Miandry jobany
1. nikopol
(
26/03/2007 12:15)
ô mandrosoa ry mpanaraton'i jesoa ...
novalian'i Fiffi ny 27/03/2007 10:52
4. cutie
(
26/03/2007 13:02)
io ndray alou ohtran'ny hitako misy ifandraisany :-D:-D:-D:-D
Miandry jobany
ô mandrosoa ry mpanaraton'i jesoa ...
17. Vahinala
(
26/03/2007 15:30)
Za aza ve no nandra beu sa ahoana fa ts azoko mintsy le resaka kle !:(
19. Vahinala
(
26/03/2007 15:37)
nikopol:
vahinala ve mbola tsy niandry jobany e?
nikopol > ka tsy haiko akory aza ny dikanizany ko, donto be ve za !!:-D:-D:-D
20. nikopol
(
26/03/2007 15:41)
vahinala > miandry jobany =miandry faty ! dia mihira mpivavahana :
ohatra : 347
ohatra : 347
