Fasaly

41. bozylove ( 25/03/2007 13:51)
sakaizakely:
ftma> za indray tsy mahay manafina, rehefa tsy tiako dia tsy tiako fa tsy miolakolana izany aho

Hita be fa mandaginina an'i bozy ny fanokafana resaka manokana ho an'i Fasaly dia ny azy ihany no asesiny eto !

Ny namana indray, za mila mi-estimer sy mi-admirer olona @ toetrany raha tsy izay tsisy affinités mits


Mampalahelo ity fisainanao ranamana, tsy misy fantatrao ny relaton nay sy Fasaly 8).
Sa tsy tantinao Fasaly misaotra ahy 8) :
fasaly:
bozy misaotra e! fa lay sary efa nataoko tao de voafafa fa manjo kou!


Ary lazaiko anao izay fanokafanao resaka manoka na ho an' iza na ho an' iza, efa azako hanehoko ny hevitro dia ataoko izany. Tsy kestion Fsaly mitsy

Fahitako anoA tsy mahazaka ny marina e !
"la vérité blesse" hoy ny vaza izay:oops:

miakatra lava rehefa toherina sy asehoy ny zavamisy, izaho tsy voatery hitovy hevitra aminao, ary ny ahy asiko porofo ny zavatra lazaiko.

ary tsy niteny aho fa enao no asiko, fa resaka akapobehany. oHATRA MAHATSIARO VOA IZANY FONA ENAO :lol::°)
42. bozylove ( 25/03/2007 14:01)
sakaizakely:
Efa nilaza aho t@ voalohany fa resaka ho an'i Fasaly irery ihany ity, mbola ny aferanao ihany no averimberinao eto. Na manana ny rariny ianao na tsia, ho fanajana an'i Fasaly (raha fantatrao ny dikan'izany hoe fanajana izany) [size=13px]manokafa dinika manokana raha te hiresaka ny alahelonao f'aza mibahana resaka manokana natao ho an'ny Fasaly izay lazainao fa namanao.[/size] Ny namana tsy fanongona toy io ataonao io


fa anga moa ny dinika eto tsy natao hohitambahoka sy natao asian'ny heviny izay manana?? Mampisho ny zava misy Bozy aza adino izany.

Tsy hitako mitsy ny resaka tsy fanajana nataoko teo,[size=13px] ny anareo izany foana "tsy manaja" efa tsy araka ny hevitrareo ny lazain'olona tsy mitovy hevitra anareo[/size].
[size=13px]Inona aza tokony hosoratako dia hoe : "manaja anareo Bozy":?::roll:[/size]

entre pas soratrareo eto no dinihiko sy valiko, miteny ka tsy hitako mitsy ny olana???
43. rush ( 25/03/2007 20:23)
eisyyyyyy e!
44. Vahinala ( 25/03/2007 22:48)
Ny ahy izay tia ahy d tiako doooooolyyyyyyyyy :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
45. fasaly ( 26/03/2007 05:30)
:-*:-*:-*(l)
46. sakaizakely ( 26/03/2007 08:17)
ny antitra antitra ihany
ny kaondrana koa toy izany

mangoraka sisa atao :-o
47. kelly13 ( 26/03/2007 08:41)
hihihi za maka inspiraka io :°)
48. Vahinala ( 26/03/2007 08:51)
:-D:-D:-D
49. xxx ( 26/03/2007 09:02)
sakaizakely:

ny antitra antitra ihany
ny kaondrana koa toy izany

mangoraka sisa atao :-o



tononkalon'i Seneky latina :-D :-D :-D
50. xxx ( 26/03/2007 09:13)
ho avy ndray zao izy zao hilaza ny zava misy fa ianareo nga aona aaa !! :-D:-D:-D
51. xxx ( 26/03/2007 09:16)
hay ve tsy izaho irery ihany no tsy mahavoa an'dRanenibe ity e ?
:-D :-D :-D

ho avy ndray zao izy zao hilaza ny zava misy fa ianareo nga aona aaa !! :-D:-D:-D
52. kelly13 ( 26/03/2007 09:26)
:-D:-D:-D
53. Vahinala ( 26/03/2007 09:39)
:-D:-D:-D:-D
54. bozylove ( 26/03/2007 11:21)
[size=13px]Hoy i sakaizakely:

ny antitra antitra ihany
ny kaondrana koa toy izany

mangoraka sisa atao[/size]



ka raha ohatra izany ve moa ny fahitano ny ray amandreninao sy ny dadabenao ary ny renibenao; mampalahelo ihany.:roll:8)


55. bozylove ( 26/03/2007 11:24)
XXX:
hay ve tsy izaho irery ihany no tsy mahavoa an'dRanenibe ity e ?


Efa tsy mahavoa anie tsy hitako ny olana e , tsy mamaly dia izay.8)

sa tsy tanty ny mamaky soratra mampiseho ny zava misy fa misy marina ihany 8):D
56. bozylove ( 26/03/2007 15:42)
ftma:
bozylove: en realité naina_6 mahafinaritra fa mba manadala anao izy eto, aza miady amin'ny adala virtuel hoan


ay efa hitanao en réalité naina6=siks :-) fa adala en virtuel ve inona koa dikan'izany rise an :-) :roll:.Hitanao ny sorany eto, mahagaga ahy ihany izany olona mafinaritra en réalit izany nefa matahotra hitambahoaka :?::?::oops::roll:

Ny ahy ny REALITE no mi compte rise an 8)
57. dadie ( 26/03/2007 18:50)
henoko tam ftma ty vaovao ty d niazakazaka za hanoratra e , za alo d i fasaly mahafinaritra sy tiko ary izy koa itako fa tian-ny ankamaroan'ny oul ato profo izy no b mpanisy tsikera indrindra ,misaotra an'i sakaizakely nanao ty lahatsoratra ty
biz any fasaly
58. fasaly ( 26/03/2007 18:53)
daddie::-*:-*:-*:-*:-*:-*:wink:
59. ftma ( 26/03/2007 21:36)
dadie: :-* saika tara copine :-D
fasaly: fitiavana le manao pub ho anjy :wink::-*
60. fasaly ( 27/03/2007 06:02)
ftma::-D:-D:-D:-D pub mitsy ve?????:-P
:-*:-*:-*:-* njy kou nge namana mahafinaritra mitsy e! tena aleo aho tsy hanao pub:-D fa ny hatao no hita;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1644