Sao dia mba misy mahalala

1. zandikely ( 25/03/2007 02:19)
Sao dia misy mahalala toerana mety azo hividianana plaque solaire, lanternes solaires, controleur de charge... izany hoe izay équipements ilaina rehefa manao installation plaque solaire no tadiaviko. Mety hahitana ireo zavatra ireo ve any Madagascar?
Aiza no mety hahitana azy ireo?
Dia misaotra mialoha!
2. jajaf401 ( 25/03/2007 08:40)
izay no asa iandreketan'ny SOLARMAD amizao fotoana ao Majunga eh (village touristique) eny hatramin'ny installation aza, je crois!
3. zandikely ( 25/03/2007 11:59)
Jajaf401:
Misaotra betsaka! Fa hiezaka hahalala ny adiresy hahafahana mifandray amin'izy ireo aho.
4. DotMG ( 26/03/2007 07:34)
Misy izay hoe TENEMA (Total Energy Madagascar) izay etsy Ambatoroka.

http://www.google.com/search?q=tenema+madagascar+contact
5. ikaretsaka ( 27/03/2007 01:03)
somary lafolado vidy sy maka tombony kely izay ny an'ny tenema raha tena kotiana daholo ny masonkarena..
fijeriko manokana izay an!
6. tsimatimanota ( 11/04/2007 11:36)
eny @ fivondronana misy lanterne,
dia brocanteur misy plaque
morabe
10.000 / kg
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3958