Ampidiro aloha ny tenimiafina
mitady rakikirandry xhi sy m'aa
1. rafararano
(
26/03/2007 10:32)
Manao aona daolo e,
Mba mitady rakikirandry xhi sy m'aa mpihira fahiny tam les année 70 so de misy manana e
na vynil na k7 na koa aza en fichier
misaotra mialoha