Vavy # Lahy

1. bmw333 ( 25/03/2007 21:37)
Vavy : laona
Lahy : akalo

...
...

(Raha mahay mamaly รด!!!)
novalian'i xxx ny 02/04/2007 10:59
2. mandrak ( 25/03/2007 22:57)
V:kiraro
L:tongotra
3. Fiffi ( 26/03/2007 22:25)
tsy azoko......
4. booboo ( 27/03/2007 09:22)
euh...
V : peratra
L : tanana
5. simplex ( 27/03/2007 10:02)
V: saron-tsitlo
L: sitlo
6. salmo1 ( 27/03/2007 10:06)
:-D
7. kala ( 27/03/2007 10:10)
Vavy : ecrou :?: @ teny gasy
Lahy : bilao
8. miarina ( 27/03/2007 10:20)
L : Hmm
V : Euh euh
9. xxx ( 27/03/2007 18:15)
iza no saron-tsitlo ato am serasera?
10. pissoa ( 27/03/2007 18:20)
kala :-D:-D:-D

bjr njy alou :-*:-*:-*
11. simplex ( 27/03/2007 18:31)
L: ;-)
V: :oops:
12. Stretch ( 27/03/2007 18:42)
tsy ratsy kosa ny combinaison an simplex an !
de avy eo ve le sipa mody manoratsoratsa am tany
:-D:-P:-D
13. pissoa ( 28/03/2007 06:51)
Lahy : misy kely :-w:-w:-w
Vavy : normal :-D:-D:-D
14. pimaso ( 28/03/2007 07:37)
L : Ambony
V : Ambany
15. sonwin ( 28/03/2007 07:58)
L : ankihibe
V: fanondro sy fanondro adala (ireo ratsan-tanana roa manaraka ny ankihibe)
16. Mmamisoa ( 28/03/2007 08:51)
simplex:

L: ;-)
V: :oops:


L : ;-)
V : :b


17. xl ( 28/03/2007 14:14)
L::miam:
V::evil:
18. sakaizakely ( 29/03/2007 12:33)
L : mampidibola
V : mandany azy
:-P
19. Stretch ( 29/03/2007 12:39)
L:volera
V:polisy
20. tslem ( 29/03/2007 13:27)
vavy: sera
lahy: namana

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0507