siligaoma

1. tslem ( 23/03/2007 09:07)
iza moa ry reto no mihira an lé oe "siligaoma" , toy izao lé izy:
indry sipa jejojejo io anie ataon'ny bandy siligaoma fotsiny
.....................................................
manaraka ny faladiha kirarony eny ndry dia itakitsahiny fotsiny.......
novalian'i Fiffi ny 25/03/2007 07:05
2. ari.malala ( 23/03/2007 11:44)
efa ela aky io tslem d ts tadidy tsony we iza no mihira azy! tadidiko mints nalaza b io hira io,fa ts tadidiko we iza le mihira azy!
3. Fiffi ( 25/03/2007 07:05)
zany hira zany tena mbola tsy henoko mihintsy an !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4709