takaka mety hianatra dokotera aty andafy

1. salmo1 ( 26/03/2007 02:43)
Izaho efa nanomana ny fiainany le olona anakiray zay; ny trano, ny fiara http://ar.geocities.com/autocarautos/2005-mercedes-benz-slk-front.jpg , ny fahazahoana manohy ny fianarany, ny fahazahoana hipetraka aradalana, billet d'avion...sns

de rehefa avy eo zah mihirahira fotsiny oe:
-dokotera enao ô, fali2 ery wa zah, sarikitika aminao wa zah, ravô mahita ny tananao...
novalian'i Fiffi ny 27/03/2007 17:27
2. Fiffi ( 26/03/2007 05:23)
tena tsy azoko ny tian'i salmo lazaina.......
3. salmo1 ( 26/03/2007 08:45)
Fiffi: averiko hazavaina ary e^:^

Nisy chica gasy izay efa namako ary mbola namako fa tsy mety hadinoiko mihintsy ny anarany, nahazo voalohany izy tam fanalana bacc, vao maika tsy hadiniko ny fahaizany. Rehefa nanontaniako izy oe:

salmo1: -Inona no tinao?

la chica: -Asa =))

salmo1: -zany ve de mapme?

la chica: -entssss! hividiano patalou zah ary e.

salmo1: -fa anga enao tsy mipatalou any?

la chica: -:-D:}ti rangahy mbola tsy niova hatram'zao a:-D=)).

salmo1: -zany ve? avy aty aminay de hitany twa tsara ny fiovako:°)

la chica: -an! an! hampiaraka hande tongotra ndray ve zany?:}:-D

salmo1: -tsindraindray fa izaho mandende lavitra be:°):-P

la chica: -an! an! (tonga de =(()Elah anga efa manana tômôbilina?

salmo1: -zahay manana anakiroa (any dada sy maman), fa izaho mbola hande hividy, karazana vamm inn no tena miady piesiny twa:?::°)

la chica: -an! an! ny ahy le descapotabla 2 seza ireny no tena tiako:lol::°)

:@:@Mira k xula la chica de Mscar:oops:




4. Vahinala ( 26/03/2007 08:48)
5. miarina ( 26/03/2007 09:23)
Rehefa tsy zaka wa io rongony io de ajanony .. tena resaka serieux nena a
6. salmo1 ( 26/03/2007 09:36)
:-D=))
hisy harary (l) eto marina
7. booboo ( 26/03/2007 09:44)
Tazy klou ry Salmo dia hombohin'oul eto ny farany e :-D:-D:-D:-D:-D
8. xxx ( 26/03/2007 09:56)
Ilay tampohan'ny nankany andafy ve no tsy zakan'ny lohany sa ny fitsirian'ny ahitra?
Sa mandrongony marina angaha kah! kely sisa dia ho lasa i salmol.
9. salmo1 ( 26/03/2007 11:11)
xxx:
Ilay tampohan'ny nankany andafy ve no tsy zakan'ny lohany sa ny fitsirian'ny ahitra?

zakako tsara ka! tsy misy manelingelina. Aty elah mahazo :-* fôna, rehefa tena eo akaikiny zareo elah mitady lalana hafa ndray... hamoronana vao2, raha misy vokatra tsara any lavitra any.
Mazava?
10. xxx ( 26/03/2007 11:18)
:roll::roll::?::?:
11. xxx ( 26/03/2007 11:25)
salmo1:
zakako tsara ka! tsy misy manelingelina. Aty elah mahazo :-* fôna, rehefa tena eo akaikiny zareo elah mitady lalana hafa ndray... hamoronana vao2, raha misy vokatra tsara any lavitra any.
Mazava?

ie mazava de zay zany kou
12. tsito ( 27/03/2007 13:50)
je ne comprends rien du tt
13. Fiffi ( 27/03/2007 14:24)
le dinika mihintsy no.....
14. Stretch ( 27/03/2007 16:43)
resakin'ny mitady vady am site na rencontre mi tsaty ve ky zany ry salmo ?

sa dinika manamôsy ndray :-D
15. Fiffi ( 27/03/2007 17:27)
nga zany hay intsony eh !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0487