Ny aza be vava ihany wah
41. fasaly
(
23/03/2007 17:57)
ary raha misy njay manao hoe izaho aloha tsy hiala eto zany e! kay nanjavona try hita trony:? mety mbola hitranga zay....:-P
42. ikaretsaka
(
23/03/2007 18:10)
salmo> dia tsy aty @ olondehibe no manao resajaza..zay le problem..
43. boubounezy
(
23/03/2007 19:03)
fiffi za kia matsiaro votsindrona fona a! dé refa tsisy mpity tsony dé antsoiko njy an!:wink:
za zao dé lazaiko eto fa malaza fa bé vava @ retsa=))
za zao dé lazaiko eto fa malaza fa bé vava @ retsa=))
44. fasaly
(
23/03/2007 20:44)
bounezy : tsy be vava am rehetra fa tsy azo tairina ! fa raha taitra de tena tsy laitra fa bômba atômika tsy azo atonina fa mampitsoka lavitra:wink::°):-P:-D
47. lemia
(
24/03/2007 08:41)
mampme ahy mints ty dinidinika serasera ty!:-D:-D:-D ka de mifandratramatra nef..maninona raha tsy niditra atram vôloany refa tsy nahatanty.shhhhhhhhh
vavan'ny mpitaty ràkena zany ry Hery.
vavan'ny mpitaty ràkena zany ry Hery.
48. boubounezy
(
24/03/2007 11:35)
fasaly mety marina iany lé tsy azo tairina (tsy azo provôkéna ny tena izy)fa lé tsy azo antonina tsy marina satry njy tsy nanatona anah akory. dé ranamako ndray hafa, fa ra tsy namako mou refa tsy manaja anah dé tsy ajaiko. ary njy fantatso fa sipa koull njy fa nisy havako naita anjy t@ rns.
49. niryna
(
24/03/2007 13:23)
hery:
Polemika kely :-)
Nisy film izay hitako omaly mikasika tantarana kofa sy sipa iray nifankatia dia nisaraka. Dia ady be mihitsy no nisarahandry zareo. Ilay sipa tena nanao vava be mihitsy talohan'ny handehanan'i leiry tany New York. Roa taona taty aoriana dia niverina ilay bandy (film italiana ilay izy)... samy afaka ny hatezarana (mazava ho azy) fa ilay nanao be vava be no tena nahatsiaro hoe humilié.
Dia ampifandraisiko @ eto amin'ny serasera
Rehefa miala eto @ serasera dia mba ndana manjavona antsokosoko (tsy manoratra sy tsy mi-pointe fotsiny) dia ampy fa tsy atao fantatr'izao rehetra izao amin'ny alalan'ny forum fanaovam-beloma, sy ny dridrangilo aty amin'ny mpandrindra hoe esory ao mihitsy ny momba ahy rehetra... sy ny filazana etsy sy eroa hoe izaho ange r'ireto niala tao @ serasera e... sns...
Satria rehefa mandeha ny fotoana dia samy ho afaka ihany ny hatezerana... dia toa tsy nisy dikany akory ilay tena nialàna... kanefa ny tena efa nanao izao vava rehetra izao. Ny olona mahatadidy daholo... Raha nikisaka mangingina anefa dia mora ny réapparition. Tsy aleo? :-)
Na aiza na aiza dia mitombona foana io. Na @ resaka asa (sao dia hoe mi-demissionne dia sady manopa ny sefo), na @ resaka fianakams (hoe hipitsika ao ambovo dia manao vava be @ Ray amandreny), na amin'ny fitiavana (tahaka ilay voalaza io) na @ fiaraha-monina rehetra mihitsy e.
Teny atsipy ho an'ny efa hendry.
=D=D=D marina tanteraka io.Ny tody tsy misy fa ny atao no miverina.
50. niryna
(
24/03/2007 13:33)
sitlo:
1- Na fy aza hono ny amalona, ny lela tsy atao jono.
2- Ny lasa tsy manao veloma hono naman'ny tezitra.
3- Ny maty aza mbola antenaina ny hitsanganany.
4- Raha tsofina ny labozia, mbola mirehitra kely aloha ny lahany.
5- Avy eo mbola azo arehitra ndray.
fomban-javatra daholo izany.
Atsipy ny tady eny an-tandroky ny omby, atsipy ny vilia, vaky.
=))=)):evil::*
Ka izany no hitenenana hoe avadio im-pito ny lela vao miteny.
:roll::twisted::oops:(l):P
Ny lela toy ny pitin'afokasika,vanjany kely dia efa mandora tanety.
Ny teny tsy voahevitra mampidi-doza.
Mila mitandrina sy misaina vao miteny fa ny hamerina azy no tsy laitra
51. niryna
(
24/03/2007 14:20)
sitlo:
1- Na fy aza hono ny amalona, ny lela tsy atao jono.
2- Ny lasa tsy manao veloma hono naman'ny tezitra.
3- Ny maty aza mbola antenaina ny hitsanganany.
4- Raha tsofina ny labozia, mbola mirehitra kely aloha ny lahany.
5- Avy eo mbola azo arehitra ndray.
fomban-javatra daholo izany.
Atsipy ny tady eny an-tandroky ny omby, atsipy ny vilia, vaky.
=D=D namaste sitlo.
Marina tanteraka ireo voalazanao ireo.Misaotra anao izahay nampahatsiahy anay rehetra.:*
52. fasaly
(
24/03/2007 16:07)
bounezy: iza no havanjy nahita ahy tam rns:roll::-D:-D
ka zà tsy nanotany anjy tamreny fipoahan'ny bomba atomika be reny fa itako tsy important lotra amiko satria tsaho sy siondresaka no henondry tany ho any.......fa mety hanotaniko ihany:-P;-):-D:-D:-D
ka zà tsy nanotany anjy tamreny fipoahan'ny bomba atomika be reny fa itako tsy important lotra amiko satria tsaho sy siondresaka no henondry tany ho any.......fa mety hanotaniko ihany:-P;-):-D:-D:-D
54. salmo1
(
24/03/2007 18:33)
sitlo:
Atsipy ny tady eny an-tandroky ny omby, atsipy ny vilia, vaky.
nanandrana nanipy lovia plastik leisy zah fa tsy vaky a :D
59. vale
(
26/03/2007 21:37)
fasaly:
bounezy : tsy be vava am rehetra fa tsy azo tairina ! fa raha taitra de tena tsy laitra fa bômba atômika tsy azo atonina fa mampitsoka lavitra:wink::°):-P:-D
fasaly: nisy nanaitra anazy angha?
60. vale
(
26/03/2007 21:43)
Nyrina> marina io, "ny vava no tsyhatao be hoe ny hamerenana azy no sarotra"...:P
