300

1. Fiffi ( 26/03/2007 05:59)
iza no efa nahita an'io film io ?
http://www.allocine.fr/video/player_gen_cmedia=18704950&cfilm=57529&hd=1.html
novalian'i kelly13 ny 27/03/2007 17:51
2. salmo1 ( 26/03/2007 07:10)
Tena tsy azoko...:roll:
¿inn no tiany Fiffi lazaina eto?
:D:-D
3. Fiffi ( 26/03/2007 07:25)
ny tiako lazaina eto de iza no efa nahita an'io film io....de ahoana no fahitanao azy ? :)
4. kelly13 ( 26/03/2007 07:37)
za ankia vao hijery ry fiffi fa tsy haiko ra ho tiko zany resaka spartiates zany a! lazaiko eto ny fahitako azy e
5. hery ( 26/03/2007 07:59)
Androany hariva aho no hijery an'io. Tsy dia tsara loatra aloha raha ilay tantara no hojerena fa ny antony tena hijereko azy dia ilay realisation-ny. Indrindra fa hoe natao tao anaty Studio manontolo io ary resaka effets speciaux natao t@ ordinatera daholo ny zavatra rehetra hita ao.

Mitovy amin'ireny DA ireny ihany zany kou.
6. ds ( 26/03/2007 11:47)
Izaho efa nahita ;-)
Ohatran'ireny sarimihetsika misy be sandry (Spartacus, Hercule, sns) mampiady taim-by. Izaho aloha tsy tia e. Na izany aza, nahafinaritra ahy ilay toe-tsaina nananan'ilay mpanjaka spartiate : nanao sorona ny tenany niaraka tamin'ny 300 lahy mahery fo ho fiarovana ny tanindrazany.
Hery>tsy mitovy amin'ny DA kah. Tsy dia misongadina ao loatra ny fifanandrinana toy ny fahita amin'ireny "arts martiaux" ireny ohatra. Ny tena tiana navoitra angamba dia hoe na vitsy aza kanefa be risi-po, dia mety mandresy.
7. Robert ( 26/03/2007 11:58)
Izaho aloha efa nahita ilay sarimihetsika io. Tiako ilay izy, effets spéciaux.... bande dessiné an'i Frank Miller io no natao film.
8. Fiffi ( 26/03/2007 14:56)
ny ahy aloha de tiako an ! ny mozika , ny acteur , ny tantara fa aleo aloha mijery zay tsy nahita fa manjary tsy misy suspens... :)
9. hery ( 27/03/2007 07:44)
Tsy mamely. Film fijery eny amin'ny Salle Video Behoririka (le asiana soratra hoe Gidra be sns.)

10. booboo ( 27/03/2007 07:47)
:-D:-D
11. kelly13 ( 27/03/2007 07:58)
tsy aleo kosa v 300 toy zay le roi arthur???? iny no tena pffff b
12. Fiffi ( 27/03/2007 09:31)
ié ! aleko lavitra kosa aloha 300 toy zay arthur an !
de tsy tian'i Hery zany le film ? hummm...ny mozika kosa aloha tiako be an ! ny acteur tena nahay ry zareo...
13. hery ( 27/03/2007 09:57)
Fiffi> Zah mpanenjika video teny Behoririka kah :-)
14. kelly13 ( 27/03/2007 10:01)
hery>le mpijery film gidraka b d refa tafavoaka avao d mihevitra oe bokona b kou v? hahahahaha
15. Fiffi ( 27/03/2007 17:26)
:-D:-D:-D:-D de le manao be sandry be ve ? :-D:-D:-D
16. kelly13 ( 27/03/2007 17:51)
ie, sinon le refa mande d abakabaka b ny tongotra hihihi, mi scene nge reto lhl reto refa t hiseo mlay zay e :°):°):°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1227