sinoa,sy vazaha sy comorien sy italiana, sy... dia h...
tohiny
novalian'i fijo ny 28/03/2007 22:53
tomJoad
(
26/03/2007 11:10)
Tondor-peo raha mila fanampiana
manakory aby namana eto,
mba mihirahira sy mianatra mitendritendry , ka raha mba afaka ireo manan-talenta raha mba afa mampiditra ny tondrom-peo n'i 'raha mila fanampiana 'an 'i Mahaleo iny.
Misaotr...
tohiny
salmo1
(
26/03/2007 10:34)
´´Ity misy hafatra avy any europa `` - Miova ny fitia
rehefa nijery vazony mage 4 aho, d http://www.dailymotion.com/visited/search/fitia/video/x1hg4q_mage4miova-ny-fitia fa milay ah fa tsy tapitra tsara:-*:x.
Hoy izaho tam lay bandy gasy akamako zay: ...
tohiny
novalian'i salmo1 ny 26/03/2007 14:34
rafararano
(
26/03/2007 10:32)
mitady rakikirandry xhi sy m'aa
Manao aona daolo e,
Mba mitady rakikirandry xhi sy m'aa mpihira fahiny tam les année 70 so de misy manana e
na vynil na k7 na koa aza en fichier
misaotra mialoha
...
tohiny
tsimatimanota
(
26/03/2007 08:26)
SAHIA MANAO "TSIA"
KARATRA MENA ......
tohiny
novalian'i fijo ny 06/04/2007 20:41
tsimatimanota
(
26/03/2007 08:19)
defaite logique de Barea face à l'éléphant
C'est la léçon qui nous sera utile,...
mais la victoire , on verra......
tohiny
