Ny aza be vava ihany wah

1. hery ( 23/03/2007 10:12)
Polemika kely :-)
Nisy film izay hitako omaly mikasika tantarana kofa sy sipa iray nifankatia dia nisaraka. Dia ady be mihitsy no nisarahandry zareo. Ilay sipa tena nanao vava be mihitsy talohan'ny handehanan'i leiry tany New York. Roa taona taty aoriana dia niverina ilay bandy (film italiana ilay izy)... samy afaka ny hatezarana (mazava ho azy) fa ilay nanao be vava be no tena nahatsiaro hoe humilié.

Dia ampifandraisiko @ eto amin'ny serasera

Rehefa miala eto @ serasera dia mba ndana manjavona antsokosoko (tsy manoratra sy tsy mi-pointe fotsiny) dia ampy fa tsy atao fantatr'izao rehetra izao amin'ny alalan'ny forum fanaovam-beloma, sy ny dridrangilo aty amin'ny mpandrindra hoe esory ao mihitsy ny momba ahy rehetra... sy ny filazana etsy sy eroa hoe izaho ange r'ireto niala tao @ serasera e... sns...

Satria rehefa mandeha ny fotoana dia samy ho afaka ihany ny hatezerana... dia toa tsy nisy dikany akory ilay tena nialàna... kanefa ny tena efa nanao izao vava rehetra izao. Ny olona mahatadidy daholo... Raha nikisaka mangingina anefa dia mora ny réapparition. Tsy aleo? :-)

Na aiza na aiza dia mitombona foana io. Na @ resaka asa (sao dia hoe mi-demissionne dia sady manopa ny sefo), na @ resaka fianakams (hoe hipitsika ao ambovo dia manao vava be @ Ray amandreny), na amin'ny fitiavana (tahaka ilay voalaza io) na @ fiaraha-monina rehetra mihitsy e.

Teny atsipy ho an'ny efa hendry.
novalian'i Fiffi ny 28/03/2007 18:26
2. Vahinala ( 23/03/2007 10:19)
Za zao tsy teo nandritra ny taona raika d nanao veloma d nony tonga d niarahaba, tsy mety ve ?
Fa marina aloha ny lazainao e, ilay vava tsy voatandrina koa mantsy d tokony ho tadidiana foana fa hifototra am tena. Misaotra nananatra e !:D
3. simplex ( 23/03/2007 10:25)
:D:D:D
zaza mpandana ve zany kle :°)8)


Ny tena tsara aza tsy miala mintsy fa mba hoe tsy actif intsony fotsiny ra ohatra ka misy ny tsy fifankazahoana (ary mba efa noezahina naravona ny rehetra fa tsy nety) :P

Ra tsy hoe voaroka nga, hafa indray iny :)

4. simplex ( 23/03/2007 10:28)
hadino kely kou,

fa @ zaza mpandana, diniho kely ny pasin'le rainy an ;-)
tongasoa foana satria zanaka na d efa naka ny actions-ny rehetra aza :°):P
5. salmo1 ( 23/03/2007 10:40)
hery: zah mintsy no tiny elah tenenina eto ^:^
6. nikopol ( 23/03/2007 10:42)
Fa mitovy ihany nag i salmo1 sy salmo?
7. andrea ( 23/03/2007 10:57)
salmo1 ou salmo> o ry zandry kely .. aza antsoina hoe elah i Hery fa olon-dehibe no sady sefo .. :D :D
Tsy nitonona anarana izy fa atsipy ho an'olona hendry ...
8. patrick2002 ( 23/03/2007 11:01)
atao ahoana fa sarotra ny miaina kou?
Fa misy ny sasany dia tena mievitra fa mila azy ny serasera :roll:, izaho dia tena gaga amin'ireny olona ireny .
9. Stretch ( 23/03/2007 11:16)
:roll: :roll:

"tsy ny hendry hono no mila anarina fa ny adala"
fa natoa zay olona voalaza ao anaty fonoteny tsy notononina izay nanaonao foana toy izay araka ny voalazan'ny mpiandraikitra Hery , dia mbola tsy ao tsara ny fahamatorana ,
donky : mila fanitsiana izy , ary"ny adalan'ny hafa hono no hihomehezana fa ny adalan'ny tena tafian-damba"

an'ny tena satria sao ndray ho avy ny mpanakiana hoe an'iza ko zany , gasy toa anao ka tiavo sy hajao.

Eny ndray ary alou e !
10. sakaizakely ( 23/03/2007 11:27)
Hery,

Za mbola tsy hendry [URL=http://imageshack.us][IMG]http://img293.imageshack.us/img293/3383/oupssdn3.gif[/IMG][/URL]

nefa raisina ihany ny torohevitra sao maha-hendry
11. Vahinala ( 23/03/2007 11:56)
:-D:-D:-D
12. Vahinala ( 23/03/2007 11:57)
salmo1:

hery: zah mintsy no tiny elah tenenina eto ^:^



Fa anga nanao ratsy no tonga d mahana be enao zany ! :-w:-w
13. sakaizakely ( 23/03/2007 11:57)
imehezan'i Vahinala fotsiny za klé

Efa hoe resakin'ny hendry eto ry toi a :-D :-D :-D
14. vale ( 23/03/2007 12:01)
Vahinala:

:-D:-D:-D
:-D:-D


15. Vahinala ( 23/03/2007 12:52)
sakaizakely > :-D:-D:wink:
16. Fiffi ( 23/03/2007 13:10)
salmo1:
hery: zah mintsy no tiny elah tenenina eto ^:^
humm...nahatsiaro voatsindrona nga toi zany ? :-D:-D:-D:-D:-D


17. xxx ( 23/03/2007 13:21)
fanga i salmo mahazo tsindromina?:°)
18. vale ( 23/03/2007 13:54)
sakaizakely:

Hery,

Za mbola tsy hendry [URL=http://imageshack.us][IMG]http://img293.imageshack.us/img293/3383/oupssdn3.gif[/IMG][/URL]

nefa raisina ihany ny torohevitra sao maha-hendry
Io sarinao io ve de ho mbola kely ry sakaiza?.


19. vale ( 23/03/2007 13:56)
sarinao apetrakao ao @ sary rehetra io? raha tsy hoe sary bagdad hoy ny fitenin'ny ankizy ssny ato.
20. vale ( 23/03/2007 13:57)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0885