torohevitra momba ny vavaka
1. LazaDaddy
(
26/03/2007 06:10)
Fitenin'ny olona matetika rehefa te "hiala bala" izy ny hoe: "mamaly vavaka Andriamanitra amin'ny fotoana mahamety azy".
Inona avy ireo ny torohevitra mikasika ny vavaka, azonao omena ny namana mba hanan-kery ilay vavaka atao?
Aoka atomboko dia ianareo manohy:
* Ilaina ny fahadiovam-panahy eo anatrehan'Andriamanitra, mangataha famelan-keloka aloha fa raha tsy izany tsy ahazo "rendez-vous" na oviana na oviana amin'Andriamanitra:wink:

novalian'i prime ny 03/04/2007 08:12
2. Fiffi
(
26/03/2007 07:22)
na de ny fanononana Andriamanitra aza de hangataham-pamelana aloha.....
3. lapino
(
26/03/2007 10:38)
Ozizy Jesosy hoe :
"Raha miray Amiko ianareo, ka mitoetra ao anatinareo ny Teniko, dia angataho izay tianareo fa ho azonareo izany."

4. prime
(
26/03/2007 13:18)
Dia hoy koa Kristy :
\"Sambatra ny madio am-po; fa izy no hahita an\'Andriamanitra,\" Matio 5:8...
\"Izao no fivavahana madio sady tsy misy loto eo anatrehan\'Andriamanitra Ray: ny mamangy ny kamboty sy ny mpitondratena amin\'ny fahoriany, sy ny miaro ny tena tsy hisy pentimpentina avy amin\'izao tontolo izao.\" Jakoba 1:27...
\"Aza manahy na inona na inona; fa aoka ny fivavahana sy ny fifonana mbamin\'ny fisaorana no ho entinareo manambara ny fangatahanareo amin\'Andriamanitra amin\'ny zavatra rehetra.\" Filipiana 4:6
\"Mifalia amin\'ny fanantenana; miareta amin\'ny fahoriana; mahareta amin\'ny fivavahana.\" Romana 12:12
\"Koa lazaiko aminareo: Na inona na inona tononinareo amin\'ny fivavahana sy angatahinareo, dia minoa fa efa nandray ianareo, dia ho azonareo izany. Marka 11:24
\"Fa antomotra ny faran\'ny zavatra rehetra; koa hendre ka mahonòna tena ho amin\'ny fivavahana.\" I Petera 4:7
\"* [*Ampio hoe: (21 Kanefa iny karazana iny tsy mivoaka raha tsy avoaka amin\'ny fivavahana sy ny fifadian-kanina)]\" Matio 17:21... Ny vavaka dia mamaha fatorana maro ary iraisana amin\'ny fifadian-kanina mihitsy rehefa tena ady sarotra...
\"Ary mangataka aminareo aho, ry rahalahy, noho ny amin\'i Jesosy Kristy Tompontsika sy ny fitiavana avy amin\'ny Fanahy, mba hiarahanareo miezaka amiko amin\'ny fivavahanareo amin\'Andriamanitra ho ahy,\" Romana 15:30... Ny fiainam-bavaka koa nefa dia ifanpitondran\'ny mpino ny enta-mavesatra ka tsy hanadinoina ireo mpitarika sy mpanompon\'Andriamanitra indrindra2 izay milofo fatratra ho amin\'ny famonjena ny maro araka ny baikon\'ny Kristy...

5. cutie
(
26/03/2007 13:24)
Inona avy ireo ny torohevitra mikasika ny vavaka, azonao omena ny namana mba hanan-kery ilay vavaka atao?
Aoka atomboko dia ianareo manohy:
* Ilaina ny fahadiovam-panahy eo anatrehan'Andriamanitra, mangataha famelan-keloka aloha fa raha tsy izany tsy ahazo "rendez-vous" na oviana na oviana amin'Andriamanitra
prime [ Valio ] 26-03-2007 15:18:51
Lohateny : Re : torohevitra momba ny vavaka
Dia hoy koa Kristy :
"Sambatra ny madio am-po; fa izy no hahita an'Andriamanitra," Matio 5:8...
"Izao no fivavahana madio sady tsy misy loto eo anatrehan'Andriamanitra Ray: ny mamangy ny kamboty sy ny mpitondratena amin'ny fahoriany, sy ny miaro ny tena tsy hisy pentimpentina avy amin'izao tontolo izao." Jakoba 1:27...
"Aza manahy na inona na inona; fa aoka ny fivavahana sy ny fifonana mbamin'ny fisaorana no ho entinareo manambara ny fangatahanareo amin'Andriamanitra amin'ny zavatra rehetra." Filipiana 4:6
"Mifalia amin'ny fanantenana; miareta amin'ny fahoriana; mahareta amin'ny fivavahana." Romana 12:12
"Koa lazaiko aminareo: Na inona na inona tononinareo amin'ny fivavahana sy angatahinareo, dia minoa fa efa nandray ianareo, dia ho azonareo izany. Marka 11:24
"Fa antomotra ny faran'ny zavatra rehetra; koa hendre ka mahonòna tena ho amin'ny fivavahana." I Petera 4:7
"* [*Ampio hoe: (21 Kanefa iny karazana iny tsy mivoaka raha tsy avoaka amin'ny fivavahana sy ny fifadian-kanina)]" Matio 17:21... Ny vavaka dia mamaha fatorana maro ary iraisana amin'ny fifadian-kanina mihitsy rehefa tena ady sarotra...
"Ary mangataka aminareo aho, ry rahalahy, noho ny amin'i Jesosy Kristy Tompontsika sy ny fitiavana avy amin'ny Fanahy, mba hiarahanareo miezaka amiko amin'ny fivavahanareo amin'Andriamanitra ho ahy," Romana 15:30... Ny fiainam-bavaka koa nefa dia ifanpitondran'ny mpino ny enta-mavesatra ka tsy hanadinoina ireo mpitarika sy mpanompon'Andriamanitra indrindra2 izay milofo fatratra ho amin'ny famonjena ny maro araka ny baikon'ny Kristy...
prime manin tsy valiana le izy fa tonga asesy njay le avy ao @baiboly :roll::roll::roll::roll:
6. prime
(
26/03/2007 14:37)
cutie> Ireo no valiny hitako mahalaza ny sitrapon'Andriamanitra mikasika ny vavaka sy ny toetra ary ny atao raha mivavaka...:wink:
Tsy misy afatsy ny baiboly ihany no afaka manome ny valiny akaiky ny tian'Izy Andriamanitra ambara indrindra...:)
Tsy mahavaly azy angaha ireo sa tokony tsy nasesy fa nataoko hoe : (ohatra ireto) mila madio am-po, mila miasa ho an'ny tsy manan-kianteherana intsony sy mitia ireo ary mitandrin-tena tsy ho tratry ny masirasiran'izao tontolo izao, mila maharitra, mila mino fa efa azo izay angatahana, mila mitia mivavaka sy mifona ary misaotra Azy Andriamanitra, mandrakariva, mila hendry sy mahonon-tena, mila miady hatramin'ny fanadinoana ny nofo, mila mifampitondra amam-bavavka... (izao ve no tianao?) tsy aleo ny Teniny fototra no lazaina... ny ahy dia aleoko ny Teniny tsy ovaina no ambara...:lol:

7. cutie
(
26/03/2007 14:40)
ny hevitry i prime no tiako ho fantatra fa tsy ny hevitry ny baiboly :lol::lol::lol::lol:
8. Fiffi
(
26/03/2007 15:23)
LazaDaddy:mba hanan-kery le vavaka ? heu....tsotra fotsiny hiany.....manan-kery foana ny vavaka raha mangataka an'Andriamanitra.....Andriamanitra de mamaly hatrany hatrany ny vavaka hatao Aminy saingy ny olona no tsy mahay mangataka....tsy mahay mionona...
Inona avy ireo ny torohevitra mikasika ny vavaka, azonao omena ny namana mba hanan-kery ilay vavaka atao?
Tsy koh hoe rehefa mila zavatra hiany vao angataka...moa ve mahay managaka ny olona ????????? Moa ve manana patience ny olona @ vavaka hatao hoe fangatahan-zavatra @ Andriamanitra ?
(Andriamanitra tsy andrinareo , andriko foana) hoy ny fitenenana zay...
9. Rasiligaoma
(
26/03/2007 16:01)
Lazadaddy:
inona avy ireo ny torohevitra mikasika ny vavaka, azonao omena ny namana mba hanan-kery ilay vavaka atao?
"tsy izay ilaiko no voatery homen'Andriamanitra, Fa izay fantany fa hahasoa ahy"
10. ikaretsaka
(
26/03/2007 16:06)
faranako foana amin'ny hoe ..."Ts'izay tadiaviko ... fa izay fantatrao fa hilaiko mba hahasoa ahy"
12. cutie
(
26/03/2007 16:12)
Mpandefa : Rasiligaoma [ Valio ] 26-03-2007 18:01:26
Lohateny : Re : torohevitra momba ny vavaka
Hoy i Lazadaddy:
inona avy ireo ny torohevitra mikasika ny vavaka, azonao omena ny namana mba hanan-kery ilay vavaka atao?
"tsy izay ilaiko no voatery homen'Andriamanitra, Fa izay fantany fa hahasoa ahy"
Miverina ery ambony
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 26-03-2007 18:06:19
Lohateny : Re : torohevitra momba ny vavaka
faranako foana amin'ny hoe ..."Ts'izay tadiaviko ... fa izay fantatrao fa hilaiko mba hahasoa ahy
hum hum
13. ikaretsaka
(
26/03/2007 16:36)
eeeeee... samy mehibe tao anaty Jesuites e..samy mpianatr'i mompera!
18. cutie
(
26/03/2007 17:58)
ka zao ange ry pissoa e
za io miandry ny valiny de ze valiny hitako metimety de ataoko an'io hum hum :lol::lol::lol:

19. tynah
(
26/03/2007 19:19)
miresaka am Andriamanitra am fo tsy misy zavatra hafenina aminy na ny tsara na ny ratsy, mifona mafy am zavatra tsy mety retra vita ary misaotra azy na am zavatra tsara na ratsy nahazo anao.Zany hoe midera ,mankalaza,mifona ary misaotra zay vao mangataka, na tsy mangataka aza ianao fantany ny zavatra mahatsara sy tadiavinao ka ho tanteraka zany. Ireo no hataoko refa mivavaka zah kah azoko daolo zay iriako sy angatahiko aminy.:-*