Ny aza be vava ihany wah

21. sakaizakely ( 23/03/2007 14:01)
vale> misy olana angaha ?

sakaizakely:
Za mbola tsy hendry


aiza no misy hoe "mbola kely" ? :roll:

sao dia mila solomaso ?
22. xxx ( 23/03/2007 14:02)
sakaizakely efa olon-dehibe ve de tsy hendry:roll:
23. sitlo ( 23/03/2007 14:10)
1- Na fy aza hono ny amalona, ny lela tsy atao jono.
2- Ny lasa tsy manao veloma hono naman'ny tezitra.
3- Ny maty aza mbola antenaina ny hitsanganany.
4- Raha tsofina ny labozia, mbola mirehitra kely aloha ny lahany.
5- Avy eo mbola azo arehitra ndray.

fomban-javatra daholo izany.

Atsipy ny tady eny an-tandroky ny omby, atsipy ny vilia, vaky.
24. sakaizakely ( 23/03/2007 14:35)
Sitlo > na sérié aza mampme foana :-D
:-*
25. salmo1 ( 23/03/2007 14:38)
sitlo = sakaizakely http://www.dailymotion.com/visited/search/manja/video/x10m57_titimila-anao =((
26. xxx ( 23/03/2007 14:41)
27. sakaizakely ( 23/03/2007 14:45)
salmo1:

sitlo = sakaizakely


inn koa no dikan'io ry salmol ?

:roll:


28. xxx ( 23/03/2007 14:46)
=D=D=D=D=D=D
29. rush ( 23/03/2007 14:49)
vale:
sarinao apetrakao ao @ sary rehetra io? raha tsy hoe sary bagdad hoy ny fitenin'ny ankizy ssny ato.
fa aiza ny olana?mitsatsaingotra @ zavatra tsy misy idirana io hiany no mandreraka!


30. simplex ( 23/03/2007 15:00)
rush kou d tena masiaka be foana an :(
mananihany nge izy e, jereo le amboniny nanoratany an'io :)

sa ndry tena masiaka de nature mintsy :P:-*:-*
31. salmo1 ( 23/03/2007 15:02)
sitlo = sakaizakely ou! ou! ou! :-D
32. sakaizakely ( 23/03/2007 15:10)
salmo> zaza saina :evil:
33. xxx ( 23/03/2007 15:23)
salmo + sakaizakely = :P
34. ikaretsaka ( 23/03/2007 15:23)
hery ..marina izany..
Salmo> ianao mila mandinintena kely fa bedebe ihany izay remarque ataon'ny olona amin'io zazah anao io an
35. xxx ( 23/03/2007 16:14)
tratrany koa ingahy ikaretsaka
36. ikaretsaka ( 23/03/2007 16:17)
za ange tratra foana e... za tsy manda rehefa tratra:°)
37. salmo1 ( 23/03/2007 16:27)
ikaretsaka:
ianao mila mandinintena kely fa bedebe ihany izay remarque ataon'ny olona amin'io zazah anao io an


Avelao izy ho zaza any, fa inn ary no bleme hananantsika am zany.
38. booboo ( 23/03/2007 16:29)
:-D:-D:-D =D
39. Fiffi ( 23/03/2007 16:40)
:-D:-D
40. sitlo ( 23/03/2007 17:39)
salmo1:

sitlo = sakaizakely http://www.dailymotion.com/visited/search/manja/video/x10m57_titimila-anao =((



:-D
------------------
fa hors sujet


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.27