Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Ralay
(
23/03/2007 14:24)
Mitady trano hofana 12 andro ou+
Mikasa ny ho any dago aho @ vakansibe zao mba hijery jeux des îles ka mitady trano hofana(Appartement)
[b]>Ny tadiavoko dia efitra roa misy 2grands lits,misy douche,rano mafana ary lakozia.
>Ny t...
tohiny
novalian'i dadie ny 03/05/2007 08:01
xxx
(
23/03/2007 14:23)
insemination artificielle
mba ampio ry reto an! ny insemination artificielle ve !tena mipetraka tokoa sa mety misy fiantraikany @ vatana mba valio raha azo atao
misaotra...
tohiny
novalian'i xxx ny 23/03/2007 18:28
xxx
(
23/03/2007 14:16)
tairo amin'izay ary e
Tonga de esoriko ny akanjoko mba hanaitra azy alou,
sa avelako izy hanala ny akanjoko tsimoramora, de zah koa mba manendaka ny akanjony? ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 26/03/2007 18:09
salmo1
(
23/03/2007 13:58)
miaky anao ny bandy
Tena manja rangah ity joba ity ah http://www.dailymotion.com/visited/search/manja/video/x10m57_titimila-anao ^:^ manapotipotika be mintsy.
Aino aaaaaaaaaah!! ki es la + guapa: ¿la bandera o ella? :{...
tohiny
novalian'i fanantenana2003 ny 29/03/2007 08:26
sakaizakely
(
23/03/2007 13:55)
Fasaly
Lasa mivaralila be le atsy ambadika atsy de amoronako dinika vaovao indry ;-)
Ho an'izay tia an'i Fasaly dia tohizo ny dinika ary
Ze tsy tia dia manokafa lisitra "tsy tia"
Dia mazava zany fa [b...
tohiny
novalian'i bozylove ny 28/03/2007 14:43
voara
(
23/03/2007 12:18)
namana
salama doholo atsika rehatra o,mafinartra be ato @serasera zany ,dia :-* hoanareo rehetra...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 31/03/2007 20:13
salmo1
(
23/03/2007 12:17)
Dera sy lasa ho anao ô
http://www.dailymotion.com/visited/search/sareraka/video/x14a5s_sareraka-dera-sy-laza ^:^...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 24/03/2007 18:28
sakaizakely
(
23/03/2007 11:56)
hatraiza ny fahajejoanareo lhl ?
fikolokoloana vatana (crème, sport & muscu...)
ranomanitra
fitafiana
kiraro
solomaso
famataranandro
gadget (MP3, finday bluetooth, palm...)
.
.
.
.
Tohizo :P
Midika inona ny fikolokoloa...
tohiny
novalian'i sakaizakely ny 29/03/2007 08:06
salmo1
(
23/03/2007 11:29)
Tokony hivoatra isika fa tsy hiembotra
Raha nijery ny clipiny ''Jerry Marcoss - Amboara sosy'' aho de hita sy midika zany fa ratsy ny mahita ilay zanaka vavy miaraka @ bandy. (nefa efa tovovavy be) ^:^
Azo lazaina ihany fa lamaody ity vaz...
tohiny
novalian'i Stretch ny 23/03/2007 20:49
nikopol
(
23/03/2007 11:20)
week magnifika
Ohatra'ny ho seul aho amin'ty week end ty ka raha misy namana vehivavy mafatra-po dia raisiko an-tanadroa ...
Misaotra anao dieny mialoha
PS/ Tsy misy vidi-pidirana fa akanjo mihaja fotsiny...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 23/03/2007 22:02
somima
(
23/03/2007 10:52)
pazzapa3 tsikitsiky lava
inona ny hitriga de toujour mitsitsiky ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 23/03/2007 13:32
moicoquillage
(
23/03/2007 10:40)
Mbola tsy ita tsara le tonokira any Rossy Vavaka
Ireto ny tonokira ny vavaka
Fa ra mba misy mahafantatra ny ao ambandiky ny ireny ???? ireny de ameko bizou! sady bzou be mihintsy a!:-*
"Vavaka" Rossy
-Homeo anay ny saina to
-ho entinay y atr...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/03/2007 07:04
nikopol
(
23/03/2007 10:32)
Canape
canape foana ty kle :-D:-D:-D...
tohiny
novalian'i sonwin ny 28/03/2007 07:46
hery
(
23/03/2007 10:12)
Ny aza be vava ihany wah
Polemika kely :-)
Nisy film izay hitako omaly mikasika tantarana kofa sy sipa iray nifankatia dia nisaraka. Dia ady be mihitsy no nisarahandry zareo. Ilay sipa tena nanao vava be mihitsy talohan'ny h...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 28/03/2007 18:26
meva2
(
23/03/2007 09:22)
AMPIO AZAFADY
Bonjour daholo,
Mila mandefa fanafody, 3 boîtes, haingana any antananarivo aho ka mba mangataka raha misy olona afaka iangaviana mba hitondra ireo na koa mahafantatra hevitra afaka handefasako azy a...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/04/2007 19:47
tslem
(
23/03/2007 09:07)
siligaoma
iza moa ry reto no mihira an lé oe "siligaoma" , toy izao lé izy:
indry sipa jejojejo io anie ataon'ny bandy siligaoma fotsiny
.....................................................
manaraka ny fa...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/03/2007 07:05
xxx
(
23/03/2007 08:53)
tongava dôly e!
http://3.upload.dailymotion.com/visited/search/samoela/video/x19gsc_samoela-sy-ramafahadrona-promo-sobi...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/03/2007 07:05
arajech
(
23/03/2007 08:04)
Rolf
Karakory avy nareo sao mba misy manana tonokira an'i Rolf duo miaraka @ joba fa tsy fatako ilay joba Ny lohateny hira TSY OLON-DRATSY tao serasera.org aloha mariko eto fa tsy misy misaotra mialoha !...
tohiny
novalian'i mimosa ny 01/04/2007 13:58
tovolahy007
(
23/03/2007 02:16)
Ambasady Malagasy eto USA
Miarahaba ny rehetra!
Araky ny nolazain'ny Wanadoo Madagascar androany faha 22 Martsa 2007 dia nisaoran'ny Fitondrana Malagasy ny Ambasadaoro Narisoa Rajaonarivony.Izany hoe tsy Ambasadaoro eto USA i...
tohiny
novalian'i Anjoanina ny 14/09/2007 20:13
salmo1
(
22/03/2007 23:48)
iza @ ireto karazana ireto aho raha ny fiheveranao ahy?
- Maditra :-w
- Hendry =D
- Jiolahim-boto :-w
- Tsarafanahy =D
- Ti tena :-w
- Zaza notezana tam teni soratra masina :-D
- Devoly :-w
- Mpampirafy :b
- Tsy mbola nazaka sipa :°)
- Ratsy fa...
tohiny
novalian'i Rasiligaoma ny 23/03/2007 14:17
