Fasaly

61. bozylove ( 27/03/2007 07:55)
dadie, Fasaly aloha mafinaritra e:-) mahay misangy sy mananihany ary intelligente 8. izany no fahitan'i Bozy @ fomba fitsekerany e :lol:, miteny ny heviny dia izay fa tsy "mi se prendre la tête" efa tsy mifanaraka @ heviny ny tsikera , fa manazava tsotra 8O 8).

Tohizo Fasaly ny fombanao an! Bravo 8):D

gros :-* ,
62. kelly13 ( 27/03/2007 10:03)
za kou tia an'i fasaly fa izy manaiky biz'oroka feno paraky :°)
63. mamzelkely ( 27/03/2007 15:33)
ary za ts mba omenao an zany bizoro'oroka znaqy akor r kelly :-w alazako am papa sy mama nao :x:°)
64. fasaly ( 27/03/2007 16:06)
kelly: :-D:-D:-D:-D:-D soloy amzay wa io paraky io fa efa tovovavy manja be clone n 'i mamz :-P8-):-D


mamz: ndry ngah tsy mihinana paraky otran'ny kelly:-D


bozylove::-*
65. kelly13 ( 27/03/2007 16:12)
ze mangataka d omena ry mamz a! mbola manana reserve 2 za ka raha mahay manambitamby ahy d omeko anao dol izy mi 2! kou ra tsy papanareo sy mamanareo no biby ramatahora kou :°):°):°):°) alazao eeeee!!! meme po peur, hihihi
66. bozylove ( 28/03/2007 09:33)
fasaly, fa nahona aloha hono no voafafa ilay sarin'ise manjo :-p fa anga nisy zavatra mamoafady hita hihihi :-) 8)


gros :-* 8)
67. fasaly ( 28/03/2007 11:02)
bozylove: mbo vazivaziko iny reh fa raha sary manjo boridana zany alou de ho voafafa e! hihihi!
68. bozylove ( 28/03/2007 14:43)
fasaly, hihihi izay anie ilay mafinaritra @ toi e ilay tia hanihany.:-D:-D
Aza adino @ manaraka e miandry fona i Bozy @ nilay sary hihihi :P 8)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2351