Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
DotMG
(
26/03/2007 07:26)
Team America World Police
Ilay séquence HOT (firaisana ara-nofo) @ity film marionnette ity no tena tsy laitrako. Indrindra ilay mamany sy mangery.
Fa rehefa film manala azy aloha reveko foana e!...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 26/03/2007 14:57
Fiffi
(
26/03/2007 07:21)
Mikalo Fideràna
Nahita an'ity zah de mba zaraiko anareo eto raha mba te-hikalo fideràna an'Andriamanitra nareo.....Protestanta , Katolika de ao daholo....de mazotoa mikalo aza ... :)
http://membres.lycos.fr/hiraf...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 28/03/2007 06:00
ratsy
(
26/03/2007 07:03)
ny lohateny tsy haiko fa toa hoe hiran'i jeneraly le izy
ny lohaten'ilay hira tsy haiko fa misy an'izao lay izy hoe "hananao tokoa ny bika, ny endrika torak'izany, saingy toa nangatsika"
...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 26/03/2007 13:02
LazaDaddy
(
26/03/2007 06:10)
torohevitra momba ny vavaka
Fitenin'ny olona matetika rehefa te "hiala bala" izy ny hoe: "mamaly vavaka Andriamanitra amin'ny fotoana mahamety azy".
Inona avy ireo ny torohevitra mikasika ny vavaka, azonao omena ny namana mba...
tohiny
novalian'i prime ny 03/04/2007 08:12
fimy
(
26/03/2007 06:10)
Tiako ianao an i Pst jocelyn Ranjarison
Angataka ny tonokiran i Pasteur Jocelyn Ranjarison Tiako ianao: misy oe tiako ianao nefa tsy ampy ny teniko d oe tonga aho ilaza fa tiako ianao...
tohiny
Fiffi
(
26/03/2007 05:59)
300
iza no efa nahita an'io film io ?
http://www.allocine.fr/video/player_gen_cmedia=18704950&cfilm=57529&hd=1.html...
tohiny
novalian'i kelly13 ny 27/03/2007 17:51
salmo1
(
26/03/2007 02:43)
takaka mety hianatra dokotera aty andafy
Izaho efa nanomana ny fiainany le olona anakiray zay; ny trano, ny fiara http://ar.geocities.com/autocarautos/2005-mercedes-benz-slk-front.jpg , ny fahazahoana manohy ny fianarany, ny fahazahoana hipe...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/03/2007 17:27
cutie
(
26/03/2007 01:05)
fanja1
bon anniversaire akia fanja a :-*:-*:-*:-*
tsy haiko na mbola miditra ato njy fa mahatsiaro foana ny aty.
Alefa eto ihany ny fiarabana sao de miditra tampoka njy hihihihi
:-*:-*:-*:-*:-*...
tohiny
novalian'i karinah ny 02/04/2007 22:30
soanja
(
26/03/2007 00:13)
JJR
Hoy i JJ Rousseau:
" Teraka Olon'Afaka ny olombelona nefa n'aiza n'aiza izy dia voarohy sy voageja." Ekenao ve? ...
tohiny
novalian'i cutie ny 02/04/2007 03:14
malalabe
(
25/03/2007 22:34)
tononkira
manao ahoana daholo ô!
naheno ilay hiran'i Mireille vavaka teo dia tena faly tokoa,
asa raha mba afaka atao eto@ Tranonkala ny tononkira?
Mireille: Vavaka
Misaotra indrindra
Malalabe...
tohiny
novalian'i cutie ny 27/03/2007 12:10
rakaroka
(
25/03/2007 21:40)
tsara ve ny manambady?...
sa "aleoko aloha..." hoy ny hira!...
tohiny
novalian'i paris10 ny 28/03/2007 18:04
bmw333
(
25/03/2007 21:37)
Vavy # Lahy
Vavy : laona
Lahy : akalo
...
...
(Raha mahay mamaly ô!!!)...
tohiny
novalian'i xxx ny 02/04/2007 10:59
xxx
(
25/03/2007 19:29)
resaka circoncision
mba misy fanontaniana kely , sao misy mahafantatra kay hoe ahoana ny hanaovana ny didi-poitra eto frantsa raha teraka lahy, mety ve ny hanaovana aza @ izy vao teraka iny ( io no fanirianay), misaotra...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 06/04/2007 08:02
xoby
(
25/03/2007 19:17)
PSP na PS2
saly daholy:D!
Hoan'ireo izay manana PSP na PS2.:lol:
Mila modification ve nareo sa mitady jeux (dvd,umd,jeux carte mémoire)sa koa mitady carte mémoire na zavatra hafa mahaliana anao moban PSP sy ...
tohiny
novalian'i wooda ny 25/04/2007 23:47
mandrindra
(
25/03/2007 15:44)
vokatry ny lalao barea sy elefanta
mba ilazao izay mahalala azafady ô...
tohiny
novalian'i tsimatimanota ny 26/03/2007 08:23
ikaretsaka
(
25/03/2007 11:53)
Baiboly Tokana, fiangonana maro
Sendra nitsipalopalotra teny ny masoko
(azafady re raha nitsimpona ry pissoa an)
[quote=pissoa tatsy ambadika tatsy]Fa hatramizao mbola tsy azoko ihany ilay mampisaratsaraka nefa mampiasa "baibo...
tohiny
novalian'i prime ny 06/04/2007 09:52
mahajilo
(
25/03/2007 11:18)
mikaoty sipa
Ny bandy rehefa hikaoty sipa, ka te hahazo azy dia lasa be fandaingana, mamorona!
Tsy mety ve raha milaza izay zavatra marina, sa maivana loatra toy ny volomborona ka mila manindry amin'ny lainga tsa...
tohiny
novalian'i nadiotfridot ny 02/09/2017 14:53
tsimiandravola
(
25/03/2007 07:35)
Zezohita
[quote=un combatant du contrelemonotheisme]Bonsoir,
Par une inspiration qui n'était pas forcément du Saint-Esprit, j'ai emprunté à ma bibliothèque les "Exercices spirituels" d'Ignace de Loyol...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/03/2007 20:51
zandikely
(
25/03/2007 02:19)
Sao dia mba misy mahalala
Sao dia misy mahalala toerana mety azo hividianana plaque solaire, lanternes solaires, controleur de charge... izany hoe izay équipements ilaina rehefa manao installation plaque solaire no tadiaviko....
tohiny
novalian'i tsimatimanota ny 11/04/2007 11:36
xxx
(
25/03/2007 02:17)
expulsion de salmo Ravalomanana responsable
hita izao fa ny fototry ny fialan'i salmo teto amin'ny serasera dia ny fitondrana ankehitriny.
Depuis quand les policiens no afaka manao izany?
seuls les poissons morts sont dans mes assiettes.
...
tohiny
novalian'i salmo1 ny 27/03/2007 22:35
