Fasaly

21. karinah ( 23/03/2007 21:38)
Fiffi:

nga tsy 18 ? :-D:-D:-D:-D:-D:-D
:-D:-D:-D:-D:-D:-D


22. Vahinala ( 23/03/2007 22:46)
sakaizakely:

fasaly zany koa taitaibômbina :-D :-D :-D

zay tsy tia dia tsy tia tsy quoi na hanao xxx sy hanova ps injato aza. On s'en tape :evil:

fa nena ndray refa tsy tia ahy dia angarihako koa fa tsy tiaviko izany ! meko ny allez mandé dia basta !



D ndry fotsiny no marary fo amze tsy tia eo ange e, omena ny aza manadino izy miaraka am :lol: kely d basta !:-*:-*:-*:-*:-*
23. mamzelkely ( 24/03/2007 06:18)
za ciel :}:-D:-D:-D avant 1 za zany le tian'i fasaly :wink::-*:-*:-*:-*
24. fasaly ( 24/03/2007 07:00)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
25. ftma ( 24/03/2007 13:16)
Misy mangalatra place, efa hoe efa misy tompony ny n° 1 :wink:
za izay misy ahy na farany aza fa tiako be foana fasaly (l)
26. bozylove ( 24/03/2007 14:28)
any Fasaly 8)

Isika rise misy tia tsara tsy misy mpitia tsy atao manaitra na makarary andoha e :D. "on ne peut pas plaire à tout le monde" 8)

Bozy:
[size=13px]Araka lazaiko an'ise "nous pouvons dire un je t'aime à notre vie (l) et la réalité qui compte[/size]


Manao izay tiantsika sy mafinaritra antsika efa tsy manenlingelina ny fianan'ny sasany:lol:, ilay sincérité aza adino rise an.:D araka ny filamatra lazain'i Bozy any toi [size=13px]"ny zavatra atao ampitiavana fafinaretana sy fifalina foana"[/size] :lol:"
efa entina ampitiavana ny fianana sy ny zavatra atao dia mande ho azy rise an :):). Ny eto soratra daolo ny maso fotsiny mamaky 8O ny réalité qui compte.

Ireo miseho ho tia any toi asaivo manome porofo :oops: 8)

Ny porofo fa tiako toi dia ireo teny voalazako etsy ambony nanome anao torohevitra sy torodalana mety ahasoa anao 8) 8)

I (l) Fasaly et gros :-*

Entre pas aloha rahoviana ilay sary ho an'i Bozy hihihi :-p miandry ny aty an , tsy manao promesse d'ivrogne toi hihihi :-p
27. fasaly ( 24/03/2007 16:58)
ftma: zà kou love be am ftma! asio fiaonana nice e!:wink::-D:-D:-D:-D:-D
amzay miaona am bozy sy dadie!:-P

bozy misaotra e!;-):-* fa lay sary efa nataoko tao de voafafa fa manjo kou!:^):^):^):^):^):^):-D:-D:-D

mamz: mank be anay mitry alou njy fa il était temps e!:wink::P
28. Vahinala ( 24/03/2007 17:19)
fasaly > Inn aky no porofo omeko andry mba hinoandry hoe tia andry za ? (l) ve sa :-* ve sa :* ! :-D:-D:-D
Kiss be njy !
29. fasaly ( 24/03/2007 19:46)
vahinala:*:*:*:*:-D:-D:-D aza adino lay mamikotra be!:roll::-D
30. Vahinala ( 24/03/2007 22:05)
fasaly > :-D:-D:-D
31. sakaizakely ( 24/03/2007 22:12)
bozylove:


Ireo miseho ho tia any toi asaivo manome porofo :oops: 8)




inn no porofo tian'i bozy ? Hilana vanona izy sa atao inona ? Tsy ary hain'i bozy izay any ampon'olona sy ny any ambadika any fa tsy hoe rehefa mampiseho imasombahoaka na tsy hitan'ny masonao akory dia izay vao wé (l)
32. ftma ( 24/03/2007 22:48)
Fasaly: efa anananjy ny adresy fa tongava e
Ny fitiavana namana izany tsy mila porofo fa fatatra eny ihany na amin'ny fihetsika na fiteny na ny fombafomba fa tena tia ilay namana, na virtuel izany na réél.
33. Vahinala ( 24/03/2007 23:40)
fasaly:

vahinala:*:*:*:*:-D:-D:-D aza adino lay mamikotra be!:roll::-D



Eka ozy ! :*:*:*
34. bozylove ( 25/03/2007 07:40)
sakaizakely:
inn no porofo tian'i bozy ? Hilana vanona izy sa atao inona ? Tsy ary hain'i bozy izay any ampon'olona sy ny any ambadika any fa tsy hoe rehefa mampiseho imasombahoaka na tsy hitan'ny masonao akory dia izay vao wé
.

Miteny ny hevitro aho, ny ahy mila aseho fa misy ny fitiavana fa tsy miteny "tiana tiana" fotsiny nefa tsy hita ny fietsika, indrindra ireo miseho ho namana tena tia;[size=13px] efa tonga ny maha sahirana sy ny mba ilavana an'ilay namana hoe "tia" tsy hita ry zareo miala bala na mamaly "manahirana izany, tsy hitako izay azoko ataoko anao ranamana" :roll::roll:[/size]
[size=13px]Ary ny hoe "tia" (l) efa mampiseho fa eo ilay namana "tia" hanampy na ara torokevitra sy manome hery ary ara bola efa misy ny azo atao hanampiana (na tsy misy aza, afaka mitady any @ n'ireo olona fantatra hanampiana an'ilay namana tiana).[/size]

Ny fahitako ny fanoratrao enao ilay miteny fotsiny "tiko tiko", fa tsy mampiseho @ fietsika fa tia izany 8) Enao izany mifanaraka @ hira n'i Dalida hoe "parole et parole que des paroles ..."
35. bozylove ( 25/03/2007 07:52)
ftma:
Ny fitiavana namana izany tsy mila porofo fa fatatra eny ihany na amin'ny fihetsika na fiteny na ny fombafomba fa tena tia ilay namana, na virtuel izany na réél.


Mahita @ ny fietsika sy ny fombafomba sy fiteny porofo izany en réalité rise an 8)

Ny virtuelle soratra daolo ary mora mivadika fa soratra fotsiny, jereo ilay naina6=siks iny anga tsy niteny teto virtuel fa mafinaritra sy tiany aho snsn... nefa jereo ny fietsiny ara tsoratra ary araka lazaiko anao tiako hita en réalité hiteny amiko en face ny taimbavany eto nefa tsy sahy miseho sy miteny ny marina :oops: Omeo an'ilay numero telephonne moa rise an 8):D

Fitiavana mila porofo ara tsoratra eto @ virtuel , ny fietsika tsy hita eto fa ny mason'ise no mamaky soratra 8):-D
36. ftma ( 25/03/2007 09:05)
Mahita @ ny fietsika sy ny fombafomba sy fiteny porofo izany en réalité rise an
tsy voatery ho réel izany fa na virtuel aza (ohatra mifampitéléphone) hita foana, ny fomba fanoratra koa azo hi porofona fitiavana :wink:
Za aloha manana namana mbola tsy hitako mihitsy fa mifanoratra fotsiny izahay, nefa tsapako fa tena mifakatia ohatry ny mpiray tampo e, tena zoky mpanoro hevitra sy mpananatra :-*
bozylove: en realité naina_6 mahafinaritra :wink: fa mba manadala anao izy eto, aza miady amin'ny adala virtuel hoan :-D
37. sakaizakely ( 25/03/2007 10:55)
bozylove:


Ny fahitako ny fanoratrao enao ilay miteny fotsiny "tiko tiko", fa tsy mampiseho @ fietsika fa tia izany 8) Enao izany mifanaraka @ hira n'i Dalida hoe "parole et parole que des paroles ..."


N'importe quoi ! Epargne moi tes préjugés à 2 balles :evil: :evil:
Efa nahita an'i Fasaly nangatabola teto @ serasera anga ianao ? No resaka vola no ataonao ?

zao fotsiny ry bozy a ! Ny fitiavako olona dia manomboka @ estime ananako aminy. Fasaly tsy mbola nahitako toetra tsy mendrika teto hatr@ voalohany dia ampy ahy izay. Tena midera ny toetrany satria izy tsy toy ny sasany miseho ho olondehibe manome torohevitra sns nefa rabat-joie aigrie mandreraka. Efa ela no tsikaroko ny fomba sy toetran'i Fasaly, izay asehony eto, dia mahafinaritra ahy izy, no nahatonga ahy hanokatra ity dinika ity. Tsy mila manaporofo hafa ankoatr'izay ny tenako, sady tsy ataoko imasonao koa satria tsy ny fijerin'ny public no tadiaviko. Tsotra izay !

Fa ny fahitako anao kosa, mitovy @ fahitan'ny rehetra anao ihany 8-)

Efa nilaza aho t@ voalohany fa resaka ho an'i Fasaly irery ihany ity, mbola ny aferanao ihany no averimberinao eto. Na manana ny rariny ianao na tsia, ho [size=13px]fanajana[/size] an'i Fasaly (raha fantatrao ny dikan'izany hoe fanajana izany) manokafa dinika manokana raha te hiresaka ny alahelonao f'aza mibahana resaka manokana natao ho an'ny Fasaly izay lazainao fa namanao. Ny namana tsy fanongona toy io ataonao io :evil:
38. ftma ( 25/03/2007 11:08)
hitako tezitra be sakaizakely :(
Ny fitiavako olona dia manomboka @ estime ananako aminy
marina izany raha tsy izany tsy namana :-*
39. sakaizakely ( 25/03/2007 11:17)
ftma> za indray tsy mahay manafina, rehefa tsy tiako dia tsy tiako fa tsy miolakolana izany aho

Hita be fa mandaginina an'i bozy ny fanokafana resaka manokana ho an'i Fasaly dia ny azy ihany no asesiny eto !

Ny namana indray, za mila mi-estimer sy mi-admirer olona @ toetrany raha tsy izay tsisy affinités mits
:oops:
40. Vahinala ( 25/03/2007 12:10)
sakaizakely > Kalam ky an aza maka aretimpo amze ataony hafa, avelao hiteny izay te hiteny fa ny zavadehibe d ny ankamaroantsika eto samy mankasitraka any fasaly, izay tsy tia afaka manokatra dinika vaovao any, problemany zany.:-*:-*:-*:-* be ndriko.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4032