Mikalo Fideràna
1. Fiffi
(
26/03/2007 07:21)
Nahita an'ity zah de mba zaraiko anareo eto raha mba te-hikalo fideràna an'Andriamanitra nareo.....Protestanta , Katolika de ao daholo....de mazotoa mikalo aza ... :)
http://membres.lycos.fr/hirafiderana/
http://membres.lycos.fr/hirafiderana/
novalian'i Fiffi ny 28/03/2007 06:00
2. diamondra27
(
26/03/2007 07:24)
misaotra akia fiffi a!
mamelombelona ny fanahy io
sady misy an'le hira nangatahin'ny namana teto zay
no misy ny lavitra akaiky koa:-P:-P
mamelombelona ny fanahy io
sady misy an'le hira nangatahin'ny namana teto zay
no misy ny lavitra akaiky koa:-P:-P
4. mignone
(
26/03/2007 09:11)
ary aona moa ilay hira misy hoe "rano be mangeniheny " tsy tadidiko tsony ...
6. Fiffi
(
26/03/2007 12:19)
tena mamelombelona fanahy marina ny hira ao an !
Tsy misy fisaorana ry namana fa mazotoa mikalo aza ...:):-*:-*:-*
Tsy misy fisaorana ry namana fa mazotoa mikalo aza ...:):-*:-*:-*
9. cutie
(
26/03/2007 12:32)
hafa ahoana akia fa samy manana ny hatsarany daholo a :lol::lol::lol::lol:
13. cutie
(
26/03/2007 16:22)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 26-03-2007 15:04:00
Lohateny : Re : Mikalo Fideràna
mamelombelona fanahy kah ! non ?
tsy laviko :lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol:
14. Fiffi
(
26/03/2007 17:59)
ny tena hitiavako azy de misy pretra (angamba) le mivavaka iny...asa isakin'ny hira 10 eo ho eo izy zay....
18. Fiffi
(
26/03/2007 21:05)
Jehovah ô ary Anao ny fisandratana ho Lohany ambonin'izy rehetra. Avy aminao ny harena sy ny voninahitra, ary Hianao no manjaka amin'izao rehetra izao; eo an-tànanao ny hery sy ny tanjaka, ka eo an-tànanao koa ny mampahalehibe sy ny mampahatanjaka izao rehetra izao. Koa ankehitriny misaotra Anao izahay, ry Andriamanitray ô, sy midera ny anaranao be voninahitra.
