Mikalo Fideràna

1. Fiffi ( 26/03/2007 07:21)
Nahita an'ity zah de mba zaraiko anareo eto raha mba te-hikalo fideràna an'Andriamanitra nareo.....Protestanta , Katolika de ao daholo....de mazotoa mikalo aza ... :)

http://membres.lycos.fr/hirafiderana/
novalian'i Fiffi ny 28/03/2007 06:00
2. diamondra27 ( 26/03/2007 07:24)
misaotra akia fiffi a!

mamelombelona ny fanahy io

sady misy an'le hira nangatahin'ny namana teto zay

no misy ny lavitra akaiky koa:-P:-P
3. Vahinala ( 26/03/2007 08:58)
Misaotra any Fiffi an
4. mignone ( 26/03/2007 09:11)
ary aona moa ilay hira misy hoe "rano be mangeniheny " tsy tadidiko tsony ...
5. andry08 ( 26/03/2007 11:47)
Fiffi ô! Misaotra an! Biz indry!:-*
6. Fiffi ( 26/03/2007 12:19)
tena mamelombelona fanahy marina ny hira ao an !
Tsy misy fisaorana ry namana fa mazotoa mikalo aza ...:):-*:-*:-*
7. cutie ( 26/03/2007 12:20)
merci fa efa mihaino mitsy za zao :lol:
8. Fiffi ( 26/03/2007 12:23)
tena mbola hafa mihintsy ny hiram-pivavahana ô ? :)
9. cutie ( 26/03/2007 12:32)
hafa ahoana akia fa samy manana ny hatsarany daholo a :lol::lol::lol::lol:
10. Fiffi ( 26/03/2007 13:04)
mamelombelona fanahy kah ! non ? :)
11. andry08 ( 26/03/2007 16:05)
efa hoe mamelombelona fanahy tokoa! Si!
12. ikaretsaka ( 26/03/2007 16:11)
fiffi> mankalaza..... (euh =namaste)
13. cutie ( 26/03/2007 16:22)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 26-03-2007 15:04:00
Lohateny : Re : Mikalo Fideràna
mamelombelona fanahy kah ! non ?

tsy laviko :lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol:
14. Fiffi ( 26/03/2007 17:59)
ny tena hitiavako azy de misy pretra (angamba) le mivavaka iny...asa isakin'ny hira 10 eo ho eo izy zay....
15. cutie ( 26/03/2007 18:02)
zany an :lol::lol::lol::lol:
16. Fiffi ( 26/03/2007 18:04)
ié ! :) tena vao naheno zah teo ! heu....10mn zay fa tsara be an ! :)
17. cutie ( 26/03/2007 18:05)
de in hono nolazain'i pretra:lol::lol::lol:
18. Fiffi ( 26/03/2007 21:05)
Jehovah ô ary Anao ny fisandratana ho Lohany ambonin'izy rehetra. Avy aminao ny harena sy ny voninahitra, ary Hianao no manjaka amin'izao rehetra izao; eo an-tànanao ny hery sy ny tanjaka, ka eo an-tànanao koa ny mampahalehibe sy ny mampahatanjaka izao rehetra izao. Koa ankehitriny misaotra Anao izahay, ry Andriamanitray ô, sy midera ny anaranao be voninahitra.
19. cutie ( 26/03/2007 21:12)
aleoko ihany hira :lol::lol::lol::lol:
20. Fiffi ( 26/03/2007 21:49)
ka henohina koh le izy kah ! :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0859