Fasaly

1. sakaizakely ( 23/03/2007 13:55)
Lasa mivaralila be le atsy ambadika atsy de amoronako dinika vaovao indry ;-)

Ho an'izay tia an'i Fasaly dia tohizo ny dinika ary
Ze tsy tia dia manokafa lisitra "tsy tia"

Dia mazava zany fa [size=13px]Fasaly[/size] IRERY IHANY no vedety eto sao misy mandrava sivana indray
:-* :-* :-* Fasaly
novalian'i bozylove ny 28/03/2007 14:43
2. booboo ( 23/03/2007 14:21)
3. vale ( 23/03/2007 14:23)
iza aky booboo:-*.
4. sakaizakely ( 23/03/2007 14:43)
kiiiiii
booboo no lasa n°1 @ lisitra :x
bon, za zany n°2
sao misy misongona eo indray an :-D :-D :-D
5. Vahinala ( 23/03/2007 14:50)
Za zany n°3 !!! fasaly :-*:-*:-*:-*
6. andrea ( 23/03/2007 15:51)
de za n°0 zany ..(voasongoko nerao ôooooo ) lol
7. nikopol ( 23/03/2007 15:56)
za koa izy fa aleo akaikikaikin'ny 18
8. Fiffi ( 23/03/2007 16:29)
nga tsy 18 ? :-D:-D:-D:-D:-D:-D
9. sakaizakely ( 23/03/2007 16:31)
nikopol:

za koa izy fa aleo akaikikaikin'ny 18



dia miverena izany rehefa atsy ho atsy
10. torp ( 23/03/2007 16:34)
za ko alo ty any fasaly eh
11. sakaizakely ( 23/03/2007 16:44)
za tsy tia mpihatsaravelatsihy:°)
12. xxx ( 23/03/2007 17:09)
torp=sakaizakely:lol:
13. sakaizakely ( 23/03/2007 17:35)
mihetsika indray ny hagaigen'i xxx
14. xxx ( 23/03/2007 17:37)
torp:

za ko alo ty any fasaly eh



aza miatsara velatsihy, maninona ra mitsotra ny marina, tsy hitanay anga ny resakao tatsy ambadika tatsy nahatonga ity resaka ity? tssss-D:-D:-D:-D
15. salmo1 ( 23/03/2007 17:57)
xxx kalma! kalma ^:^
Aleo i fasaly no hamaly any torp. Izy ihany no mahalala oe: miatsaravelatsihy ve izy sa tsia.

torp: maninn aza raha tonga de hatao any @ hafatra?

Bonne chanse!¡! suerte!¡:D
16. fasaly ( 23/03/2007 18:08)
ary zà tara train foana an! taitsa be njay aho hoe in njay ary zao fasaly numero 2 izao:lol: de hamono tena aho angamba raha mbola otran'ny an'i torp kay tsy izany ny ato:-D:-D:-D:-D
(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)
izaho kou tia be anareo rehetra e! enga anie ka hitohy ho manja sy mafinaritra ny serasera, de samy hahay handefitra sy sy hifampi comprendre dool fa misy oul mahery fo mora teztira dia misy mandrangitra ihany no hatao de misy be fitiavana sns sns.....de aleo tiavina am maha izy azy izy ireny e!........na zay tsy tia aza anao aza de tiavo foana:-P:-P:-*:-*:-*:-*:-*

17. salmo1 ( 23/03/2007 18:26)
fasaly: tsy nasinao resaka i torp:oops: mampalahelo^:^ sa efa nandefa hafatra izy:?::roll:
18. sakaizakely ( 23/03/2007 18:28)
fasaly zany koa taitaibômbina :-D :-D :-D

zay tsy tia dia tsy tia tsy quoi na hanao xxx sy hanova ps injato aza. On s'en tape :evil:

fa nena ndray refa tsy tia ahy dia angarihako koa fa tsy tiaviko izany ! meko ny allez mandé dia basta !
19. torp ( 23/03/2007 20:16)
De ahoana Fasaly,raovina ihany no tonga Belgique eh?
20. fasaly ( 23/03/2007 20:37)
salmo: kefa we tiko dool na i torp tsy ti ahy aza:°)

sakaizakely: aleo taimbobina kely aza e!:-D:-D:-D

torp: tonga madà no izy fa ty belgik
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2002