Mikalo Fideràna

21. kiranil ( 27/03/2007 01:31)
Fiffi> misaotra betsaka fiffi a..
cutie> :lol: http://youtube.com/watch?v=9JL5ksyg7QE
ndray ary e :D nareo moa zany lasa tena tsy mahatanty mamaky soratra masina intsony sa..??
22. cutie ( 27/03/2007 02:12)
manadala njay i kiranil:-w:-w:-w:-w
23. kiranil ( 27/03/2007 02:54)
cutie> f'iza njay zany lasa adala zany ?? :lol:
HS.. I'm outta here...:arrow:
24. Fiffi ( 27/03/2007 05:15)
zah zao vao avy nikalo vao maraina be zao ...hihihhi :)
25. diamondra27 ( 27/03/2007 11:17)
mignone:

ary aona moa ilay hira misy hoe "rano be mangeniheny " tsy tadidiko tsony ...



Ry Jesosy mba tantano
ho tafita soa ary
ka ambeno sy sakano
zay rehetra loza aty


RANO BE MANGENIHENY
zao alehako izao
ka aoka Ianao hiteny
.......


Io va akia le izy?
:-*:-*
26. diamondra27 ( 27/03/2007 11:19)
Hira atao rehefa misy olona handeha lavitra e!na hanao zavatra mafy satria mila ny fiarovan'i Tompo
:-*:-*
27. cutie ( 27/03/2007 11:53)
Mpandefa : kiranil [ Valio ] 27-03-2007 04:54:31
Lohateny : Re : Mikalo Fideràna
cutie> f'iza njay zany lasa adala zany ??
HS.. I'm outta here...

efa hain'i kiranil fa tsy tiako io mbola alefa foana :-w:-w:-w:-w
28. booboo ( 27/03/2007 12:11)
Cutie > jereo kosa oun e, misy oul mandihy ange ao e :-D:-D:-D:-D:-D
29. cutie ( 27/03/2007 12:13)
booboo:-D:-D:-D:-D:-D
tsy tiako eny an-tratran'i Abraham wa :-D:-D:-D:-D
30. rabilabila ( 27/03/2007 14:51)
Amiko manokana rehefa hira dia hira (na fiderana io na zavatra hafa ).
Efa fantatrareo jiaby ny position-ko momba ny fivavahana ary tsy manakana ahy hanaiky ny esthetique n'i J.S. Bach ,Haendel,Mendelson,Mozart,TGC,sy ny gospel rehetra akory izany .
Ny tiako lazaina dia :misy fomba maro ny hitiavana hira :ao ny mihaino ny tonony ary sensible amin'izany , ao ny mihaino ny fehony ary sensible amin'izany.
I cutie ity tena manapa-tsinay ahy mihitsy indraindray:-D:-D:-D
31. cutie ( 27/03/2007 14:53)
rabilabila
mitovy tsika @ iny
:lol:
Mpandefa : cutie [ Valio ] 26-03-2007 14:32:57
Lohateny : Re : Mikalo Fideràna
hafa ahoana akia fa samy manana ny hatsarany daholo a

I cutie ity tena manapa-tsinay ahy mihitsy indraindray

fa manin no manapa-tsinay :-D
32. rabilabila ( 27/03/2007 14:58)
cutie>> Satria ny "intervention "-nao matetika dia fehezan-teny kely fotsiny nefa mafonja ary miteraka resaka lavabe avy eo:-D
33. cutie ( 27/03/2007 14:59)
:-D:-D:-D:-D:-D
tsy njy rery no mahamarika an'zany:-D
34. dadie ( 27/03/2007 15:06)
fiffi
tena mahafinaritra ny mikalo fideranaka!
i hantatiana no tena mpihira tsaroako nihira fiderana d tam heritaona aho nisakafo tany aminolona d hira fiderana no betsaka tao ,gaga aho fa mihetsika b daolo ze mande ,ny ampitson'iny tany analakely aho hira fidera daolo no nividiko ;menafify, les adeline,antsan'ny kristy,sns...nefa aiza talo ry rossy,njakatiana sns ...no betsaka ih ih ih ,merci aki fiffi a
35. Fiffi ( 27/03/2007 19:46)
rabilabila: eny an ! zah ange tsy mandaha an'zany an ! saingy mbola hafa hiany kosa le mikalo fidèrana an'Andriamanitra @ teny gasy.....

dadie: tsy misy fisaorana akia de mazotoa mikalo an ! :):-*:-*
36. cutie ( 28/03/2007 01:48)
saingy mbola hafa hiany kosa le mikalo fidèrana an'Andriamanitra @ teny gasy.....

hay ve le mikalo fa tsy mihaino e
hafa marina:lol::lol::lol::lol:
37. Fiffi ( 28/03/2007 06:00)
mihira.....:)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0728